sekta
41. ikaretsaka
(
04/08/2007 19:55)
fijo:
namanao sy cutie ngamba no mahavaly an'ilay fanontaniana tsara.izay miala )sy manohitra) avy ao anaty vondrona iray lehibe ka manorina kely etsy anilany dia sekta.
misy loza izy ireny,nefa koa misy tsy atahorana
io angamba ny tsotra indrindra .. noho ilay manamatimarin-tena be eo
dia ny fandinihantena no tsotsa indrindra.
tsy mampaninona mihitsy ny mba manontany tena indraindray manao hoe.. sao dia sekta aza ity? fa tsy heo samy mitory samy mitory!
42. Mandefitra
(
07/08/2007 09:21)
Ty zao article t@ gazety express androany:
"La secte "Cœur douloureux et immaculé de Marie", dont des membres sont soupçonnés d'être à l'origine de l'enlèvement d'un enfant à La Réunion, sera "dissoute le plus vite possible", a déclaré le secrétaire d'Etat à l'Outre-mer Christian Estrosi, lundi sur France Inter."
Ny mampalahelo de le mpiangona madinika tsy maharaka ny tetikadin'i reo mpitarika, fa vontom-pinoana loatra.

43. deric
(
07/08/2007 13:11)
Ny manahirana amin'ny fitsikerana sy ny fampitam-baovao ange dia rehefa ireo fiangonana ankalazaina ho sekta nisehoan-javatra hafahafa diatoa tena anklazaina, fa odian-tsy hita ny zavatra mandrakotra ireo mpanasekta e!
tsy hilaza zavatra betsaka aho fa hiaraha-mahalala ny zava-miseho na dia tsy fantatra amin'ny antsipiriany aza. sarotsaromana fotsiny ny ataon'ireo mpitarika fiangonana vaventy ireo. Ny mpanao Gazety amerikana izao no namaky bantsilana ny zavatra ataon'ireo mpitarika ngezalahy ao Amerika ao, dia ny fanolanan-dry zalahy ireo ankizy amam-behivavy maro.Mbola vao tamin'iny volana lasa iny izay no nitsikafona, ka nandeha tamin'ny fahitalavitra.Ary tsy any ihany no isehoan'ny zavatra toy izany fa dia eto Dago aza, saingy iza no sahy hanatsikafona izany fa mpialokoaloka ao ange ny ankamaroantsika, ahafa-tsy ireo lazaintsika fa sekta e!
ampy angamba izay sao dia hifanika ankaraona toa valala eto isika.

44. Mandefitra
(
08/08/2007 05:29)
Za tsy manda fa be ny zavatra tsy mety @ ireo lohandohan'ny mpisorona ao @ ireo fiangonana lehibe, zay rahateo no mahaolona, malemy manoloana ny fakam-panahy maro.
Saingy zao no zava-doza @ le fiangonana kely ireny:
- ny tanjon'ireo nanorina ny fiangonana aloha de efa tsy mazava
- ny fanasan-doha ao anatiny nefa lalina be, ka mampajamba ny mpiangona efa vontom-pahoriana tsy mahita zay hiatsampazana.
- raha sanatria mikatona ary le fiangonana (satria kely!), na mitsikafona hitambahoaka ny tetikadiny (toa io tranga io, na ny nanakatonana ny EURD fa nandoro baiboly, na ny nanakatonana ny fpvm etc ...):
* ireo mpiangona nafana fo tao, hangatsiaka ny fiainam-panahiny
* tsy hety hiditra ampiangonana intsony ireo satria efa trop ny fanaratsiana ny fiangonan-dehibe
* ary na ny taranany aza tsy hahita zany varavarampiangonana zany intsony satria sady tsy mianatra sekoly alahady no tsy atao Batisa raha tsy lehibe.
Ka anjaranao no mamakafaka ny zava-misy.

45. tywa68
(
08/08/2007 15:22)
Deric sy Mandefitra : n'inona² ataon'olona sasany ao @ fiangonana na sekta, an'azy sy Atra izany @ilay andro farany !
Marina hoe tsy mampazoto ny hiaraka aminy sns... fa tsy tokony hanala ny finoanao velively izany (raha tena lalim-paka zany finoana izany) ! satria olombelona dhl ireny na dia be vola, na manondrana, na maninona ... ary tsy izy no hivavahanao fa Atra irery ihany !!!
Afaka ny tsy mankao ianao satria efa simba ny lohanao, ary normal zany satria olombelona tsotra ianao, ary mitady an'ilay famendrehana koa mandra-pahafatinao ! :wink:

46. ikaretsaka
(
13/08/2007 00:53)
fa ny tsy azoko.. maninona ny sekta tsy tia mainty ny antsoina hoe sekta sy miaiky mihitsy hoe sekta izy e?
t@ andron'ny kristianina voalohany natao heo sekta izy dia nanaiky! taty afara lasa rehefa atao hoe sekta ilay olona... lavina dia lavina!

47. deric
(
13/08/2007 08:27)
Ikaretsaka ô!
Tamin'ny andron'iza indray ary izany Kristiana taloha natao sekta izany? Toa mbola tsy...
efa nalefako ihany ity valin-teny nefa mbola averiko, mahatsara koa ny ten averina hoy ny soratra masina: anara-petaka ny hoe "sekta" fa tsy anarana nosafidiana na nifanekena, ary araha ny marina dia anarana entina hanaratsiana; koa na ianao manontany io aza, moa hekenao ve ny aranana entina entina hanaratsiana anaotsia avy hatrany ny valiny.Raha olona teto amin'ny serasera ohatra no nanome ny anaranao hoe "Ikaretsaka" dia tsy honekenao velivaly na inona diakany na inona.
Raha ny amin'ny hoe "sekta", Antanala mihoraka (manaraby, manaratsy)Antanala izay manondro ny hafa ho sekta e! Tsy misy afa-miala izany ny Fiangonana rehetra eto ambonin'ny tany amin'izao fotoana izao fa samy sekta avokoa, na lehibe na kely. Na izaho izao aza dia ekeko fa sekta aho, n'inon'inona fiangonana misy ahy, na tian'ny mpitondra ny fiangonay izany na tsy tiany.

48. ikaretsaka
(
13/08/2007 22:52)
ny protestant koa ange ry deric ka anaram-petaka ny niatombohany e!
nefa ry zareo nanaiky
nefa ry zareo nanaiky
49. deric
(
14/08/2007 12:33)
Ka mazava nge fa ny fanoherany ny katolika no naha protestenta azy e!ary ny katolika no nametaka io anarana io. Fa ny Sekta; na ny mpanilika ny sekta betsaka no tsy mahalala izay tena hevitry ny sekta , fa rehefa halako volo, halako tarehy dia sekevana fotsiny.
eny e! tsy ho lany solaitra amin'ny anarana isika, fa aoka ny voany hamantarana ny hazo e! tsy izay habeny sy ny fahelany, ary tsy ny fandokafany ny tenany sy ny fanambaniany ny hafa.
ampy ahy ny tenin'Kristy hoe: rehefa tsy manohitra antsika dia namantsika ihany; izany hoe: rehefa tsy manohitra ny baiboly dia inona moa no olana; koa ny ny iray tampo aza samy manana ny anarany sy ny toetrany; azoko lazaina fa samy manana ny maha tsara sy ny maharatsy azy avokoa.

50. ikaretsaka
(
14/08/2007 21:47)
ny katolika koa anie ka natao anarana fanabirabiana (c'est pas catholique,=c'est pas strict) e.. fa tsy mampaninona azy izany.
http://baiboly.katolika.org/boky/Joany/6/54-57
ka ny nanoherana zavatra iray anie no antony nisampanan'ireny fivavahana maniriniry ireny e! izay fivavahana nisy azy taloha koa ange no antony niantsoana sy namoronana ilay anarana hoe sekta ry deric e. Tsisy mahasamihafa azy @ Protestanta mihitsy, fa ny Protestanta manaiky ny antsoina an'io, ny katolika annaiky ny antsoina amin'io. dia maninona izy no tsy manaiky?
tsy fandrokafana sy fanambaniana ilay izy fa Eritreritra sendra mandalo sy fanontaniana nipetraka!
Hoy i Kristy hoe rehefa tsy manohitra antsika dia namantsika.. fa hoy koa izy hoeAmin'izany andro izany, maro no hanao amiko hoe: Tompo, Tompo, moa tsy naminany tamin'ny anaranao va izahay, ary moa tsy nandroaka demony tamin'ny anaranao va izahay, moa tsy efa nanao fahagagana tamin'ny anaranao va izahay? 23 Ary amin'izany dia holazaiko miharihary aminy hoe: Tsy fantatro akory hianareo na oviana na oviana; mialà amiko hianareo mpanao ratsy.
Matio7,22-23

51. niryna
(
15/08/2007 00:18)
deric:
Ka mazava nge fa ny fanoherany ny katolika no naha protestenta azy e!ary ny katolika no nametaka io anarana io. Fa ny Sekta; na ny mpanilika ny sekta betsaka no tsy mahalala izay tena hevitry ny sekta , fa rehefa halako volo, halako tarehy dia sekevana fotsiny.
eny e! tsy ho lany solaitra amin'ny anarana isika, fa aoka ny voany hamantarana ny hazo e! tsy izay habeny sy ny fahelany, ary tsy ny fandokafany ny tenany sy ny fanambaniany ny hafa.
ampy ahy ny tenin'Kristy hoe: rehefa tsy manohitra antsika dia namantsika ihany; izany hoe: rehefa tsy manohitra ny baiboly dia inona moa no olana; koa ny ny iray tampo aza samy manana ny anarany sy ny toetrany; azoko lazaina fa samy manana ny maha tsara sy ny maharatsy azy avokoa.
=D=D=D:*
52. ikaretsaka
(
16/08/2007 12:54)
hoy i Kristy hoe rehefa tsy manohitra antsika dia namantsika.. fa hoy koa izy hoe
Amin'izany andro izany, maro no hanao amiko hoe: Tompo, Tompo, moa tsy naminany tamin'ny anaranao va izahay, ary moa tsy nandroaka demony tamin'ny anaranao va izahay, moa tsy efa nanao fahagagana tamin'ny anaranao va izahay? Ary amin'izany dia holazaiko miharihary aminy hoe: Tsy fantatro akory hianareo na oviana na oviana; mialà amiko hianareo mpanao ratsy.
Matio7,22-23
53. rijadolly
(
16/08/2007 20:29)
Amiko ny atao hoe sekta dia vondron\'olona manangana finoana vaovao izay tsy izy.oh:Andriamanitra Andriananahary ny inoana ka managana andriamanitr\'afa(sarinjavatra voasikotra,vola,manolana ny tenin\'Andriamanitra ahazoana tombotsoa ny tena manokana na hiraky ny satana tsotra izao,filana,manindraindra anaran\'olona ho andriamanitra ) ny vondron\'olona iray dia ato hoe secta izy.Tsarovy fa ny farsieo sy ny mpanora-dalàna dia nahatsapa fa very seza raha izay no mahalaza azy,ka nanenjika an\'iJk ho anisan\'ny mpandika ny lalàna jiosy.Ho an\'ny kristianina izay mandaha an\'Jk ho zanak\'Andriamanitra no fivavahana tsy izy.Anisan\'izany ireo farseo sy ny mpanoradalàna,mpisoronabe...Izay nanao ny finoany ho fiarovana ny tombotsoany(voninahiny tsy ho ambany,fanamarinan-tenany fa izireo no mpitarika tsara,fatahorana ho very vahoaka manaraka azy...)Amiko sekta ireny.Midika izany fa tsy hoe ny fivavahana voalohany no tsy secta.Ireo atokom-pivavahana sasany eny fa na ny mitovy finoana aza dia hita fa misy mafana ny fanompoan\'ny sasany noho ny an\'ny sasany,manamafy izany fa tsy azo ambaniana ny finoan\'hafa.(Inty misy fanontaniana izay mapanongotena ahy\"iza tokoa re no njetilisa ny Malagasy nahalala an\'Andriamanitra taloha sa isika nahalala an\'Andriamanitra amin\'izao izay mbola nahazo an\'Jk sy ny Fanahimasina é?\")Misy koa ireo atoko mpivavahana aty aoriana na iza izy na iza ka mampiasa ny fiangonany honompo vola;sekta izy.Na Pastera ianona ihany na Mopera na... indraindraina sekta koa izy.Izany hoe ny fialanao na ny tsy fanomezanao voninahitra ilay Nahary izao tontolo izao sy Jesoa zanany no maha sekta anao na tsy.
54. deric
(
24/08/2007 13:19)
Dia efa arak'io e! Ny voany no ahafantarana ny hazo hoy Jesosy; tsy ny filaharan'ny ny foronany, tsy anarany akory; fa ny ataony sy ny asany. IZany hoe :tsy azoko ekena fa rehefa sekta dia tsy ho fantatry ny Tompo araka ny ambaranao.
Ny fitsarana tsy hisy fanontaniana ny anarana na ny fiaviana sy izay filaharana fa ny asa sy ny atao indrindra fa ny teo-panahy ihany.
"Ny osa, ny tsy mino, ny vetaveta, ny mpamono olona, ny mpanao ody ratsy,sy ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany amin'ny amin'ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa"Apok 21:8