Nampanantena izy kanjo.. Satana sy demony ary devoly?
21. niryna
(
20/07/2007 03:46)
ikaretsaka:
fijeriko azy io:
tsy niteny anao ny antony namonoany tena ilay rangahy io.. diso fanantenana fotsiny ny fantatrao momba azy! fanantenana inona? tsy hay izany!, ka tsy ianoa no handeha hanombatombana ny hery ratsy sy hery tsara.
amiko koa dia hoe izay izany no fara fialany eto an-tany, tamin'ny alalan'ny famonoantena no nandaharan'Andriamanitra ny "convocation" ny
tadidio fa betsaka koa ny namono tena nefa tsy maty: satria tsy izany no nandaharan'Atra ny fomba fialany eto an-tany!
Asa aloha ry ika a,raha maty novonoin'ny olona izy dia mbola miandry ny fitsarana toy isika rehetra,fa raha ny tenany kosa no nalainy aina,tadidio fa tsy antsika ity tenantsika ity fa an'ATra.Raha nifona tamin'Atra i Jodasy dia mety ho voavela ny elony,saingy izy tsy nifona fa nanatona tena dia aiza izy izany no mety mandeha(tsy anjarantsika izany saingy ny zava-misy no jerena).Maro ny olona manana olana amin'ny fiainana na ny tanora miteraka tsy manambady,ny olana maro,ary io famonoantena io no eritreretin'ny sasany fa vaha-olana aingana.Anjaran'ny tena no manampy azy,manavotra azy amin'izay fomba mety atao mba tsy anaovany an'izany.Ary izany no efa noteneniko an'ireo tanora maro.Maro ny olana kanefa raha mametraka ny fiainantsika amin'Atra isika dia misy vaha-olana foana.Manampy tanteraka izy rehefa tena tsy mahita vahaolana tanteraka isika.
22. niryna
(
20/07/2007 04:56)
Marka 3:23-27Ary rehefa niantso ireo hankeo aminy Izy ,dia nanao fanoharana taminy hoe:Hataon'i Satana ahoana no famoaka an'i Satana?Fa raha misy fanjakana miady an-trano ,dia tsy haharitra izany fanjakana izany.Ary raha misy mpiray trano miady an-trano ,dia tsy haharitrai izany mpiray trano izany.Ary raha Satana no mitsangana hanohitra ny tenanay ka miady an-trano ,dia tsy haharitra izy fa ho rava ny heriny .Kanefa tsy misy olona afaka miditra an-tranon'ny mahery ka handroba ny entany raha tsy afatony aloha ilay mahery ,dia voa robainy ny ao an-tranony.
Io fanoharan'i Jesosy io no manambara ny heriny mandroaka an'i Satana sy ny demony ao anatin'ny olona.
Satana dia efa nanana toetra hatramin'ny voalohany mihitsy ny hitovy amin'Atra,ary lehiben'ireo fanahy nianjera avy tany an-danitra.I Tim 3-6
Demony: dia fanahy maka toetran' olona sady manan-tsaina( Demons are spirit beings who have personality and intelligence) dia ireo izay fikambanan'i Satana sy fahavalon'Atra( as of Satan's kingdom and as enemies of God).Mat 12:43-45,Mat 4:10
Demony:Ireo izay manana fahefana ao ambadikin'ny atra kely na zavatra hivavahany na atra diso izay hiankohany amin'ny demony( Demons are the power behind who have idol gods.so that to worship false gods is essentially to worship demons)IKor 10:20
Demony matetika dia mipetraka ao anatin'ny olona tsy mino ,sady andevoziny.Mark 5:15,Lk 4:41,ary mampiasa ny feony hiresaka Lk 8:27-28,Asa 16:18.
Demony koa dia mahatonga ny aretina sasany ao amin'ny vatan'ny olona Mt 9:32-33,12:22 na dia izany aza dia tsy avy aminy daholo ny aretina rehetra Mt 4:24,Lk 5:12-13.
Ireo izay mampiasa ny fanahy ratsy(fanahina devoly) dia ireo mpanao magie,manao fanafody manimba olona,mpamosavy(sorcery),sns tafiditra ao koa ny mpamaky tanana sy ny mijery andro(horoscope)dia voatary moramora kokoa (spiritism and magic)Asa 13:8,8:10,Gal 5:20,Apok 9:20
Ny fanahin'ny devoly(evil spirits) dia mirangorango mihitsy amin'izao andro iainantsika izao Mat 24:24,2Kor 11:14-15,ITim 4:1 ary ny tena tanjony dia ny hanohitra an'i Jesosy(antichirst)II Tim 2:9,Apok 13:2-8,16:13-14
Ireo izany no fanazavana mba azoko omena anareo ka vakio ilay tonony sy ny andalana ahitana izany raha mahaliana anareo:D
Jesosy kristy:teo amin'ny fahagagana nataony dia matetika Izy dia niady ny herin'i Satana sy ny demoniny Lk 13:16,Zavatra iray nahatongavana tety an-tany dia ny hanafaka ireo izay mbola andevozin'i Satana(One of Jesus clearly stated purposes in coming to earth was to bind Satan and to set free those enslaved by him )Mt 12:29,Mk 1:27,Lk 4:18
Helo(hell):toerana izay namboarina ho an'ireo demony sy devoly Mat 8:29,25:41.
(l)niryna

23. ikaretsaka
(
20/07/2007 05:14)
Ny fanahin'ny devoly(evil spirits) dia mirangorango mihitsy amin'izao andro iainantsika izao Mat 24:24,2Kor 11:14-15,ITim 4:1 ary ny tena tanjony dia ny hanohitra an'i Jesosy(antichirst)II Tim 2:9,Apok 13:2-8,16:13-14
marina ny an'i niryna, fa tsy tokony ireo citations ireo kosa no tokony napetrakao fa vaovao,na voalaza ao anaty baiboly aza ireo, satria ireo efa tany @ 2000 taona tany nefa lazainao fa @ izao iainantsika izao... njary mifanohitra manko
24. niryna
(
24/07/2007 06:48)

Fa ahoana?Ka angaha isika afaka manala na manampy ny ao anaty baiboly kosa e,io ihany no sakafom-panahintsika
25. ikaretsaka
(
24/07/2007 14:43)
fa le citations no diso fipetraka.. tsy voatery ho ao amin'ny baiboly fa zavatra iainantsika izao .
tsy io ihany ka... ianao koa aza efa nanaiky koa hoe mampita hafatra ho an'ny fanahintsika isan'andro andriamanitra

26. ikaretsaka
(
24/07/2007 14:45)
ny tiako lazaina dia : citation ohatra hoe,, Jean marie Vianney ohatra, Nenilava ohatra, Dada Raisa moa ilay any Farihimena iny?) Papa Jean Paul 2, sns...
27. niryna
(
25/07/2007 16:53)
ikaretsaka:
fa le citations no diso fipetraka.. tsy voatery ho ao amin'ny baiboly fa zavatra iainantsika izao .
tsy io ihany ka... ianao koa aza efa nanaiky koa hoe mampita hafatra ho an'ny fanahintsika isan'andro andriamanitra
Hay ve ,dia alefaso ary izany citation-nao izany e,izaho milaza ny ao anaty baiboly dia ataovy mifanaraka an'io ny citation.Vavolombelona anie io raha izany e,kanefa ianao tsy tia ny olona mijoro vavolombelona dia ahoana indray izany:idea::roll::D
28. ikaretsaka
(
26/07/2007 00:28)
tsy fijoroana vavolombelona mihitsy izany ka..
raha milaza ve i St Augustin ohatra izao hoe
"Maty ny vatana rehefa lasa ny fanahy, maty ny fanahy rehefa lasa i Andriamanitra"
na milaza i St jean Marie vianney hoe
Two good works present themselves to be done, one in favor of a person we love, the other in favor of a person who has done us some harm. Well, we must give preference to the latter
dia hoe mijoro vavolombelona?
amiko: ny mijoro vavolombelona manko dia ilay hoe " za zao de lasa mananona de nisy anona de nananona aho dia niditra t@ finoana an'i anona sy nisy anona de nananona aho de lasa nananona de mananona aho zao dia ianona koa mananona"
tehafo izy

29. niryna
(
26/07/2007 05:14)
ikaretsaka:
ny tiako lazaina dia : citation ohatra hoe,, Jean marie Vianney ohatra, Nenilava ohatra, Dada Raisa moa ilay any Farihimena iny?) Papa Jean Paul 2, sns...
Ka miresaka an'i nenilava ianao kou:roll:.manana tantara lava dia lava izy saingy ianao moa tsy tia ny fijoroana vavolombelona.Ianao koa moa miaraka ny namanao tsy mino ny fitenena amin'ny fiteny tsy fantatra kanefa izy nomen'i Jesosy hery ary nampianarina ny soratra masina,nisy fotoana maro niresaka amin'ny fiteny tsy fantatra izy .
30. niryna
(
26/07/2007 05:22)
Toy ny herin'ny Fanahy Masina dia mba mampiasa ny heriny koa ny satana ka ireo olona izay mora lavona no ampiasainy.Maro ny zavatra ataony ary dia miangolangola no fitarihany ary miafara amin'io tantara iray io.Ny ahalala ny ho avy no tsy fantany hoy ilay namana iray izay.
Sendra nitsakatsaka tany amin'ireny mpamaky tanana na milaza mahafantatra ireny hono izy ary dia notantarainy azy daholo hono ny nataony rehetra,saingy ny ho aviny no tsy nolazainy.:roll:

31. niryna
(
26/07/2007 05:27)
Lava-bazimba
Mbola kely izahay dia nandeha naka rivotra tany ambanivohitra.Mijery ireny olona maka trondro na manihika ireny.Nisy lavaka izay ary dia tao ity zokiko no nivoaka.Efa vita izay nataony vao niteny ireo olona hoe tsy azo anaovana ratsy io fa lava-bazimba.
Asa na fifandrifiana na ahoana fa nony alina ny andro dia tsy nahita tory izy fa nanofy ratsy ary nikiakiaka foana.Misy ny herin'ny maizina,manasitrana ny herin'ny maizina,mandripaka ary mamotika na ny tokantrano na ny havana akaiky izao aza dia mahasahy mamosavy ny havany,izany koa dia mbola herin'ny maizina ihany.

32. ikaretsaka
(
26/07/2007 05:27)
dia tena tsy mba nisy teny na zavatra (na citation na pensee, na fijery ..) momba ana theme anankiray nolazain' i Nenilava kosa ve?
na atao indray aza ary heo i Jesosy no nilaza izany t@ alalany?

33. niryna
(
26/07/2007 05:32)
Efa naheno ianareo hoe trano misy lolo?
Efa naheno ianareo hoe nakana mpiandry hivavahana?
Maro ny trano izay amidy ary isaky ny misy mividy ilay izy dia miala foana ilay olona mpividy.
Very omby ity mpanakarena iray ary nisy olona nanoro azy ho any amin'ny toerana mahalala ny very.Nandeha tany tokoa hono izy ary nilazany fa ao anaty lavaka ny ombiny,nolazainy ny toerana ary dia lasa nakany tokoa izy,inona tokoa fa tsy tao ilay omby.
Noho ny fahavitan'ilay zavatra nataony,fahitana ny omby dia niverina izy nanome volabe ho an'ilay mijery taratra na mahafantatra ny zavatra very.Tsy nijanona teo anefa iny fa dia niverina indray ary naka ody hafa mba hampandeha ny fivarotana omby,nandeha tokoa ny varotra fa farany nikatso dia nijanona tsy nakany intsony.Asan'ny maizina daholo izany.

34. niryna
(
26/07/2007 05:37)
Anjaranareo indray no mitantara fa tena misy ny asan'ny maizina ary misy aza tena fanina mihitsa,mijaly,marary ,lahona vao afaka ao raha tsy manana an'i Kristy.
Ny tsy hitovizany amin'ny asan'ATra dia Atra afaka manao ny zavatra rehetra amin'ny fotoana sy ora na toerana iray omnipresence fa ny asan'ny satana koa dia iray isaky ny manao ihany,izany hoe mandripaka na mamotika toerana iray izy fa tsy mitovy amin'iny ora hamotehany azy iny ny ora fa hafa.:roll::roll:,vetivetika izy dia tonga ary,vetivety izy dia mandrava ny tokantranon'ny olona iray,ary vetivety izy dia mamono olona.
Kanefa raha mahatsapa fa ampiasan'ny satana ny olona iray raha mibebaka tena mibebaka izy dia ho voavela ny elony.:D

35. ikaretsaka
(
26/07/2007 05:59)
ka tsy izany ange ry niryna no tiana lazaina e!
fa le hoe .. Rehefa trano misy lolo dia ahoana hozy Nenilava (ny fiheviny sy ny tokony hatao) hoe rehefa lolo menamena ny hita ao dia ahoana, rehefa lolo mangamanga dia ahoana? rehefa lolom-paty dia ahoana ny tokony atao?
ahoana ny eritreriny momba izany!
ohatra hoe momban'ny Vatana sy fanahy, dia nanafatra, na niteny i St Augustin (io voalazako io ambony io) hoe
na hoe momba ny asa dia niteny i Mere Theresa manao hoe"The miracle is not that we do this work, but that we are happy to do it".

Maty ny vatana rehefa lasa ny fanahy, maty ny fanahy rehefa lasa i Andriamanitra"
na hoe momba ny asa dia niteny i Mere Theresa manao hoe"The miracle is not that we do this work, but that we are happy to do it".
36. boraingy
(
26/07/2007 16:15)
niryna:
Lava-bazimba
Mbola kely izahay dia nandeha naka rivotra tany ambanivohitra.Mijery ireny olona maka trondro na manihika ireny.Nisy lavaka izay ary dia tao ity zokiko no nivoaka.Efa vita izay nataony vao niteny ireo olona hoe tsy azo anaovana ratsy io fa lava-bazimba.
Asa na fifandrifiana na ahoana fa nony alina ny andro dia tsy nahita tory izy fa nanofy ratsy ary nikiakiaka foana.Misy ny herin'ny maizina,manasitrana ny herin'ny maizina,mandripaka ary mamotika na ny tokantrano na ny havana akaiky izao aza dia mahasahy mamosavy ny havany,izany koa dia mbola herin'ny maizina ihany.
Mba te-handray anjara kely amin'ity resaka ity aho. Raha io tantara io dia mazava be hoatry ny diavolana fa ireo olona nitana ny finoana fa lava-bazimba ilay lavaka no nahatonga ny zokinao nanonofy ratsy. Raha tsy nilazan'ireo olona ireo izy dia tsy ho nanonofy velively. Mila mazava isika rehefa mijery zavatra iray. Ny asan'i Satana eto dia ny fandentehana ny fomba fisainana iray hoe "misy vazimba na lolo io" ao an-tsain'ny mpiara-monina. Rehefa tafavondrona toy izany ny finoan'ny mpiara-monina dia mitranga ho azy ny herin'io finoanoam-poana io.
Eo amin'ny resaka hoe citation ataon'Ikaretsaka dia tena manaiky aho fa olona nandalina sy niasa tokoa ireo olona niresaka ireo. Indrindra moa efa fantatra fa nanoka-tena mihitsy ireo olona ireo fa nilaozany avokoa ny fomba fiainana hafa (Relijiozy sy Nenilava ohatra) ka natokany ho an'Andriamanitra ny fiainany.
Ity resaka fanokanana fianana ho an'Andriamanitra ity anefa dia tokony ho an'ny Kristiana rehetra. Izay ilay fifampitaizana ary tokony hazava ao anatin'ny fiaraha-monina ny Kristiana mba tsy handairan'ny piti-banja afafin'i Satana etsy sy eroa.
37. ikaretsaka
(
26/07/2007 18:30)
tantaran'i niryna io ihany: ary raha tena tsy nolazaina izy nefa njnofy ratsy dia ahoana indray ny amin'izay?
ekena, fa ny tsy azoko raha izany.. maninona no tsy isika rehetra no natsoina sy voatendry fa misy mbola tsy ao.. na ao @ tantaran'i jesoa aza.. maninona indraindray no i piera sy joany sy i Jakoba irery no voaantso.. naninona no izaia? sns snss.
nisy ihany ny fiantsoana fa tsy isika rehetra ko...raha tsy izany aho naninona no tsy lasa pasitera fa maminona ilay aka iry no lasa? naninona ilay ramatoa iny no hoe nenilava fa tsy i niryna, maninona no iny no lasa papa fa tsy i Boraingy.. sns sns...
Ity resaka fanokanana fianana ho an'Andriamanitra ity anefa dia tokony ho an'ny Kristiana rehetra.
ekena, fa ny tsy azoko raha izany.. maninona no tsy isika rehetra no natsoina sy voatendry fa misy mbola tsy ao.. na ao @ tantaran'i jesoa aza.. maninona indraindray no i piera sy joany sy i Jakoba irery no voaantso.. naninona no izaia? sns snss.
nisy ihany ny fiantsoana fa tsy isika rehetra ko...raha tsy izany aho naninona no tsy lasa pasitera fa maminona ilay aka iry no lasa? naninona ilay ramatoa iny no hoe nenilava fa tsy i niryna, maninona no iny no lasa papa fa tsy i Boraingy.. sns sns...
38. boraingy
(
27/07/2007 14:26)
Eto ianao dia sahirana indray r'Ikaretsaka raha izany fanontaniana rehetra izany no mibosesika ao anatinao.
Voalohany indrindra aloha dia hoe, ianao io ve na ny tsirairay amintsika na izao rehetra hita izao dia nieritreritra ny tenany hoe velona toa izao? Nangataka ve ny tsirairay hoe ataovy misy izahay dia ataovy toy izao na izatsy?
Ny fahasarotan'ny famaliana io fanontaniana io no nahatonga ny Conception Divine teo amin'ny olombelona izay manam-panahy. Nandinika lalina izy ary taty aoriana dia nobitsihin'ny Fanahin'Andriamanitra izay Mpamorona izy hoe "Izaho no Izy, Ilay Hatrizay ka ho Mandrakizay" vao nahalala hoe hay misy conception izao rehetra izao. Fa raha tsy ao anatin'ny olona kosa aloha io Fanahy io dia tsy hahazo velively izay lazain'Andriamanitra izy e!
"Fitenin'i Jesoa rehefa maka ohatra avy ao amin'i Isaia Izy ilay hoe: "Manan-tsofina ianareo kanefa tsy mandre, mana-maso ianareo kanefa tsy mahita".
Raha vao jamba isika dia teraka daholo ireo fanontaniana resahinao eo ambony ireo. Raha mahiratra anefa dia tsy mitoetra izany fanontaniana izany satria hahay hisaotra Ilay Mandrakizay ny tsirairay amin'izay fanomezam-pahasoavana azony aby.
Ny ahy aloha kely bilitika no azoko fa isaorako Azy e! dia mba zaraiko aminareo eto fotsiny ilay izy.
Hoy ilay hira iray izay hoe "This little light of mine, I'm gonna let it shine!"
Dia mahereza mandini-tena tsara eo anatrehan'Ilay nampisy antsika fa izay ihany no ahafahany manoro ny fanahintsika.

39. ikaretsaka
(
28/07/2007 14:27)
Voalohany indrindra aloha dia hoe, ianao io ve na ny tsirairay amintsika na izao rehetra hita izao dia nieritreritra ny tenany hoe velona toa izao? Nangataka ve ny tsirairay hoe ataovy misy izahay dia ataovy toy izao na izatsy?
Famaliana ny nolazain'i niryna aloha no teneniko
ianao ihany anie no mi contredire ny zavatra ambaranao dia avy eo toherinao ny hevitro e, ivereno vakina ange ny nolazaiko tany ambony e!
Hoy mantsy ianao:
Nangataka ve ny tsirairay hoe ataovy misy izahay dia ataovy toy izao na izatsy?
Izay ange e.. Andriamanitra no nifidy antsika fa tsy isika no niteny an'Andriamanitra hoe " za boraingy, na za fidina"
manana sofina isika... manana maso.. manana saina sns... ampiasaina ilay izy...mahatonga antsika mieritreritra hoe "fa maninona no izaho"? dia izay izasho ve? (izay ilay modesty sy humility)
Izaia tratra, Petera tratra, Maria tratra...sns ireny ve tsy nanontany tena hoe naninona aho no tratra @ ilay voafidy?
fa ireny nanao heo za koa Tompo, izaho koa Tompo ireny dia nanarin'i Jesoa hoe ny vorona manana ny akaniny, ny biby manana ny tranony.. ny zanak'olona...
dia izay no nahatonga ahy any @ valin'ny fanontanian'i niryna hoe "natokana ho an'ny kristianina rehetra"
natokana ho an'izay nofidin'andriamanitra tompoko fa tsy izay nifidy tena ho an'Andriamanitra
ny eo amin'ilay manompo an'Andriamanitra no hoe ny olona rehetra
40. niryna
(
29/07/2007 06:45)
ikaretsaka:
ka tsy izany ange ry niryna no tiana lazaina e!
fa le hoe .. Rehefa trano misy lolo dia ahoana hozy Nenilava (ny fiheviny sy ny tokony hatao) hoe rehefa lolo menamena ny hita ao dia ahoana, rehefa lolo mangamanga dia ahoana? rehefa lolom-paty dia ahoana ny tokony atao?
ahoana ny eritreriny momba izany!
Ika kosa manao sangisangy lava e,ataovy serieux moa fa lasa mivoana ny resaka e.Tsy nisy resaka nenilava io fa H.S indray ianao,afangaronao ilay izy dia manjary mivoana manaraka anao daholo ny ankizy.
Efa notantaraiko teo ilay trano misy lolo
Hoy aho hoe
quote=niryna]Efa naheno ianareo hoe trano misy lolo?
Efa naheno ianareo hoe nakana mpiandry hivavahana?
Maro ny trano izay amidy ary isaky ny misy mividy ilay izy dia miala foana ilay olona mpividy.[/quote]
Na any amintsika koa aza dia misy anio.
Ika a
Tadidiko ianao niresaka tamiko mitovy amin'io fa maninona raha mba atao vavolombelona eto?Hoy ianao hoe nisy trano nisy lolo dia niaraka an'ilay mompera ianao ary ilay monpera naka kristal(ohatrany ahoana aloha izany kristal izany fa ny herin'ny maizina fotsiny no noteneniko anao fa tsy avy amin'ATra io hoy aho),dia hoy ianao hoe niteny ilay kristal(ahoana tokoa izany kristal miteny amin'ny monpera izany?mba tantarao anay ato hoe azafady?,dia hoy indray ianao hoe rehefa avy niteny ilay kristal dia hoy i monpera hoe ny rihitra nanaovana ity trano ity dia nafangaron'ny olona tamin'ny faty(dia ahoana ny niafarany?)teo no farany ny tantara nomenao ahy.Tohizo ika fa izao aho vao tena liana ny niafarany e :roll:
Misaotra anao mialoha