Fikojàna ny tarehy

41. koloina ( 02/08/2007 06:30)
ny ahy aloha ny mba fataoko de sady hitako fa nahomby fa ny tarehiko somary maina zay: tantely + citron+huile d'amande douce (1 c à café daholo ireo) de 1 fois par semaine , fa fikojakojana azy koa ireo : ajanona 15 à 20 mn eo, fa alohan'izay aloha de manao gommage enao ze mifanaraka @ tarrehanao.
42. meva2 ( 02/08/2007 07:27)

Misaotra an'i evasoa nandefa ireo astuces ireo! hafakely indray ilay camomille, mbola tsy henoko mihitsy, fisotroko @ alina rehefa hatory izy io.

Koloina,
Ny ahy indraindray @ toeran'ilay huile ataoko jaune d'oeuf. Tsara ihany koa ny résultat fa mino aho fa ilay amande douce angamba mety misy vertu kokoa.
43. tywa68 ( 02/08/2007 07:59)
Hanampiako ny efa voalaza etsy ambony :

Mila mifidy ny sakafo hanina koa ary misotro rano be manadio kibo zany e : d rehefa madio ny anatiny d hita ety ivelany koa na misy voatabia io na crème na inona ... :wink:
44. karinah ( 02/08/2007 08:57)
evasoa: merci!
45. rakaroka ( 08/08/2007 22:02)
Efa misy ilay "yaourt mavokely" mahatsara tarehy koa hono!
46. sakaizakely ( 09/08/2007 12:26)
rakaroka>

tsy ny tarehy fa ny "hoditra"
47. haina ( 21/08/2007 21:05)
Marina ny lazainareo nefa chacun a son type de peau. (peau grasse, peau seche, peau normale)
izany hoe ny mety @ hafa mety tsy mety @ tena, ka tsara raha fantarina aloha ny type de peau izay mihositrositra.
Ny tena fadina indrindra indrindra dia ny menaka tarehy (j'suis pas contre mais il est preferable de ne pas les utiliser).Tsy vo-testé dermatologiquement ka mety misy produit nocif hoan'ny hoditra.
48. xxx ( 22/10/2007 05:43)
Ra za manokana lou ny d sady ts mandiso ny crème e, mahafantatra tsara tsika fa matoa ireny natao d ampiasaina nefa tsarovy fa ny hoditritsika gasy nge ts mitovy ny an'ny ry zareo vahiny e, na ny toetr'andro sy ny toe-tany fotsiny aza nge dia mahasamihafa ny volon-tava tsika tsirairary e, ka noho izany ts aleo ve ts miala amin'ny naturel e, toy izay hoe crème dia avy eo refa ela² misy effet any,
49. nenipita ( 09/01/2008 13:27)
salut nareo toa tsy nisy niditra intsony ilay aduihevitra mahafinaritra e
Tena miombon-kevitra aminareo izay mampiasa ny produit naturel tanteraka ny tenako. Raha izaho maznokana dia tia mampiasa ireny. Fa mila faharetana aloha ilay izy e. Raha mampiasa concombre asiana ronono dia mampadio hodi-tava be. Tena sahy mijoro vaolombelona agho fa efa nisy fotyoana nanao io foana isan'andro de gaga ny manodidina manontany hoe inona no ampiasainao natoroko azy le astuce de nisy ny nampiasa ka nahita vokany tsara.
Toroy izay mba fanaonareo koa aho e. ho antsika natureliste izay an
50. fiarovana ( 27/08/2014 11:02)
Amiko ndray d samy manan n tarehiny n olon tsirai2 ary sam manan n tiany! ary indrindra sam manan n mahamety ny tarehiny ,donc samy tsara na ny mampiasa produits chimik na ny mampiasa zavatra naturel.Ny mety amiko zao de ny mampiasa zavatra naturel d ampy ah zay! met hanimba ndray ra miova mampiasa x chimik, ref met aminao ny mampiasa produit d ataov.
51. hanta9000 ( 28/11/2014 10:58)

hj:

Manamafy le fanaovana azy aho:
Ny ahy manokana aloha dia ohaniko ny atsasany araka lay tenin'i cutie satria ny voany le esorina iny no hosorako fa ny sisa atao lasary, dia ohatr'izay koa ny voatabia

Fa mba fantatrareo moa ny asan'ny kapôty koa amintsika vehivavy?
Misy mividy be dia be eto aminay de vavy antitra no betsaka sy madame. atao inona? Iny le manaka @ kapôty iny hono an manatsara tarehy ary raha hosorana @ volo koa dia mampaniry volo sola sy mihintsana. Mbola tsy nanandrana aloha aho fa sao misy hazoto dia mba lazao anay ny effetny. :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0992