Bandy pelaka

1. salmo1 ( 28/07/2007 21:07)
Inn no tena mahatonga ny bandy ho pelaka:?:


novalian'i homo ny 13/07/2012 09:07
2. fasaly ( 28/07/2007 21:51)
tongasoa tampoka i salmo zany!
ka nateraka ho pelaka izy ko:-P
3. karinah ( 28/07/2007 21:59)
slt salmo ,...misy kou tia hanandrana d lasa pelaka !:{
4. sylvain ( 28/07/2007 23:05)
za aloha tsy mino fa misy ny nateraka ho pelaka é!zavatra ôtrany volena tao an-tsainy sasany io,hoe misy any zao revy zao d azo atao ny manao azy!
5. Jeankely ( 29/07/2007 06:37)
Raha nanarak'efa na novolena dia tsy mety. Ny sasany aloha dia ny vatany mihintsy no hafa. Ilay pelaka moa misy karazany @ lehilahy. MIsy ny pelaka mitady lehilahy hamely azy ary misy kosa ny pelaka mitady lehilahy hanaovana. Samy tsy ara-dalana, na tsara angamba ireo na manamarina ny fetezany ary mahazo fahafahana aza ry zareo any amin'ny tany sasany. Samy bandy izao ve no hiaraka hatory. Ndana mody fa tsy hevitra. Iza no hanoroka bandy nefa bandy? Nefa dia hakafizin'ny sasany.
6. princesseN ( 04/08/2007 09:28)
tsotra be:ka satria mba te hiango toa ny vhv izy te ho vhv izy @fiainany rehtra eeh!nefa nge ratsy be zany tsy mi-accepte ny nature-ny zany ee!
7. booboo ( 04/08/2007 09:35)
ny pelaka tsy voatery ho sarim-bavy aby kah

Ny mahatonga ny bandy ho pelaka : zay no hitany fa mety @ fiainany tahaka ny hafa hoe hetero no mampety ny fiainany.
8. lapino ( 04/08/2007 10:15)
Ny mahatonga ny bandy ho pelaka lesy de zao a : abomination.

booboo:
Ny mahatonga ny bandy ho pelaka : zay no hitany fa mety @ fiainany tahaka ny hafa hoe hetero no mampety ny fiainany.
... tahaka ny hafa hoe pedophile no mampety ny fiainany ? :roll:
9. tywa68 ( 04/08/2007 10:31)
Tia manandrakandrana sy manaraka lamaody d roboka !
10. booboo ( 04/08/2007 10:43)
Lapino > :roll:
11. simplex ( 04/08/2007 21:04)
Inn no tena mahatonga ny bandy ho pelaka :?:
i pach kosa ve less d hatakalon'la bandy le :roll:8O:twisted:
12. diamondra27 ( 04/08/2007 21:21)
mety diso fanantenana @ vhv de miova lhl ndray no tiavina

misy koa olona voafitakin'ny dadatoany na dadabeny ohatra le bandikely zany , de refa lebe lasa tsy mitia vhv tampoka zany satria matsiaro le nataon'ilay dadatoa na dadabe na olona akaiky ny fianakavianao...
13. menalamba ( 04/08/2007 21:47)
Mety mpankafy mikaka mafy ilay olona dia lasa tia tsindrona afara....:-/:-D:-D
14. karinah ( 05/08/2007 16:09)
n'importe koi!:{:{:{
15. karinah ( 05/08/2007 16:18)
misy efa voa-janahary mihintsy; dia misy indray tia manandrana ftsn... d matetika tsy afaka intsony koh!
16. Jeankely ( 07/08/2007 04:41)
Mahereza ry PELAKA a=))=))=))
17. ikaretsaka ( 10/08/2007 02:55)
ny pelaka amiko aloha efa 17,9 e
18. Jeankely ( 11/08/2007 05:24)
17,9999 io ry Pelaka a=))=))=))
19. salmo1 ( 13/08/2007 13:29)
Ratsy izany lhl manao sexe @ lhl na vhv manao sexe @ vhv. Tsy adala andriamanitra nanao vhv ho any lhl. Olona manana fanahy isika fa tsy biby, ny biby sasany aza mafantatra ny tokony hataony... vao maika isika olom-belona.
20. ikaretsaka ( 13/08/2007 13:47)
ka izay "fananan-tsaina" loatra izay mihitsy no mampivaralila ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2926