...tohiny FIAONANA TAMIN'I DADIE 25 JUIN 2007

201. tywa68 ( 01/08/2007 15:31)
io ve ilay fanamboarana ry dadie ? :lol:
202. dadie ( 01/08/2007 16:03)
tywa68> ihihihih io lé jolie notenenin'i xxx ,miandry an'i xxx mandalo ra tiany lol
203. fijo ( 01/08/2007 20:36)
kelly an,dona kely de amin'ny fo,six kely de glou glou e.tsy haindry ve izany
204. ikaretsaka ( 01/08/2007 20:48)
fa ny nagahaha ahy.. tsy nisy bandy niara naka sary t@ dadie mihitsy ve?
fijo ohatra na i glou na tsy haiko
205. voahirana ( 02/08/2007 02:29)
miandry ny sary manaraka zany ry daddie a!! dia asio amin'ilay misy lehilahy fa misy te-ahita ao e!!
206. sasa ( 02/08/2007 04:24)
Ikaretsaka efa misy sarin'i dadie miaraka am bandy aza ao ambony ao fa jerevo anie e!
voahirana efa misy sarinareo 2 miaraka am Glou sy Ralay io ambony io koa
za manana sarin'i fijo tam 25 juin :-D:-D:-D
207. tywa68 ( 02/08/2007 05:12)
Ika : tsy nijery tsara angaha i toi ? tena misy sary ireo ! nisy nandihy rock sy slow mihitsy aza atsy @ vidéo :lol:

sasa bedy :-D
208. mamzelkely ( 02/08/2007 07:15)
sasa bedy njy anoany fa manonona ps :°):-D:-D
209. tywa68 ( 02/08/2007 07:29)
mamz : :-D mety hanoratra eo ireo hiteny hoe i sasa ilay ohatr'izao ... f'efa azoko antsaina koa k ! :wink:
210. mamzelkely ( 02/08/2007 11:44)
tywa ny aza hitako :^)
211. kelly13 ( 02/08/2007 12:40)
i sasa le otran'izao ... :°):°)
212. Samoana ( 02/08/2007 15:09)
i mam'z natahotra ny tsy ho fantatra de io nanao akanjo mavomavobe io:-D
213. kelly13 ( 02/08/2007 15:16)
hahahaha, hampakatra dol zao ny oul oe aiza zany manao akanjo mavomavo b zany :-D
214. dadie ( 02/08/2007 16:38)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 01-08-2007 22:48:19
Lohateny : Re : ...tohiny FIAONANA TAMIN'I DADIE 25 JUIN 2007
fa ny nagahaha ahy.. tsy nisy bandy niara naka sary t@ dadie mihitsy ve?
fijo ohatra na i glou na tsy haiko

lé sary itanao zay 4 mianadahy ireo zany oe sary misy leilahy dia io misy 4 karazany oatran'io ,d oe miaraka maka sary am leilahy oatran'io g kroi pa ke manana za fa miaraka am ankizy en groupe ,fa aona mo kay no tonga d iteny am lé leilahy za oe andao tsika aka sary? za ary tsy fantany , niaraka tam glou sy ralay za satria fantatro tsara ry zareo ,fa any am video ze nalainay maharitra 1h30 d miresaka aminjareo za ,fa arakin'ny voalazako teo d misy sarin'ol hafa na lahy na vavy fa tsy sahy mametraka eto aho fa ireo sary napetraka ireo d ol fantatro sy efa nanotaniako ,d lé sary itanao any am resto sy eny am arabe ireny ireny ny namako manokana jereo ao am momba ahy vehivavy anie no nitadiaviko tato e namana veivavy ,samy manana ze tadiaviny mo no naleha tato fa ireo namana ireo mbola mitohy hatraty zany fiavanana izany , hay adinoko niara nisakafo tam miou( namana ato am serasera) koa za fa ny sary bola adino any dago ary izy koa manaiky ny isin'ny sariny ato ,lahy izy fa tam fiaonana tsy afaka izy fa tany tve d avy eo niaona izahay
215. dadie ( 02/08/2007 16:46)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 01-08-2007 22:48:19
Lohateny : Re : ...tohiny FIAONANA TAMIN'I DADIE 25 JUIN 2007
fa ny nagahaha ahy.. tsy nisy bandy niara naka sary t@ dadie mihitsy ve?
fijo ohatra na i glou na tsy haiko

i glou io niara naka sary tamiko io ambony io , i fijo niresaka b zay dahy tany mé lé mpaka sary tsy nandalo tam lé fotoana ,i naritsimba i nirijimka ry texe sns ... mé arakin'ny lazaiko ery ambony bola tsy nifankalala tsara zay ka hafahafa ny iteny zany ,fa am fiaonana manaraka alo tena asina sary miaraka tsiroaroa mihintsy e sa aona ry fijo? zao zay efa mifankalala tsara:lol:
216. diamondra27 ( 02/08/2007 19:09)
dadie: tena nafinaritra akia ny nataondry ary midera andry manokana noho izao zava-bita izao a!=D=D^:^^:^

be sarin'i T... tokoa ao an!
za malahelo azy fa lasa vac izy, mampamangy any aminy


tohizo akia ny toy izao fa tsara a! le fety fa tsy le fisotroana mafana an! lol
217. fijo ( 02/08/2007 21:01)
za tsy mba sarotiny fa raha misy sariko aho de avohay fa fety no naleha ko.
218. fijo ( 02/08/2007 21:01)
dadie an,ary aiza tokoa no ahitana le film rehetra???
219. sasa ( 03/08/2007 05:01)
tena mifona mintsy za am'le nanonona ps fa tsy fanahiniako ilay izy,tena enti-pahatsorana loatra d voalaza satria ika nanontany hoe mba asio sarin'i dadie miaraka am lehilahy d tonga d nolazaiko ny marina.Mifona be.
Kelly13 sy tywa68 io za io e! manao akanjo mavomavo
220. mamzelkely ( 03/08/2007 06:35)
sasa ary tsika toko kay mo nampitovy tamin'io samy nanao akanjo mavomavo :-D:-D (araky ny vôlazan salmoana :-D:-D:-D )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2481