...tohiny FIAONANA TAMIN'I DADIE 25 JUIN 2007
161. dadie
(
30/07/2007 15:36)
Efa nahazo fitarainana nga copine hoe "aza havoaka ny sarinay" raha misy azo asorina
non tsy nahazo fa tsy t anana blem fotsiny za ka :-*
162. ftma
(
30/07/2007 16:54)
copine dia tohizo izany ko aza miraharaha izay tsikera any, za mbola te hahita an'i sasa sy tianalove mihinana fen'akoho :-D
163. aloalo
(
30/07/2007 17:02)
ftma> zany ange wa e !
dadie > za alou d tiko b ny mijery le ambiansy e ! efa manao fety nareo aza adino ny miantso ahy an !
dadie > za alou d tiko b ny mijery le ambiansy e ! efa manao fety nareo aza adino ny miantso ahy an !
165. voahirana
(
31/07/2007 02:45)
ohatry ny miverina miaina tamin'ilay fety aky zah ry dadie mijery ny sary de milay ny mamerina azy an'eritreritra an!!! fa nahafinaritra iny annn!!!!
166. sasa
(
31/07/2007 04:36)
ftma hi hi hi hi hi za koa te-hahita ny namana rehetra le mifaly akia, mahafinaritra be, refa tonga aty njy manao revansy indray isika :-*:-*:-*:-*
167. mamzelkely
(
31/07/2007 11:28)
dadie ô asio sary le tam 25 akia mba jerevanay ts nahita an le video aa kouny :°):-*:-*
168. ftma
(
31/07/2007 11:37)
sasa: aza mataotra fa ho avy za e rehefa makaty koa nareo aza adino ny milaza fa tsenainay eny Roissy :wink:
mamzelkely: fa nga ireo sary ireo tsy t@ 25 juin? tara ndray za zany :wink: ndraso haverina jerena :-D
mamzelkely: fa nga ireo sary ireo tsy t@ 25 juin? tara ndray za zany :wink: ndraso haverina jerena :-D
169. dadie
(
31/07/2007 12:52)
ftma> fiaonana ireo fa tsy tam 25 ka ,ny sasany tam 7 juillet fa lé tam 25 bola any dago ny cd
mmzk>ihihihih six dry
voahirana> so iany fa namana an'i ftma za d avy eo nahalala andry fa ra tsy izany tsy nahalala zao ihihih
mmzk>ihihihih six dry
voahirana> so iany fa namana an'i ftma za d avy eo nahalala andry fa ra tsy izany tsy nahalala zao ihihih
170. mamzelkely
(
31/07/2007 14:20)
ftma za ange le tam 25 ts afaka eee nisy zvt ts nahafahako de ts nande za fa reo tam 07 juillet :wink:
dadie de miandry za zany :wink:
dadie de miandry za zany :wink:
171. BOZYLOVE3
(
31/07/2007 14:43)
ftma:
[size=13px]Efa nahazo fitarainana nga copine hoe "aza havoaka ny sarinay" raha misy azo asorina[/size]
[size=13px]Fantatrao tsara t@ sary napetrako tany @ namana sersasera (sariko sy ilay olona izay hitako eto ny sariny R...)8O 8O 8O , enao no 1er niteny tamiko esory kely ny sary fa misy sarin'olona hafa fa manao diffamation aho mampiseho sarin'olona.(Tsy sarinao akory anefa no tao @ sariko)
I bozy miteny ny zavamisy eto mitady fanazavana . Ary tsy dadie mitsy no asiko @ n'ireny remark eto ireny fa anareo tompon'andraikitra eto izay be teny sy be commentaire.
Fa no miteny amiko fa tokony haka otorisation any @ olona miaraka maka sary vao mampiseho sary eto , dia nanontaniako dadie raha nahazo otorisation izy, fanontaniana tsotra nanontaniako azy c tout; efa novaliany dadie amiko fa nahazo otorisation izy.8O 8)8O 8)
nitelephonne tany nanontany raha afaka mametraka ny sariko misy ny sariny, izao no navaliny :"tsy tiko intsony ny mampiseho ny sariko eto @ serasera" 8)8O8):?:8O8)8O:?::roll::roll:[/size]
172. tywa68
(
31/07/2007 16:58)
bozy : mahagaga mihitsy ianao : miteny zava-misy ianao fa mba ezaho alefa any @ilay olona directement fa tsy etsy sy eroa ! dia misy loko hafa azo ampiasaina, fa safidinao moa io dia ekena !:(
173. ftma
(
31/07/2007 17:14)
enao no 1er niteny tamiko esory kely ny sary fa misy sarin'olona hafa fa manao diffamation aho mampiseho sarin'olona.(Tsy sarinao akory anefa no tao @ sariko)raha toa aho niteny anao nisy sarin'olona 4 fantatro fa tsy tiany ho hita eto, sady tsy namana ao @ serasera ny 3 amin'ireo, ianao rehefa atoro tsy mba miheno fa ny anao foana no marina, tsy hiady @ olona tsy mba azo atoro aho fa aleo hangina, hitady namana sy hifanoro ny atao eto fa ataovy izay ataonao tsy misy mampiova ny fiainako izany. raha misy tsy mahafaly anao ato aza izaho intsony no antsoitsoina.
tsiky dia ampy
175. ftma
(
31/07/2007 17:38)
tywa68: lol ysy very namana za ka ny namako namako ihany :-*
tohizo ilay sary dadie fa mamzelkely mbola tsy hitako raha niova na iny ihany :wink:
tohizo ilay sary dadie fa mamzelkely mbola tsy hitako raha niova na iny ihany :wink:
177. BOZYLOVE3
(
31/07/2007 18:35)
ftma:
raha toa aho niteny anao nisy sarin'olona 4 fantatro fa tsy tiany ho hita eto, sady tsy namana ao @ serasera ny 3 amin'ireo, ianao rehefa atoro tsy mba miheno fa ny anao foana no marina, tsy hiady @ olona tsy mba azo atoro aho fa aleo hangina, hitady namana sy hifanoro ny atao eto fa ataovy izay ataonao tsy misy mampiova ny fiainako izany. raha misy tsy mahafaly anao ato aza izaho intsony no antsoitsoina.
[size=13px] No commentaire, nanontany an'ireo olona ireo aho i R.. ihany no tsy tia, ny sisa tsy mampaninona azy. Ny sary mipetraka ao @ namana serasera miaraka @ ny namana ao anga ankizy serasasera daolo?????
Toute façon ny tompon'andraikitra eto efa resahina samy fanilaka daolo tsy izaho no tompon'andraikitra direct @ nizao sy izao (matahotra an'ilay Hery sa tsy sahy manohitra azy???).
Ary ny question ny hoe miantso anao misy zavatra tiko ho fantatra matoa aho manontany ary fantatrao tsara ny antony?? toute façon i bozy tsy tantinareo satria miteny ny heviny izay makarary anareo fa miteny ny zava misy 8O8O8O8O8O. Ary aza matahotra enao tsy hiantso anao intsony aho manontany momba an'ireo olona mapanala baraka izay arovanareo tsara eto 8O8):oops::lol:8O:oops:8)
Ary tsy nieritreritra ny hampiova ny fiananao mihitsy aho na ny kely aza 8O8O8O; na momba ny anao aza tsy fantatrao akory, miteny ny zava-misy aho dia izay sy manao anlayse ny fomba ny olona eto izay.[/size]
178. Samoana
(
31/07/2007 18:52)
BOZYLOVE3:
...Tokony hanao voyage organisé (haka charter) isika namana aty tany lavitra mande hanao fihaona be any tanindrazana...
mifona @ le hiara hisidina re tompoko fa sô mipaoka @ hafanam-po eo ny rôplanina a^:^ Aleo ihany hitoka-monina ôtran'ny boka za eny @ habakabaka fa aleo @ tany tsy misavoana ihany no atao ny fihaonana:-D