ny vaovao farany azoko lazaina anareo zany de tsy lasa ihany zahay telo mianaka , eny manana ny fandaharany tokoa ny Tompo ary tsy takatry ny saina zany fa dia ny taona manaraka indray zany raha sitrapony ny hamonjy ny fotoana any Karimalaza , ny olana teo @ fiomanana rehetra teo ihany fa tsy nahazo alalana handeha koa teo anivon'ny orinasa
zay fa misaotra antsika rehetra ta@vavaka sy ny hevitra
Ho tahian'ny Tompo daholo
Izay ilay hoe ny eritreritro tsy eritreritrareo,ny fihevitro tsy mba fihevitrareo.Nisy antony ao matoa ianareo tsy lasa.Ny misaotra hatrany no ataovy.Ho hitanao eo ihany ny antony dia ho gaga ianao ary hisaotra Azy indray.
Fanavaozana izy mahagaga tokoa,no nomen'i Jesoa ahy reo^o