Zà ko namana vaovao

61. xxx ( 03/08/2007 14:53)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 30-07-2007 20:43:30
Lohateny : Re : tikou ra mba ho namako ianao
ilay Floffy mampihome aza mody vaovao eo fa efa tranainy e

tany am namana vaovao hafa no naitako anio an ,fa kay tany d efa kobou i fiffy
62. mim ( 03/08/2007 15:24)
d aninona nefa nareo raxxx ra izy iany io lé?nareo kosa no tsy malalafomba raha tsy mahay misaotra ny tsirairay lé!ary sady tsy malalafomba tsy mahay misaotra no mamely @ xxx lé!tsisy azondamosina v?
63. cbd ( 03/08/2007 17:23)
fita ao lesy ry mim!dé tsy azo atao zany v ry xxx ny misaotra ny tsir1-1?=))=))=))=))malala fomba izy matoa misaotra ny tsira1-1 xxx miafina sady tsy malala fomba ve?=))=))=))=))=))=))=))
64. celica ( 03/08/2007 23:50)
Vo tonga avy any tanana de faly be miarahaba ny rehetra.ho mafinaritra be fona anie ny kozy eto fa nankaleo be tany ambanivohitra tany de mbo mila ravinahitra fa nankaleo be ko le ovy maraina sy ariva tany e
65. xxx ( 04/08/2007 12:45)
NB to tsy nisy niaraba intsony alo i fioffy e ihihih ,grave an

ihihihih ,jereo io ol nanoratra io ambany io

Mpandefa : celica [ Valio ] 04-08-2007 01:50:37
Lohateny : Re : Zà ko namana vaovao
Vo tonga avy any tanana de faly be miarahaba ny rehetra.ho mafinaritra be fona anie ny kozy eto fa nankaleo be tany ambanivohitra tany de mbo mila ravinahitra fa nankaleo be ko le ovy maraina sy ariva tany e

bjr namana vaovao vo nanoratra anarana androany d androany ,tsy nisy nanoratra tato afatsy i mim d nanapy anazy an ihihih
66. fen2006 ( 03/10/2007 10:48)
:-@slt dhly zah koa mba namana vaovao fa mba t hiserasera o:P
67. fen2006 ( 03/10/2007 10:56)
:twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1325