Zà ko namana vaovao

21. ratonga ( 23/07/2007 17:16)
sahol:
am manaraka meko biznourk bebeuuuuu flofy :lol::-*:-*:-* fa le ol nomeko biznourk bdb tam ty tsy faly fa manin kay ? sympa très sympa :lol::-*:-*:-*


ko enao mpandainga ko in dray ary io mody gaga eo io=))=))=))
andry08: tsy gaga aho ra hifanaraka izy roa ireo fa mety ho oul iray ihany mantsy
22. sahol ( 23/07/2007 17:49)
masika beuu doly nareo :snif::snif::snif: zâ zany tsy manmé biznourk an ol troun?
23. najah ( 23/07/2007 17:55)
aza tao anzany kosa nama ny zanakolona a!sa andry08 iany ko ratonga? omeo ahy lesy ny biz ra tsy mila zareo a!
24. sympa ( 24/07/2007 00:54)
sahol >> :-*:-*

ratonga sy andry08 :arrow: calam fotsiny rangaha a :roll:
25. andry08 ( 24/07/2007 13:02)
sahol:

iza zany ol zany andry08 ? masika beuuuuu enao zany !zâ tsy minamana aminà ol masika beuu otsy enao.



izaho no andry08 ary na masika na tsia dia tsy manin?
Tsy olana na tsy te hinamana amiko aza ianao ! Bon vent koa !!! Tsy izaho no nitady!
26. andry08 ( 24/07/2007 13:04)
sympa:

sahol >> :-*:-*

ratonga sy andry08 :arrow: calam fotsiny rangaha a :roll:



fa ianao no iza no hanacalm e! ndeha koa mivoy!
27. ratonga ( 24/07/2007 13:24)
=))=))=))
andry08 =D=D=D
28. xxx ( 24/07/2007 20:47)
:-D:-D mahita atao mihitsy nareo ireto :-D
sahol hono vaovao dia mahay biz'oroka sahady
:-D tonga soa na izany aza :wink:
29. cutie ( 24/07/2007 20:57)
lol
30. benaly ( 24/07/2007 21:31)
namana vaovao te hifampiresaka
31. xxx ( 25/07/2007 06:49)
tsiky dia ampy e :D
32. benaly ( 25/07/2007 12:00)
:lol:
33. Floffy ( 26/07/2007 20:03)
benaly:

namana vaovao te hifampiresaka



Miarahaba anao,izaho koa namana vaovao ,tsara fanahy, tia namana, mila namana nefa tonga dia saika kivy fa handroso ihany aho na dia izany aza!
34. Floffy ( 26/07/2007 20:05)
sympa:

Tongasoa Floffy sy sandans



Faly mandray anareo ho namana izahay ato ;-);-)



Misaotra e!
35. xxx ( 26/07/2007 20:33)
mila namana nefa tonga dia saika kivy fa handroso ihany aho na dia izany aza!
:-D:-D:-D:-D
36. xxx ( 26/07/2007 21:27)
:-D:-D:-D
xxx:

mila namana nefa tonga dia saika kivy fa handroso ihany aho na dia izany aza!
:-D:-D:-D:-D

:-D:-D:-D:-D

37. sahol ( 30/07/2007 07:04)
:-D:-D mahita atao mihitsy nareo ireto:-D
sahol hono vaovao dia mahay biz'oroka sahady


fa tokny tsy mahay n'in'in zany zà ? efa tamy 16 mars 2007 zà no niditra pikabana teto d tokny tsy mahay na manmé biznourk aza fa nareo doly mahay ?

tsy napozko otsy zao fanjaisanareo oul eto:snif::snif::snif: sa tsy tokny mahay mandefa emoticone kou?:snif::snif:
38. Floffy ( 30/07/2007 18:03)
"ratonga":
tsy gaga aho ra hifanaraka izy roa ireo fa mety ho oul iray ihany mantsy
fa aiza ny olana @ nao ra mifanaraka zahay aloha ?sa tsy izany ve no tadiavina eto ? sa disadisa no ilaina eto ?mahagaga nareo an!
39. xxx ( 30/07/2007 18:44)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
40. cutie ( 30/07/2007 18:50)
Hoy i ratonga:
tsy gaga aho ra hifanaraka izy roa ireo fa mety ho oul iray ihany mantsy

:wink::wink::wink::wink::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1599