Tsisy adika indray ve ry SALAKA SY RAVIMBODY(bazylou+Zazala)

1. kanota ( 17/07/2007 08:37)
Mbola eo ampitadiavana "Articles" atao "copy & paste" i Salaka sy ravimbody dia mihenahena sahala ny inona. Tsisy resaka indray angaha ve ry bazylou sy Zazala a?=))=))=))=))=)). Tsy mety mahafaty baolina ve?
novalian'i rahiratra ny 27/07/2007 09:44
2. tsoraka ( 17/07/2007 08:41)
Ary nataonao kanota indray ny hafatr'i le-kely ary an? Aiza marina ry zalahy?
3. kanota ( 17/07/2007 13:56)
Tsy hita ry salaka fa reraka. kely aina nefa mitady haka ny sain'ny vahoaka. Aza mba miantehitra amin'ny tsisy hazondamosina ihany. Miasa ny vahoaka vao mihinana fa tsy mihorakoraka fahantrana dia miraraka ny hanina.
4. nanas ( 17/07/2007 16:22)
Mirongatra indray ve ny adala e!, lasa ny adala taloha dia misy vaovao indray mandimby azy.
5. xxx ( 18/07/2007 05:12)
kanota sy tsoraka:=))=))=D=D=D=D
6. tsoraka ( 18/07/2007 05:50)
Fa tena koa angaha salaka ry nanas? Rehefa tsy mahita article adika dia tsy hita koa inona no mahadiso an'io?
7. Jeankely ( 18/07/2007 11:18)
=))=))Tsisy gazety mangotraka ve?=))=))
8. sitlo ( 18/07/2007 14:17)

Izany ve no mba dinika. Ohatra ny vao nahita emoticon. :@
9. nanas ( 18/07/2007 15:58)
toa misy mahatsiaro tena ho voakitika izy zany, za tsy nitonina anarana mihintsy fa toa tonga dia aviavy be ny sasany. Tsy omeko tsiny ihany ry edala isany.
10. bazylou ( 18/07/2007 23:38)
sahala amin'ny alika ihany e!! rehafa tsy amporisihana vao romotra rehefa tsy mahita ........
11. kanota ( 19/07/2007 01:57)
Na ho romotra aza ialahy ry salaka bazylou tsy hampiova anay fa tianay ny taninay ary miasa izay vao mihinana. Mahazo romotra tokoa ny alika. Tonga andafy vao lasa adala=))=))
12. lamie ( 19/07/2007 13:06)
mamorona ty rehetra ty ry zalahy ,odiandry zalahy fanina fa arema no mameno ny TIM,namadika palitao daolo,kanjo tsy nahazo 19 t@ filoha ankehitriny dia tezitra,ry zareo anie zao mikorontana sy misaraka zao e!romotra bazy sy ny namany fa tsy nahomby ny tetikin'ny namana koa!tsy mahavita azy e!=))=))=))=))
13. Jeankely ( 19/07/2007 13:33)
Marinabe ny anao ry lamie e!
14. Zazala ( 20/07/2007 04:41)
[IMG]http://emoticone.free.fr/Smileys/3D//Smiley-msn.com-3D-2143.gif [/IMG]
reveo manja eo e!
15. kanota ( 20/07/2007 04:47)
Iny fa nasehon'i Zazala ny tavany.=))=))=))
16. tsoraka ( 20/07/2007 10:57)
Aiza ry Salaka sy raviny toa ginagina marina e!

Esy e ry Salaka e?=))=))=))
17. kanota ( 20/07/2007 13:27)
Ory bazylou e?=))=))=))Niletika ve TITANIC???
18. rahiratra ( 27/07/2007 09:44)
Efa ho avy ny cpopy&paste fa mangotraka ny Antenimiera. Aiza bazylou sy Zazala. Mbola anaty ala ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4624