Zoky fanaja,mandidy ny fiainanao koa ve?Ampio aho!
21. xxx
(
29/07/2007 12:25)
nanana faniriana naka ity iray tam-po aminy ity zoky[quote]
adidy iaraha-manana
[quote]saingy nony tonga ilay olona dia noteneniny hoe ho avy izy ary dia mandoha ny an-tsasany frais ianareo(ilay zandry sy ny vadiny).
normale be, raha misy ihany ny azo atao dia ampio izy fa tsy hanenenanao zany, ny soa atao levenam-bola.
[quote]tsy nampahafantariny azy(zandriny) mialoha ilay izy(vahiny ) mba hanomanany vola[quote]
tsy hafa angamba ilay olona fa samy iray tampo aminy na ilay zoky na ilay zandry, ny adidy tsy an'olon-dratsy.
22. xxx
(
29/07/2007 12:29)
nanana faniriana naka ity iray tam-po aminy ity zoky
adidy iaraha-manana
saingy nony tonga ilay olona dia noteneniny hoe ho avy izy ary dia mandoha ny an-tsasany frais ianareo(ilay zandry sy ny vadiny).
normale be, raha misy ihany ny azo atao dia ampio izy fa tsy hanenenanao zany, ny soa atao levenam-bola.
tsy nampahafantariny azy(zandriny) mialoha ilay izy(vahiny ) mba hanomanany vola
tsy hafa angamba ilay olona fa samy iray tampo aminy na ilay zoky na ilay zandry, ny adidy tsy an'olon-dratsy.
23. niryna
(
31/07/2007 04:27)
Marina izany ry xxx a,ary misy ny adidy tsy maitsy atao.Toy ny fandevenana,zavatra mitranga tampoka.Misy kosa mba hiarahana sy misy ny fifampiresahana fa tsy tonga dia atao tery botry kosa ny ankizy.
Toy ny rar sasany dia manao izany ny ankizy,misy anefa tsy mba mana-force-ny ankizy fa izay mahalala tanana dia afaka manome.Izay no ilaina ,dia mitovy ilay hoe mila mitady valiny amin'ilay nanaovanao soa ve ianao.
Ny fiainana dia samy manana ny azy,raha sitraponao ohatra ny mampisambotra vola olona ,tonga dia fantatrao fa mety tsy miverina intsony iny,efa mandry izany ny sainao eny fa na natao hoe nosamborina ary ilay izy.
Toy izany ihany koa ny manome na inona na inona rehefa sitrapo toa mandeha ho azy,fa raha tery vai-manta kosa angamba hikomy ihany ny fanahinao .Asa aloha e,mbola tsy tsatra aho na tsy dia ataoko tena mavesatra koa angamba dia toa mandeha fotsiny ihany.

24. xxx
(
31/07/2007 07:56)
Adidy iaraha-manana,soa atao levenam-bola.
Mifampidinika tsara miaraka amin'ilay vao nafarana dia mba mandray andraikitra koa izy(ilay vao tonga zany!) mba manolo ilay vola koa izy rehefa stable ny fiainany sa izy mandalo fotsiny? izay no tsy haiko.
Tokony tsy hanao tery vay manta kosa aloha ilay nanafatra fa mba mihezaka mi-comprendre e, rehefa mba misy ny fifanampiana dia izay no zava-dehibe.
Tsy misy fiainana vanona raha tsy misy ny fifanampiana, misaora an'Andriamanitra raha mbola misy Ray aman-dReny,iray tam-po, havana ahafahana manefa adidy, ireo tsy manana intsony aza efa tsy fidiny hoy ny fiteny.Dia aza adinoina ilay fiteny hoe ny zavatra ataon'ny tananao havia aza atao fantatry ny tananao havanana.

niryna:
raha tery vai-manta kosa angamba hikomy ihany ny fanahinao

25. princesseN
(
31/07/2007 09:14)
Na zoky aza alou izy tsy tokony hanao an'izany mintsiny e!
Saingy raha ny tena marina tokony ho nifampiresaka alou ry zareo, ary tokony mba hiteny an'ilay zokiny koa ilay zandriny fa tsy ho vitany ny andoha an'ilay vola lazainy fa mba ny amphany ihany no tokony alohany, satria raha manaiky fotsiny izy de sûr aho fa amerina an'zay fona alay zoky satria mihevitra izy fa mety ny ataony.

26. sakaizakely
(
31/07/2007 09:21)
eeeeeeeeee
iza kou no hanaiky terena fotsiny @ zavatra tsy nifanarahana izany fa le zandry koa no donto raha hanaiky an'zany eo !
Amiko ry niryna, fanaja daholo ny olona fa tsy vitan'ny didy boraingina hoe RaD fanaja, zokiolona fanaja. Io no mbola mahavoa antsika gasy. Tsy ampidirina @ lohantsika fa samy mendrikaja daholo na zandry na zanaka, na kely na lehibe. Le respect se mérite na firy taona ianao na firy taona. Raha tianao hanaja anao ny zandrinao dia hajao izy, marik'izany ny fizarana aminy ny vinavina sy fikasanao. Mazava tsara ny resaka am zay. Dia eo koa ilay zandry mety tonga dia ho nanolotena am'zay azony andraisany anjara. Tsy misy romoromo am zay
Fa eto zany dia didy boraingina be le ataon'le zoky. De inona ny tombontsoa hihavanana @ olona toy izany ? Raha za manokana an ! De alefako mitsako ahitra izy raha mba za no atao an'zany. NOho ny fiainako manokana angamba no mahatonga ahy hiteny an'zany satria izaho dia tsy mitamby am ny hafa fa hatram zay dia za zaho rery no niatrika ny fiainako ary tsy niandry n'izan'iza na ny ray tampo aza. Ny fianakaviako mahafantatra tsara ny toetrako, tsy hisy sahy hanao an'zany amiko. Raha vao miboledaledaka dia tsy maintsy araraotin'ny olona.
Asaivo mijoro le zandry e ! Farafaharatsiny miteny hoe eo nanao zavatra tsy mba niera ko zao vao hoe mizara aho mizara. Zay tsy misy vola aloha izao fa dia miandry anay ahangona vao afaka manome participation arak'izay tratra, fa tsy ianao no hametra ny tokony anjaranay. Vlan ! prends ça dans la ch'tron !:-D:-D:-D

27. lovelynow
(
31/07/2007 12:05)
niryna:
Ny zoky fanaja ary indraindray dia manararaotra izany fahazokiny izany izy.Moa ve amin'ny mahazoky azy dia izay teneniny na diso aza dia ekena,na izy no mandidy ny fiainanao?Moa ve tsy maitsy ny teniny foana no arahina,izaho zoky,izaho tokony hajaina,izaho zoky indray ve no hiantso azy,sns..
Nisy tantara toy izao,nanana faniriana naka ity iray tam-po aminy ity zoky,manao ttsy tsy mora ary tsy vetivety.Nisy fotoana lava tao,saingy nony tonga ilay olona dia noteneniny hoe ho avy izy ary dia mandoha ny an-tsasany frais ianareo(ilay zandry sy ny vadiny).Lafo dia lafo ny frais raha avy any dago no mankaty ny olona.Tankina tsy nahateny izy mivady indrindra ilay ramatoa vadiny.Ny antony:tsy nampahafantariny azy(zandriny) mialoha ilay izy(vahiny ) mba hanomanany vola,tsy nisy resaka ny hanafatra ilay olona koa fa izy irery ihany no nanao izany,tsy nisy teny nierana izany tao kanefa rehefa tonga ny resaka vola maninona no terena :?:
Inona no tokony ho tenenin'ity zandriny satria tsy mety mihitsy ilay mandidy manapaka tsy nisy nifanarahana,amin'izay koa tonga dia mitaky ilay antsasana frais-n'ilay olona izy kanefa tsy nomeny fotoana hanangonana izany akory ilay zandriny.Ny vadiny moa dia tsy afaka miteny satria lasa mivadika zavatra hafa no tsy tsara koa satria aleo izy iray tam-po no hifanazava kanefa inona no tokony ho tenenin'ity zandriny?
Ny tena mampalahelo dia milaza izy fa marary fo,toa iny no fitaovana ampiasany satria raha miteny zavatra ny zandriny dia tonga ny iray(zandry hafa nifanaraka aminy)no mitsatsaingoka hoe aza hiadianao izy fa marary fo kanefa ilay toetran'ity zoky tsy mety indraindray.
Ampio aho fa tsy hitako izay hevitra omena ity zandrikely mijaly,miferinaina,voan'ny didy jadona,voatery mandoa vola tsy noeritreretina.
Inona no hevitrareo tokony ho tenenin'ity zandrikely :cry:Matahotra izy fa sao misy mahazo an'ity zokiny eo ka izy no hiandrerahan'ny rihitra hoe nahatonga ny aretim-pony?
Izany koa ve tsy fanararaotana sy fanaronana ny tsy hilazana ny marina dia ny fo no tenenina:roll:
(l)niryna
Slt!
Raha nandalo kely zà de nahita le sujet nao, zà zoky @nay mianadahy avy, zany akory tsy midika fa ze teneniko de marina avokoa , ary raha izany no eritreritra hoentin'ny zoky de efa samy niady hilatsaka voalohany hatrany ankibo sika rehetra, fa atao hoe fandaharana fotsiny le izy fa misy ny mandika vilana hoe zoky midika masin-teny, de ze zoky rehetra de mba diniho ihany ny tenin'ny zandry fa ndra11 misy marina mintsy ny azy ireny. ary tsy adala ny ntaolo nahita le teny hoe ZOKIM-BOMANGA zany hoe na zoky aza izy ny zandriny manantsaina kokoa
28. niryna
(
01/08/2007 04:33)
xxx:
Adidy iaraha-manana,soa atao levenam-bola.
Mifampidinika tsara miaraka amin'ilay vao nafarana dia mba mandray andraikitra koa izy(ilay vao tonga zany!) mba manolo ilay vola koa izy rehefa stable ny fiainany sa izy mandalo fotsiny? izay no tsy haiko.
niryna:
raha tery vai-manta kosa angamba hikomy ihany ny fanahinao
Tokony tsy hanao tery vay manta kosa aloha ilay nanafatra fa mba mihezaka mi-comprendre e, rehefa mba misy ny fifanampiana dia izay no zava-dehibe.
Tsy misy fiainana vanona raha tsy misy ny fifanampiana, misaora an'Andriamanitra raha mbola misy Ray aman-dReny,iray tam-po, havana ahafahana manefa adidy, ireo tsy manana intsony aza efa tsy fidiny hoy ny fiteny.Dia aza adinoina ilay fiteny hoe ny zavatra ataon'ny tananao havia aza atao fantatry ny tananao havanana.
=D=D
29. niryna
(
01/08/2007 04:34)
princesseN:
Na zoky aza alou izy tsy tokony hanao an'izany mintsiny e!
Saingy raha ny tena marina tokony ho nifampiresaka alou ry zareo, ary tokony mba hiteny an'ilay zokiny koa ilay zandriny fa tsy ho vitany ny andoha an'ilay vola lazainy fa mba ny amphany ihany no tokony alohany, satria raha manaiky fotsiny izy de sûr aho fa amerina an'zay fona alay zoky satria mihevitra izy fa mety ny ataony.
Marina mihitsy izany tokony io no fandehany dia tsy hisy ny olana,izaho koa momba izany.
30. niryna
(
01/08/2007 04:40)
lovelynow:
Slt!
Raha nandalo kely zà de nahita le sujet nao, zà zoky @nay mianadahy avy, zany akory tsy midika fa ze teneniko de marina avokoa , ary raha izany no eritreritra hoentin'ny zoky de efa samy niady hilatsaka voalohany hatrany ankibo sika rehetra, fa atao hoe fandaharana fotsiny le izy fa misy ny mandika vilana hoe zoky midika masin-teny, de ze zoky rehetra de mba diniho ihany ny tenin'ny zandry fa ndra11 misy marina mintsy ny azy ireny. ary tsy adala ny ntaolo nahita le teny hoe ZOKIM-BOMANGA zany hoe na zoky aza izy ny zandriny manantsaina kokoa
Marina tokoa aloha izany e,mampihomehy ahy ilay teninao hoe zokim-bomanga.Matetika ny zandry mahay noho ny zoky tokoa aloha e raha mitovitovy ny taona.
Eny tsy tokony hanome tsiny aloha ilay zandry fa manaja ny zokiny izy saingy raha izaho izy tokony hiteny ny zokiny izy ary efa nasiako nijery ny sera2 ato izy ka asa na nijery na tsia.
Efa nahita koa aho tany dago niteny hoe noho ianareo zandry rehetra ireo no tsy nianarako sns..Mety misy mitombona aloha ilay izy fa raha izany foana koa no teneniny isaky ny misy zavatra na fivoriana dia reraka tokoa ny olona.Anatra ho antsika hoy aho io ka enga anie ka tsy hisy hanao ny toy io intsony
32. niryna
(
02/08/2007 04:18)
evasoa:
niryna
nanao ahoana ? nahita vahaolana ihany ve ilay namanao ?
Efa noresahiko izy ary nasiako nijery ny serasera ka asa na tsia fa mbola tsy nisy resaka.Mino aho fa manampy azy tanteraka izay nosoratan'ny namana tato.Misaotra antsika rehetra aho:*
33. beloha2
(
06/08/2007 20:03)
Novakiako atram farany aloha le tatara sy ny valiny vao sahy nandray anjara aho fa sao tsy mahazo tsara otran ol sasany ka lasa mivoana ny hevitra.Raha ny fahazoako azy de le resabola zany no tena olana mitranga eto. Le fandoavana azy sns...Tsy haiko aloha ny namana sasany fa raha izaho dia tsy afaka milaza mintsy oe iza no manana ny fahamarinana eto le zoky ve ka tokony hampandoha le zandriny ,sa le zandry ka tokony handa ny handoavana ilay vola, tsisy afatsy ry zareo pianakavy ihany no mahalala ze tena marina.Fa raha ny hevitro manokana de zao, na le zoky na le zandry zany samy aty andafy daholo,ra ny fijery avy aty dago zany de samy manakatao daholo, koa inn tokoa moa no tena olana amle zandriny raha mba manampy anjokiny am nanafarana ty iraitampo ikambanana raha misy ihany ny azony atao????Ary ny fijeriko ilay oe didy jadona de ngamba tsy hisy anzany mintsy fa tsy misy afaka hanery anao am fanananao zany eo.Indrindrandrindra koa hoe aty andafy enao no mipetraka.Mety ny fandraisanty zandry no hafa fa mety hoy tokoa lay zoky rehafa tonga ny iraitampo ikambanana oe "zaraintsika ny frais ndranona", na hoe"ho avy ranona fa isasahantsika ny frais ny", fa ngamba izy tsy niteny hoe"tsy maintsy alohanareo ny atsasanyfa raha tsy izany de....", izay no didy jadona amiko.Ary ny fahazoako le tatara de efa any andafy zany le ol donc efa voalohany soamatsara ny frais ny fa mety hoe mba tiany handray anjara ftsn le zandriny am maha iraitampo ikambanana le ol.Ary mino koa aho fa mety misy antony tsy nilazanle zokiny mialoha le zandry ny hanafarana le ol.mety hoe tsy nety ihany izay fa ny fatsapantenanle zandry no tadiaviny.Mino koa aho fa tsy adala akory zoky hampandoha anle zandriny ra ts fantany fa hahefa le izy ny zandriny. Ko zao ry Niryna a, ilazao le namanao oe diniho ihany fa aza de sendaotra ftsn fa sao mba azony aloha ihany le vola.Araka le tenin namana hafa oe aleo very tsikalakalambola toy izay very tsikalakalampihavanana, ary raha tsy izay ihany fa misy koa le teny ao am baiboly manao hoe(raha pino le namanao)"aza mamihina soa raha azon tananao atao ihany"Ary mety marina tokoa ny tenin`i Niryna hoe mety mahavita zavatra be amilay nafarana sy ny fianakaviany le vola ra nomena azy, fa mety koa tsy ho foy zany volabe zany fa mety ny hoe mahita le iraitampo miarapaly am tena any andafy any no mahafaly.Mba asaivo mieritreritra ihany le namanao fa sao sendran`ity tantara nampalahelo dia nampalahelo ity.Tantara iray sendra reko raha niandry fatin`ity ol iray teny akaikinay aho.Maty tampoka nohon`ny lozapiarakodia izy.Tampoka tokoa ka sahirana reto vady amanjanany. Ny nahafaly anefa dia nanana iraitampo any andafy any hono le ol maty ka ireo no nandranadraina hanampy . Ny tena nampalahelo dia toa nanafatra hono ty ol maty ty(asa na efa nandindona azy angaha ny hahafatesany)fa tsy mila nininn any amn iray amireo piray tampo aminy raha sanatria misy fahafatesany, ary dia toa tsy namndray nininn tany tokoa reto zanakilay maty na dia nilaza ny hanampy azy aza izy mivady avy any andafy.Tsy fantatro ze antony aloha fa ny reko ihany tamnol de hoe le ramatoa vadinty iraitampo aminy ty no tena ratsy toetra sady mpiatsaravelatsihy no manao ny hoe havako sy havambady, ary anisan`ny nanao zay napalahelo ity ol maty ty tokoa tam fahavelomany .Asa mety hoe tsisy idirany ty tatara ty ngamba fa fampatsiahivana ftsn, koa tsy aleo tokoa ve dieny velona le ol no hatao ze azo atao toy izay hiandry fahafatesana vao oe inn no hanapianay.Ary tsy mahafaly koa ve ny mahita hoe misy iray tampo am tena mba tonga any alavitra any e.Ary voninahitra ho an fianakavian,ireo koa ny hoe mahasarika ny iray tampo aminy.Sady tsy ho menatra koa ve le zandry ra toa ka hoteneninjokiny any amle olona nafarany hoe tsy mba nanaiky ny hanampy ahy akory izy raha noteneniko ny hifanampy amiko, ary mety koa halahelo le ol oe de tsy niraharaha ahy mihintsy zany ty ray tampo amiko ty am fahatongavako eto.Sa kosa oe adalan-drazoy no te hanafatra ka akoriny zany de adino fa iraitampo ikambanana anie ty nafarany e.Asa tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy iny , fa asaivo mieritreritra tsara le namanao sao mba azony atao ihany ny handoha ity vola ty.Aza asaina mieritreritra izy oe notampohina fa raha azony atao ihany de asaivo alohany, fa refa tsy azony atao , inn moa no tsy ilazany le zokiny ftsn oe tsy afaka mandoa io zahay fa zao no antony, mino aho fa tsy afaka hanao nininnle zokiny.Ary tsy efa any koa ve le ol ko inn no olana amle zokiny ra arabola fa efa nalohany zany fa mety te hitsapa ny zandriny izy oe hatraiza tokoa ny fitiavan`ity zandriny ny iraitampo aminy miolotra amn vola.Mialtsiny fa lava be mintsy fa tena nampalahelo ahy tokoa le tantara teo ka sao de hiafara amz any koa ty tataran naman Nirina ty.Ary le oe aretimpo atao fitaovana ngamba kosa tsy hisy haniry ny harary sy ho faty zany ka handeha hanao izany aretinqa zany ho fitaovana fa mety ho diso ny fandraisan naman`i Niryna ny resaka
34. niryna
(
08/08/2007 05:19)
Beloha2>misaotra anao betsaka aho.Matoa ilay izy nisy olana tao izy ireo ihany no mahalala ny tena zava-nisy sy ny fomba firesaky ny zokiny ny zandriny.Amiko kosa aloha tsy ny hoe maha aty an-dafy ny olona dia voatery hanana ilay olona,raha nanana programme mialoha izy ohatra ka nividy zavatra ary tsy nisy intsony kosa ny eo am-pelantanany.Moa ve ho fahadisoan'ilay zandriny no miteny hoe tsy nifanarahana ny fandehanany taty.Araka ny teneniko teo aleo azy ireo ny azy fa izy mpiray tam-po raha miady mora miombona fa raha ny vadin'ilay zandriny no miteny hafa ny fandraisan'ny hafa azy satria tsy ho considereny ho havana,havana raha misy patsa(rehefa misy ilaina azy dia antsoina).Raha mikasika ilay tantara noresahinao indray aloha dia azoko tsara izany ary fantatro tsara koa raha io resaka io.Saingy tsy anjaran'ny olona no hitsara na ahoana marina ny fandehany satria ny vy tsy mikitrana irery.Ny antony dia tsy fantatrao hoy ianao ka angamba izy mianakavy tao no mahalala ny tantara tsara.Sady na izany aza mino aho fa namela azy izy mivady aty an-dafy satria ilay olona nilaza tsy mila na inona na inona koa toa nangataka famelana azy mivady ireo,nangataka fifonana talohan'ny ahafantesany donc nisy raha tao.:roll: ary dia namela tokoa izy ireo.
35. princesseN
(
08/08/2007 09:14)
beloha2>>lava be zany fa novakiko kely iany le zvtr nosoratanao:ka zay mintsiny nge le izy e!
mila fifampiresahana fotsiny ny zavatra rehetra eh!
mila fifampiresahana fotsiny ny zavatra rehetra eh!
36. xxx
(
09/08/2007 04:00)
princesseN:
beloha2>>lava be zany fa novakiko kely iany le zvtr nosoratanao:ka zay mintsiny nge le izy e!
mila fifampiresahana fotsiny ny zavatra rehetra eh!
Sady miditra lalina koa beloha2 kanefa tsy mahafantatra izay misy.Niryna mba mangataka toro-hevitra koa ny harenan'ilay zandriny no tadiaviny ho rombahana.Fa angaha kosa raha manankarena dia tsy maitsy hanome azy rehefa tsy nifanarahana.Angamba io fianakaviany fa toa mahafanta-javatra tsy fantatry ny hafa sy mivikavika tsy am-piheverana:D
37. beloha2
(
09/08/2007 23:27)
xxx:
Sady miditra lalina koa beloha2 kanefa tsy mahafantatra izay misy.Niryna mba mangataka toro-hevitra koa ny harenan\'ilay zandriny no tadiaviny ho rombahana.Fa angaha kosa raha manankarena dia tsy maitsy hanome azy rehefa tsy nifanarahana.Angamba io fianakaviany fa toa mahafanta-javatra tsy fantatry ny hafa sy mivikavika tsy am-piheverana:D
Kinn n blem n`i xxx ra maneho ny hevitro a, sa i xxx le zandry na le vadiny itadiavan Niryna hevtr eto.Sad amzay xxx otran ts maazo resaka fn.Tsmis resaka fandrombahana harena mints ny amn nolazaiko fa ny consciencenle ol ftsn.Sady iza koa moa no afaka handrobaka ny harenanao afatsy ny pangalatra ihany e.De tena tsy itan XXX mints ve fa mba nisy torohvtr ihany nolazaiko teo , sa na ny teny gasy kou aza tsy mazava am gasy, sa ts gasy i xxx????
38. beloha2
(
09/08/2007 23:38)
niryna:
Beloha2>misaotra anao betsaka aho.Matoa ilay izy nisy olana tao izy ireo ihany no mahalala ny tena zava-nisy sy ny fomba firesaky ny zokiny ny zandriny.Amiko kosa aloha tsy ny hoe maha aty an-dafy ny olona dia voatery hanana ilay olona,raha nanana programme mialoha izy ohatra ka nividy zavatra ary tsy nisy intsony kosa ny eo am-pelantanany.Moa ve ho fahadisoan'ilay zandriny no miteny hoe tsy nifanarahana ny fandehanany taty.Araka ny teneniko teo aleo azy ireo ny azy fa izy mpiray tam-po raha miady mora miombona fa raha ny vadin'ilay zandriny no miteny hafa ny fandraisan'ny hafa azy satria tsy ho considereny ho havana,havana raha misy patsa(rehefa misy ilaina azy dia antsoina).Raha mikasika ilay tantara noresahinao indray aloha dia azoko tsara izany ary fantatro tsara koa raha io resaka io.Saingy tsy anjaran'ny olona no hitsara na ahoana marina ny fandehany satria ny vy tsy mikitrana irery.Ny antony dia tsy fantatrao hoy ianao ka angamba izy mianakavy tao no mahalala ny tantara tsara.Sady na izany aza mino aho fa namela azy izy mivady aty an-dafy satria ilay olona nilaza tsy mila na inona na inona koa toa nangataka famelana azy mivady ireo,nangataka fifonana talohan'ny ahafantesany donc nisy raha tao.:roll: ary dia namela tokoa izy ireo.
Hay hain Niryna tsara ve io ttra io e, ka sao kosa aza mba le namanao ireo ihany le izy fa toa misy resaka oe ny vadiny ntsy iditra fa aleo izy iraitampo ihany, de toa misy ifandraisany kely kou le oe le vadiny manao ny hoe havambady sy ny havako, asa aloha fa tatara sendra reko ftsn iny, ka hay fatatrao le izy fa le version nolazainao momba ny nifamelan`ny ol voakasikilay ttra no tsy nolazainle ol tamiko,:D asa version ny ngamba zany fa samy manana ny version mantsy ny pitatara.Fa zay ftsn e.Ts idtr lalina a fa ts aferako zany fa hevitra no ifanakalozana eto ka sendra tsaroako io ttra mapalaelo io ka sao mba hiafara amzany ty resaka ty fa tena anisan zavatra mampalahelo tokoa zany ananan ol alahelo zany ka ho entiny hatrany apasana ny alahelony.Ny ol ne hafahafe be ihany e.
39. beloha2
(
09/08/2007 23:54)
niryna:
Amiko kosa aloha tsy ny hoe maha aty an-dafy ny olona dia voatery hanana ilay olona,raha nanana programme mialoha izy ohatra ka nividy zavatra ary tsy nisy intsony kosa ny eo am-pelantanany.Moa ve ho fahadisoan'ilay zandriny no miteny hoe tsy nifanarahana ny fandehanany taty.
Io oa de fijerinay avy aty dago ny momba anareo any andafy any fa iza tokoa mou no mahalala ze harenanareo any fa aminay andafy = manakarena satria mahaloa ny frais lafobe, mahita lalana ivoahana any, ary ny anle ol lazainao aza de oe toa mipetraka any mints ko ol mahantra ve hahavita zany:lol:.Ssh ze harenany any harenany fa hiverina amn hevitro teo aloha ihany aho hoe tsy misy afatsy ny fifampiresahandry zareo ihany.Ko inn moa ny olana tsy hiresahan'io zandriny io amn zokiny oe tsy handoha aho fa efa lany nanaovana zao ny volanay. De le zokiny ve afaka hanagadra azy araka le tenin Niryna oe didy jadona ra ilaza zany aminy izy.Sady le ol oa efa any ko tsy efa voalohanlezoky daholo ve zany ny vola mikasika le ol fa mety ny fahatsapantenanle zandriny no tiany hahatongavana.
40. niryna
(
10/08/2007 21:30)
beloha2:
[quote=niryna]
Amiko kosa aloha tsy ny hoe maha aty an-dafy ny olona dia voatery hanana ilay olona,raha nanana programme mialoha izy ohatra ka nividy zavatra ary tsy nisy intsony kosa ny eo am-pelantanany.Moa ve ho fahadisoan'ilay zandriny no miteny hoe tsy nifanarahana ny fandehanany taty.
Ka izay no tokony tsy hitsarana mitanila fa ny marina ihany no marina amiko.
beloha2::cry:
Io oa de fijerinay avy aty dago ny momba anareo any andafy any
Ka izay no mahavoa ny olona raha aty an-dafy izany dia hoe hano fa adala tompo.Angaha kosa misy vola raofina amin'ny sobika aty?
fa iza tokoa mou no mahalala ze harenanareo any fa aminay andafy = manakarena satria mahaloa ny frais lafobe, mahita lalana ivoahana any, ary ny anle ol lazainao aza de oe toa mipetraka any mints ko ol mahantra ve hahavita zany:lol:
Koa beloha2 koa ve tsy efa nitady lalana e,efa mba nanontany ny havana hoe inona no nahatonga anareo amin'izao toerana izao?Ilay fitsarana ny vadin'ilay zandriny no somary mampalahelo satria tonga dia mitsara olona,tsy mahafantatra na inona na inona,tsy omena tsiny aloha fa maka izay fantany sy tiany izy.Raha ny side iray ihany no handraisan-tsika azy dia maka fitsarana mitanila isika.Sady fitsaran'olombelona izany ka aleo Atra no ahita ny ataon'ny tsirai2.
Ssh ze harenany any harenany fa hiverina
Izay indrindra mantsy,satria tsy any mihitsy ny resaka fa ilay fanesoana ataonao azy ireo hoe mpanan-karena dia midika fa maka side iray ianao
amn hevitro teo aloha ihany aho hoe tsy misy afatsy ny fifampiresahandry zareo ihany.
Dia izay indrindra mantsy,tsy tokony hiditra any amin'izay harenan'ny olona izany isika fa ny marina ihany no marina.
Tsy hanagadra mihitsy izy ary tsy ho tereny mihitsy koa raha tsy andoha fa ilay izy hoe manampan-kevitra tsy misy fifanarahana no mandreraka azy.Raha ianao ve teren'ny fofombadinao handoa vola tsy nifanarahana dia tonga dia hanaiky ianao ? Ataovy toy izany ihany koa.Raha hifanarahana ny zavatra na dia ny vadiny koa aza mety malala tanana ary manome maro tokoa fa raha tsy nifanarahana kosa dia diso izany amiko.Resaka tsy aleo ve very tsikalangalam-bola toy izay fihavanana ,izay ihany no mahavoa ny fianakaviana,dia mangalatra ny sasany ary tsy menatra ny mivadika ka ataon'ny havana ahoana tokoa moa ny hitory azy?Dia very ny vola ,very ilay fafampatokisana kanefa maty eo ianao raha miteny ny nanao ratsy satria manambola ny havana hanoerana ny ratsy,dia ianao no maimbo ary dia lazaina fa tsy vanona avy eo.
Ko inn moa ny olana tsy hiresahan'io zandriny io amn zokiny oe tsy handoha aho fa efa lany nanaovana zao ny volanay. De le zokiny ve afaka hanagadra azy araka le tenin Niryna oe didy jadona ra ilaza zany aminy izy.Sady le ol oa efa any ko tsy efa voalohanlezoky daholo ve zany ny vola mikasika le ol fa mety ny fahatsapantenanle zandriny no tiany hahatongavana.
Mampalahelo fa izay ny fiainana,hano fa adala tompo,ataovy havana raha misy patsa ,rehefa tsy azahoana dia ny harenany no tanisaina.Ny vadiny no mahazo fanaratsiana.
Lasa isika mianaka indray no mifandramatra eto fa ho an'ny olona hoy ianao rehefa aty an-dafy dia manana no fiheverana azy:roll: