Zoky fanaja,mandidy ny fiainanao koa ve?Ampio aho!
41. beloha2
(
11/08/2007 01:11)
Fa inn no tena marina ary e, ny valiny anie efa ao aminao ihany oe tsy handoa fa mba te hiresaka enao ary rah ny fijeriko ny fomba famalin Nyrina azy, famaly somary tezitra zany de ngamba enao mintsy le vadinle zandry ary mety ts an nmanao zany ty fa tataranareo mivady mints:lol::lol:Mety ho diso ndray beloha2 amnio an, fa Niryna ihany no mahalala ny marina, le oe ny marina ihany no marina amiko e :-D
Marina ny anao fa tsy raofina amn sobika ny vola any andafy any fa aminay sy iarahamahalala de amn akapobeny ny ol any andafy manana nony ol eto dago.Ny fieritreretana anzany akory tsy midika mints oe hanararaotana anareo any andafy any fa i Niryna de otranle namany ihany mandray antendrony amle oe hano fa vola adala tompo, Tsis idirany amzany mints fa refa misananaka kosa ve tsy ho pehan bandy e.
Ny hoe fitsarana le vadinle zandry de tsy mieritreritra anzany mints beloha:lol:Tsis idirany ze aferanol any fa fampitahana ftsn no nataoko ngamba ra azon Niryna tsara ny tiako hahatongavana
De mbola misy tsy fifankazahoandresaka ihany koa eto fa ngamba na lava aza ny zvtr nosoratako tam voloany de tsy mis resaka fanesoana zany oe manakarena.Za az tadidko fa ts nanoratr harena zany kory fa mankatao no terme napiasaiko fa io oa le lazaiko oe mandray atendrony, sady mandika vilana, ary de tena copie conforme amle namany mints Niryna amle foma nandraisanle namany anilay oe ny aretimponle zokiny no atao fitaovana:{Dray re marina e, de na ny iteny anzany aza ve ts hahamenatra, fa sao ra marary tokoa le ol ka hanody le aretiny.Ary y hoe maka side,ko ze henoko ihany no tataraiko ko za ko ve handany andro hitady ze marina amn tataranol ka nde hitady azy mivady any andafy ahitako ze marina fa ze henoko aloha no inoako.
Mampalahelo fa izay ny fiainana,hano fa adala tompo,ataovy havana raha misy patsa ,rehefa tsy azahoana dia ny harenany no tanisaina.Ny vadiny no mahazo fanaratsiana.
Lasa isika mianaka indray no mifandramatra eto fa ho an'ny olona hoy ianao rehefa aty an-dafy dia manana no fiheverana azy:roll:
[/quote]
Tena tsmis idirany amzany mints ny zvtr noresahiko teo aloha fa amreo valiteninao reo ry Niryna de mihamafy ny finoako fa tena ianao mints le vadinle zandry takiana vola sats zany:-DNy marina aminao de marina ihany sa ahoana e:*:*:*:*

message