Fikojàna ny tarehy

21. hj ( 28/07/2007 17:44)
Manamafy le fanaovana azy aho:
Ny ahy manokana aloha dia ohaniko ny atsasany araka lay tenin'i cutie satria ny voany le esorina iny no hosorako fa ny sisa atao lasary, dia ohatr'izay koa ny voatabia

Fa mba fantatrareo moa ny asan'ny kapôty koa amintsika vehivavy?
Misy mividy be dia be eto aminay de vavy antitra no betsaka sy madame. atao inona? Iny le manaka @ kapôty iny hono an manatsara tarehy ary raha hosorana @ volo koa dia mampaniry volo sola sy mihintsana. Mbola tsy nanandrana aloha aho fa sao misy hazoto dia mba lazao anay ny effetny. :P
22. sakaizakely ( 28/07/2007 22:21)
hj> tsy menaka (corps gras) izany fa lubrifiant no mampalama ny kapôty ary tsy manana propriétés cosmétologiques mihintsy ny lubrifiant na oviana na oviana

mampalahelo le olona minomino foana de manaonao foana :-o:-o:-o:-o:-o:-o

ho an'ze mampiasa voatabia, manao ahoana ny fofony rehefa maina iny ?
23. meva2 ( 30/07/2007 08:12)
Sceptique be i sakaizakely @ produit naturel !!
Raha izaho manokana aloha dia tsy ny sary-na star @ magazine mihitsy no andeha alaiko tahaka e!! asa raha ianao fa ataoko angamba fa efa be loatra ireo olona, tanora na ankizy marary sy matimaty foana satria te ho ohatry ny star @ magazines!!!!sady karazana boky tsy dia vakiako loatra izy ireny.
Tadidio fa ny produit naturel dia tsy misy produit chimique, tsy misy conservateur (izay ilaina @ ireo produits commercialisés ary mety nocif), ary koa biodégradable avy hatrany.
24. tywa68 ( 30/07/2007 09:07)
Meva2 : Mitovy hevitra @ sakaizakely koa aho aloha e ! mody hoe mandaitra ny naturel, fa tsy lazainy anao dhl ny tena nataony (opération, nanao tsindrona sns...) zany hoe mila ampiana ny produits modernes sy mifanojo @ peau-nao kosa aloha fa tsy hanaonao foana e !

Hj : koa tsy raha² be vô hahamandina ny antitra raha iny @ kapôty iny no antenaina ? :-D :-D
25. sakaizakely ( 30/07/2007 13:09)
Tsy azoko mitsy ange ry meva ny tanjonao e : te handresy lahatra ahy @ produit naturel sa finiavana hitsingoloka fotsiny ny hevitro ? hoatran'ny mifapitsipatsipaka tsy hita mankaiza manko ny tianao lazaina satria tsy hitako ny hifandraisan'ny ankizy hoe matimaty foana (@ inn ?) sy ny produits de beauté

Zoko ange ry meva ny milaza ny hevitro e ! Za tsy resy lahatra @ légumes sy voankazo mihitsy satria à l'état brut ireny, araky ny voalazako etsy ambony, tsy natao hiditra anaty masonkoditra sy hanome ny nutriments rehetra tena ilain'ny hoditra, fa raha ny mandomando no tadiavina de ieeeee.

Arakaraky ny hoditrao koa ange, raha mety aminao moa maninona. Fa raha ny amiko manokana, na ny fotoana lany hamoasana sy hikapakapana an'iny, hametahana azy @ tarehy, fiandrasana azy ho maina, avy mbola manasa an'iny koa... Marina re raha hisy fotoana hanaovana an'izany enay mahantra kely tsy maha antoka mpiasa fa voatery manenjika irery babay sy lohavohitra itony :lol: Aleo ho an'ny olona manana mpanampy sy fotoana izany ka :°)

Ny produits anefa, sokafana fotsiny ny sarony, ahosotra kely dia samy vita ray sy dimy iny. No sady koa efa namboarina nahodina hanana propriétés hydratante, nourrissante, gommante, détoxifiante sns sns... e ! sady am zay manimanitra mahafinaritra.

Nena mahafinaritra ahy rehefa mivoaka ny SdBains iny de faly ery le zanako manorokoroka sady miteny hoe manimanitra tiako be neny, fa tsy hoe adray, feno voatabia sy kokombra na karaoty neny ohatra :-D:-D:-D:-D

Mikasika ny produits chimiques indray dia itsikiako kely fotsiny iny an :P
Feno produits chimiques ny zavatra ampiasainao rehetra @ fiainana andavanandro. Un de + ou un de - hampiova inona anefa ?

Ohatra fotsiny le hoe crème fraîche : misy ferment ao, misy conservateur, misy correcteur d'acidité, épaississant sns... Na ny ronono Tiko sotroinao isamaraina aza. Tsy ary monina any @ ferme bio-écolo daholo ny vahoaka. On est envahi par les produits chimiques na ho aiza na ho aiza e ! Misy mahatsara sy maharatsy azy daholo fa tsy hita ho arina fotsiny abiaby.

Ka rehefa izay ihany, aleoko ny produits efa natokana ho @ sehatra iray no ampiasaina. Samy manao izay tiany sy maharesy lahatra azy dia izay e !

Mazotoa meva :P:P:P:P
26. xxx ( 31/07/2007 08:17)
question pratique indray no hijerena azy : mety ho karaoty 3kg no ilaina vao équivalent n'ny crème efa voavoatra ahosotra in-2 na in-3 fotsiny

izay anie no mahatonga ny olombelona manao recherche : hampiadana azy . Tsy hoe rehefa crème dia ratsy noho ny karaoty sy voatabia nature, efa be dia be ny fikarohana natao dia efa mihatsara andro aman'alina ireny porduit ireny

Samia tsara aby
27. meva2 ( 31/07/2007 09:30)

Sakaizakely,
- Tsy mitady ny handresy lahatra anao mihitsy aho akory ary teniko voalohany t@ ity resaka ity dia ny hoe:\"anao ny safidy\"!!!
- Izaho koa toa anao: Zoko ny miteny ny hevitro.
- Ianao tsy manampotoana hamohasana voankazo? Izaho koa tsy manam-potoana \"hitsingolohana\" izay lazainao.Tsy fombako izany.
- Raha mifampitsipaka tsy mazava aminao nu teniko dia miala tsiny fa en résumé: tsy ny légume sy voankazo ihany angamba no lazain\'ireny people ireny raha ny fahalalako azy fa ao koa ny pub maro @ \"produits de beauté\" sa ahoana??nefa na izany na tsy izany, tsy vitan\'ny mampiasa zavatra hafa izy fa ny sary maro dia retouchées.Ka tsy tokony hatao modely izy ireny satria mety hitarika zava-doza: anorexie..ect mazava ve???sady ianao anie no nanomboka niresaka an\'izy ireny fa tsy izaho e!!!
Mazotoa koa torak\'izany, tandremo sao tara ary satria ianao izany toa be herehina !!!!!!
28. sakaizakely ( 31/07/2007 09:53)
8O8O8O8O
misy fahavoazana
29. sakaizakely ( 31/07/2007 10:05)
xxx> hoatran'zay koa mba nanao xxx 2 fa toa hilan'ny naturalista vanona fotsiny. Am zay izy tsy manjay anjara afatsy eto manarakaraka ahy eto dia tsy mitsingoloka hono :-D:-D:-D:-D:-D

meva> magazine santé/beauté tsy mitovy @ magazine people ry tonaka e ! Tara be meva
30. meva2 ( 01/08/2007 06:19)
O ry zakaizakely,

Raha maranintsaina noho izaho ianao dia tsy tokony ho toy izany ny valinteninao.
Misaotra betsaka nanome tara-pahazavana nilaza fa misy fahavoazana aho!! mahagaga ny tsy nahitanao azy dieny amboaloany fa dia nandany andro sy hery mihitsy ianao namaly ahy, ary aza mamaly ahy intsony @ izay post rehetra alefako.Misaotra mialoha.
L'agressivité est un signe de faiblesse.
Bonne journée dia bonne route.
31. princesseN ( 01/08/2007 15:27)
tsara ny zavatra vita natoraly kah!aleo nge mijery vhv 1 hoe manja kely tsisy maquillage toy izay le oe ra tsy misy maquillage tsy tsara e!sa tsy mba manaiky an'izany kosa i sakaizakely e!ianao mantsy otran'ny toa contre be zany!:?:?:?
32. sakaizakely ( 01/08/2007 16:18)
princesseN> tsy resaka makiazy mitsy eto fa fikojana tarehy fa le natioralista tsy mahatanty kiana. Rehefa tsy manaraka ny heviny de faranany @ esoeso ny adihevitra.
Lany arguments izy e ! Hoatr'izao no fanaon'ireo faucheurs d'ogm anti progrès ireo, minànanàna aloha @ voalohany de farany miafara @ setrasetra. =D=D=D=D=D=D
Atao ahoana fa adin'ny maranintsaina ilay miala pas mody hendry :-D:-D:-D:-D
33. sakaizakely ( 01/08/2007 16:24)
meva2>
L'agressivité est un signe de faiblesse


de averiko aminao io satria ianao no nanomboka satria ianao no nitsongoloka voalohany ny hevitra nalefako, nefa tsy anao ny dinika. Ka amiko dia mariky ny fahavoazana izany

Ny tany boribory, Serasera tsy tany ngazana, ho tazako eto ihany ianao f'aza malahelo

Nenay tsiky manimanitra dia ampy dia mandrampihaona ny maranintsaina :-D:-D:-D:-D
34. ikaretsaka ( 01/08/2007 16:59)
eeeeeeeh! ny tarehy jerena izay anaovana azy fa tsy ny taimbava!^^
35. dailynews ( 01/08/2007 18:44)
matoa natao ireny crème sy serum isankarazany ireny dia misy dikany

Izany hoe mora miditra kokoa any @ hoditra (épiderme) noho ny légumes tapatapahina, marina fa hoe natiorely, fa tsy manana propriété de pénétration et d'hydratation ireny ka tsy tena natao hikarakarana tarehy mivantana

Misy isankarazany isafidianana ny produits de beauté, kendrena fotsiny mba ho produits de qualité, dia anjaranao koa ny misafidy hoe bio ohatra, na le tsy manao expérience am biby ireny

Ny base-ny fikojakojana tarehy amiko dia ny fanadiovana (démaquillage) ind 2 isanandro, maraina sy hariva, miampy 1 bonne crème hydratante mifanaraka @ hoditrao koa (grasse, sèche, mixte). Nena hitako hoe raha vao hadino ny démaquillage dia misy points noirs avy eo dia iny mivadika mony. Noho izany tsy adino mihintsy io maraintsy hariva

Mila ovaina koa ny produits ampiasaina arakaraky ny toetrandro. Rehefa ririnina dia mila crème matevitevina kokoa, rehefa mafana be dia gel leger kely ireny dia ampy ohatra.

Raha toa ka misy mony dia mety resaka hormonale izany dia aleo ny dermato no mitsabo azy.

Za klou tsy mbola mba nanandrana votabia sy concombre zany, aleoko reny hanina :-D:-D:-D:-D
[/quote]

miombonkevitra aminao aho.

36. xxx ( 01/08/2007 19:44)
ikaretsaka

ka ny taimbawax miampy concombre zany ange no maha manja azy dia izany no tsy ilany intsony an'ilay menabazaha e :!:
37. karinah ( 01/08/2007 20:41)
xxx:

matoa nataon ny mpanao siansa ny creme dia ao raha. nanao fianarana lalina izy ireo nanao izany fa raha vitan ny voatabia sy cocombre fotsiny mandritra ny fotoana rehetra dia ho tsara be saingy tsy ampy mihitsy izany. satria tsy fanadiovana fotsiny akory no ilaina amin ny tarehy fa maro dia maro no mila atao aminy.
tohiny:hj> ny fampiasana ny zvt natoraly dia fomba fanomezana vitamines ny tarehy , ilain'ny tarehy izany!... eeeh, Oui!:wink:..fa tsy maintsy hilaina ny px hafa hanadiovana, efa nisy nilaza ery ambony io hoe ny eau démaquillant, na manisy maquillage na tsia dia azo ampiasaina hanadiovana ny tarehy indrindra alohan'ny hatory!
Azo soloina aeu purifiante ihany koa , tena idéal @ oul tsy manisy maquillage, oh: ny eau précieuse, sady manadio no manala points noirs etc..ny px Déadermine ihany koa tsara kou. D anjaranao ftsn ny misafidy izay mifanaraka @ type ny peau -nao: sèche, grasse, mixte.
Fa tena ilaina ny manao masque @ zvt natoraly, mila sakafo kou ny tarehy!ary tsy ny tarehy ihany fa na ny vatana ihany koa! eeeh Oui!:-D.. ny crèmes etc indray fitsaboana... ankoatra ny crème de jour, fa tsy ampy ny crème de jour ampiasaina isan'nandro fa ilaina nyfanaovana masque, toa ny gommage sns, Indispensable!8)




38. vale ( 01/08/2007 21:07)
xxx:

question pratique indray no hijerena azy : mety ho karaoty 3kg no ilaina vao équivalent n'ny crème efa voavoatra ahosotra in-2 na in-3 fotsiny

izay anie no mahatonga ny olombelona manao recherche : hampiadana azy . Tsy hoe rehefa crème dia ratsy noho ny karaoty sy voatabia nature, efa be dia be ny fikarohana natao dia efa mihatsara andro aman'alina ireny porduit ireny

Samia tsara aby
xxx: tsy misy ohatry ny natoraly fa mila somary obsédée kely @ ilay fikojana ny vatanao ianao vao mahavatra an'iny!:o , marina fa haingana ny efa vita @ boaty fa ireny koa anie misy effet secondaire e! samy manana ny tiany marina aloha fa azo atao koa ny mividy azy ireny efa voahodina: peel off, maninn ftns ireny no amidy aza? ho an'ny tsy mahafoy fotoana @ tarehiny alou de haingana be iny apetaka d miandry qlq minutes de endahana azo tsy sasaina ihany koa raha kamo!:-D:-D:-D8)


39. vale ( 01/08/2007 21:11)
sady mora no tsy mila ranomanitra intsony atao ambadiky ny sofina fa iny d manimanitra!:lol:
40. evasoa ( 01/08/2007 21:32)
dailynews

miombonkevitra aminao. Tsy hitako mihitsy izay mahadiso ilay voalaza etsy ambony satria manazava tsara ny antony sakaizakely. Tsy mazava ny antony mahasorena ny sasany :?::?::?:

karinah=D
azo ampifamenoana ny natoraly sy ny produit simika efa natokana ho amin'izany.

hj
Concombre
Au XVIIIe siècle, on introduit un masque de beauté aux graines de concombre que l'on rinçait à l'eau de rose pour éclaircir le teint. Il fit merveille et, dans les coulisses de l'opéra, comme chez les gens de la noblesse, chacune voulait essayer cette tartine pour retrouver bon teint



Lotion éclat de la peau
Préparez une lotion à base de concombre reconnu depuis des siècles pour ses propriétés apaisantes et tonifiantes sur la peau.

Préparation de la lotion : mettez à bouillir un demi litre d'eau. Coupez un concombre en morceaux et plongez le dans l'eau bouillante. Laissez cuire pendant 5 minutes environ.

Laissez refroidir puis filtrez l’eau des concombres.
Vous pourrez utiliser cette lotion chaque matin appliquée sur un coton.
Cette préparation se conserve environ 10 jours au réfrigérateur.

Contre les poches sous les yeux
Qui ne s’est pas réveillé un jour avec ces horribles poches sous les yeux ?
Plusieurs solutions s’offrent à vous :

Appliquez une tranche de concombre sur chaque paupière pendant au moins 15 minutes. Profitez-en pour vous relaxer...
A défaut de concombre, vous pouvez également utiliser des tranches de pommes (elles doivent cependant être juteuses pour être efficaces...).
Faites-vous une infusion à base de camomille (en sachet si vous n'avez pas la possibilité de vous procurer des fleurs de camomille). Appliquez sur vos paupières des compresses imbibées d'infusion de camomille (ou directement les sachets d'infusion). Laissez-les pendant environ 15 minutes.
Vos poches seront ainsi atténuées, vos paupières dégonflées sous l’effet apaisant du concombre, de la pomme ou de la camomille.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009