voadona mafy, mila conseils
41. nikopol
(
17/07/2007 11:29)
Tantinao ve ny hiaina hiaraka aminy vadinao nefa fantatrao fa miodina izy ?
Raha eny dia ataovy ze ampilay ny ao an-trano, sy ianao dia mety hanaraka ny ambony
Raha tsia dia ataovy ze ampilay anao, dia ialao pas izy ! (Satria mety izy koa no iala pas aloha.)
Raha mbola sura izy fa hijanona foana ianao na inona na inona ataony dia sura fa hitohy foana ny fiodonany. Ny hita dia, amizao fotoana izao ianao, somary “resy” satria manaiky tsy fidiny. Mila equilibré ny rapport de force eo aminareo.
Lazao azy fa mbola tianao izy, nefa mijaly ianao amin’ny zavatra ataony, ka tsy fantatrao ny mety ho vokany izany any aoriana. Lazao izy fa rehefa tonga ny fotoana indray andro any, dia mba anjaranao indray ny “retour”. Tsy voatery ho tanterahina io, saingy raha tsy misy “menace” io tsy ilamina. Lazao azy fa nidina be teo anatrehanao ny “valeur-any”, ary na niverina tao antokatrano aza ianao, dia mbola mandinika miadana ny tohiny...
Saingy maninona ilay “namany” no niteny taminao fa nandefa mail tany izy niteny hoe tara amina sipa hafa indray ? tsy fantatra io na marina na tsia fa raha tena namana izy tsy tokony niteny taminao izany ...
Ny fijeriko azy dia hijaly kokoa ianao raha mijanona, satria handeha ny fotoana ary hihena tsikelikely eny ihany ny fitiavanao azy, satria toa tsy hitako izay ezaka hataony hitazonana izany. Tsy mendrika ny ho tiavina izy raha ireo famaliny ireo no famaliny.
Raha hisaraka dia izao dia ataovy, fa rehefa any aoriana, ianao efa antitra no sady efa resy be, satria nandany fotoana tamin’ny olona tsy manaja anao akory. marina fa sarotra ny mivoaka tsy misy ratra amin'ny folo taona niarahana sy zaza iray, fa raha ny dimapolo taona ambony kosa hijaliana tisy fitiavana, aleo mipitsika ...

42. fitiabdb
(
17/07/2007 11:47)
Tena mbola anaty flou tanteraka aho izao, misy namana meme cas am na mintsy niresaka teo (fa izy divorcée zao) nilaza tamiko fa mafy lavitra noho izao ny souffrance atrehina am divorce sy ny solitude après. Mba tantarao experience-na divorce hoe za hitsapako ny alalin'ny rano?
43. sechat
(
17/07/2007 12:16)
io samy manana ny fomba fijeriny an'azy. Raha zatra miankina @ vadinao foana enao, tsy manao activité raha tsy miaraka aminy sns ...dia ho sûr fa henjana be le solitude.
Raha mba indépendante enao dia hitako hoe misy lafiny tsara satria mety afaka hanao zavatra bdb mihoatra noho ny t@ niaraka taminy, sady afaka mi-profiter ny sortie sns ...
za kalou mbola tsy divorcé de tsy dia afaka mitantara expérience firy fa de io no mba eritreritro.

44. sitlo
(
17/07/2007 13:18)
Tsy hoe handingana an'ilay fanontaniana fa zay ndray vao tafaverina.
Raha ny fahitako azy dia mbola tsy mazava tsara ny resakareo. Mbola vague ny valim-panontaniany. Aza manao chantage an, fa mbola anontanio ihany mandra-pahazonao valiteny mahafapo. Ataovy ilay style-nareo vhv ireny. "Izaho ange tsy haninonnnnnn e ...." Ny but-nao fotsiny dia ataovy tonga ao an-tsainy hoe maninona moa raha lazaina amin'ny vadiny ny marina. Ny moyen, miovaova arakaraky ny olona fa anjaranao ny mandinika.
Tandremo fa betsaka ny olona tsy tia routine. Betsaka koa ny olona tsy tia olona tsy mandà.
Tsy miankina aminao mintsy zany, ampy ny omenao ahy, tiako be ianao, fa zvtra indépendnt mintsy zany! Inn no avalinareo an'izany raha ianareo? Au moins izy raha niteny hoe zao sy zao no pbm, ni-essayer nitady solution aho, fa là tena tsy azoko intsony zay tokony ataoko.
Raha ny fahitako azy dia mbola tsy mazava tsara ny resakareo. Mbola vague ny valim-panontaniany. Aza manao chantage an, fa mbola anontanio ihany mandra-pahazonao valiteny mahafapo. Ataovy ilay style-nareo vhv ireny. "Izaho ange tsy haninonnnnnn e ...." Ny but-nao fotsiny dia ataovy tonga ao an-tsainy hoe maninona moa raha lazaina amin'ny vadiny ny marina. Ny moyen, miovaova arakaraky ny olona fa anjaranao ny mandinika.
Tandremo fa betsaka ny olona tsy tia routine. Betsaka koa ny olona tsy tia olona tsy mandà.
45. melody
(
17/07/2007 13:37)
ho fanampin'izay voalazako etsy ambony dia ity ihany koa. Ny ankabeazantsika vhv raha vao mahazo vady d mijanona tsy mikarakara ny vatan-tsika intsony satria hoe nahazo, tsy mihetsika ao an-trano satria hoe ano no domainen-tsika, d maza ho azy fa mitombo ny poids antsika.
Tsisy fiainana parfait izany fa enao no tsy maintsy manao izay azonao atao mba hampamety azy. Mandehana ohatra manao cours, izay zavatra mba tianao hatao hatrmin'izay raha toa enao ka tsy te hiasa, mihôna @ olona any, misy resaka hafa resahanareo mivady amin'izay fa tsy ny tokan-trano sy ny ankizy fona... tsy midika fa ratsy io akory fa misy varieté ny convo-nareo amin'izay; manana ny maha-izy azy enao @ izany, manana ny intéret anao manokana fa tsy miandry an-dramosy hiverina avy asa isan'andro.
Ambava homana am-po mieritreritra, ka raha tsy mety aleo hiverina aty amiko:-*

46. diamondra27
(
17/07/2007 19:37)
fitiabdb: hono wa azafady: firy ny ankizinareo , de firy taona?
Ianao moa tsy nanazava ny rehetra tany amboalohany fa arakaraka ny valintenin'ilay bandy no anomezana conseils.
Mazava izany eto fa ampahafantariny anao fa tsy ianao no faute fa izy, zany we: indry zany de tonga lafatra aminy, mety mila fihetsika hafa izy izany avy amindry we: somary henjana kely fa tsy tsotra be aminy.
Somary iadivana kely izy , de aseho azy fa tsy faly ianao rehefa misy fahatarany na lalana hafa alehany( le izy miodina iny)
Tonga de lazao izy we: anjaranao izao ny mitaiza zaza fa tsy za foana fa @ WE de mba hanao izay tiako atao koa aho. Tsy hanao sipa anefa io fa mba manao shopping ndry ohatra , na manao coiffure sns... de avelao tezainy ny zaza de fantany tsara we: hay ve ka mba mila fotoana manokana ho azy koa ny vadiko.
De @izay koa izy mba ho tonga saina sy mandray ny responsabilité-ny e!
Na de te-hiaraka amindry aza izy dia refuser-o fa mandehana seule, mamangia ny mamanareo , lanio any ny fotoana de tsy mody raha tsy hariva @ 18H . De anontanio @izay izy we: nanao ahoana ny journée-nao?
dE lazao koa fa nahafinaritra anao ny anao ary mikasa ny hi-renouveller an'izany.
Andramo aloha io

47. jemimah
(
17/07/2007 19:46)
saika tsy hiditra zah fa niditra ihany zaho aloa dia vhv ary efa voa ka mananatra anao aza hialana ny vady raha tiana fa manenina eo fa ny lhl dia ohatra ny alika mahita taolana rehefa mahita vhv ka na tsy hinana aza manorokoroka ny andro nialako ny trano dia efa teo ny soloko nanenina zah hoe tahak'izay niaretana tao ihany
48. diamondra27
(
17/07/2007 19:53)
fitiabdb:
Tena mbola anaty flou tanteraka aho izao, misy namana meme cas am na mintsy niresaka teo (fa izy divorcée zao) nilaza tamiko fa mafy lavitra noho izao ny souffrance atrehina am divorce sy ny solitude après. Mba tantarao experience-na divorce hoe za hitsapako ny alalin'ny rano?
_______________________________
raha mbola tsy manana asa raikitra aloha de aza mikasa ny hisaraka izany mihintsy.
Manomboka izao dia jereo tsara ny resaka vola. Milamina ve io sa misy trosa. Tandremo fa raha trosa @ consommation no ataony de mampamangy ndry fa tsy maintsy mandoa izay dettes-nareo eo na ohatrinona na ohatrinona. Namako iray izay zao de nandoa volabe credit an'ny sipany satria niaraka compte ry zareo de le bandy efa nisaraka aminy nefa izy no mandoa le dettes.
Ny fisarahana izany dia mila fiomanana fa tsy ataotao foana. Mivaro lavo eo ny iafaranao raha vao tsy tafavoaka.
Raha mikasa ny hisaraka de ataovy photocopie daholo ny factures rehetra , atao tsy hitan'ny vadinao ny hanaovana izany sy ny hampirimana azy.Rehefa misy ny ilàna azy dia apoitra izy.Ataovy vonona daholo ny porofo rehetra fa diso izy
Raha karama latsakin'ny 1000 € nefa mananotena sy manofatranao de tena juste io raha tsy mahazo APL sy vola (femme) parent isolée ianao.
Ohatra we: hofatrano = 500€ , ny charges izany atao hoe: 300€, mbola tsy ao anatin'izany ny factures assurances snsn , manana fiara ve ianao sa tsia, na de tsy manana aza de mila frais bus sy métro ianao isambola : de ohatrinona zay? de ny sakafonareo, ny fitafianareo. Eritrereto sy ataovy kaonty doly zany.
Ny mipetraka aman'olona de tsy solution fa tandremo, ianao mananjanaka ary ny olona tsy hatanty ny zanakao izany raha mijanona ela aminy.
Manaraka izany de eo koa ny frais ny avocat
Manaraka====> mahatsiaro irery ianao ,mety hi-déprime raha tsy matanja-tsaina. mAhazo tsiny amin'ny olona fa hoe: nisaraka.
Aza mba mitokamonina refa misaraka fa mamonje ireny association solidaire ireny.
be de be ny conseils fa arakaraka ny hevitra arosonao no azo omena anao.
Tandremo sao de mi-peter le plomb fotsiny na mamono ny zanakao refa tsy tafavoakanao ny baolina. Zaza tsy manantsiny ireo.
Tokony omena fitiavana
49. mignone
(
18/07/2007 08:44)
raha mamaky tsara i diamondra27 dia mazava be oe firy ny zanany ery ambony :lol:
50. Jeankely
(
18/07/2007 11:17)
Na tsy hitany aza hoe firy ny zanany dia tsy misy hanimbinana ny torohevitr'i diamondra26. Ny fiainan'ny mivoatra dia mandeha any amin'ny demony matetika. Na milalao fitiavana, na mijangajanga sns. Fijangajangana valiana fijangajangana samy any ankady. Na tsy mpivavaka aza mahafantantra izany.
51. nikopol
(
18/07/2007 12:08)
Asa na masiaka ty resako ty, fa matoa ianao miharitra ao dia hitanao ihany fa ny mijanona no tsaratsara kokoa aminao, sy mety mi-s'adapte aminy toetranao. Raha tena tsy tantinao io efa niapa ianao, satria tsisy resaka fanerena io. Fa ny valeurs rehetra eny aminao zany rehefa atao ny totaliny dia mbola hahitanao fa ny mijanona no mety.
Izany hoe, zay zany fa dia efio ao!
Indraindray koa nge tsara le mijalijaly e !

52. diamondra27
(
18/07/2007 14:03)
mignone: hitako io ambony io ka!
teraka vao haingana fa tsisy we firy jours , semaine, mois tiako ampahatsiahivina fotsiny fa sao sendra mandalo ao antsain'i fitiabdb le eritreritra we: sao de noho ity zanako ity aza no tsy itiavany ahy...
Be de be ny film mande refa misy ny fahavoazana toy izao , mitamberina daholo ny rehetra ,
ny mba ampitandremana an'i fitiabdb no tanjoko we: zay no zavatra mety hiseho.
Jeankely , nikopol:de mbola manamafy ny hevitrao hatrany.
jemimah: mahereza akia fa aza mijanona @izao a!
ataovy izay hananana indépendance , misosa ho azy ny rehetra @izay.
De aza adino manao izay mampifalifaly ny fonao e:-*
fitiabdb: Fantan'ny lhl ianao fa manana pb de mitaraina @ olona izay hoe: afaka mihaino anao. Ny lhl de mahalala tsara fa anisany hikotina vhv de ny fihainoana azy, de à long terme ianao de lasa tara @ le bandy vaovao nefa izy mety tsy te-haka vady anao akory de voilà un chagrin de plus de mitohy hatrany hatrany ny aretimponao. Ny nenina @izany tsy ferana intsony.

53. la
(
18/07/2007 14:50)
fitiabdb: marina fa matetika refa mitaraina fona amin'ilay lhl enao de lasa miaraka aminy fona nefa enao ihany koa afaka mi-gerer izany. Refa ataonao antsaina we namako ity de madio tsara ny sainao avelao izy anao ze ataony eo amin ze resany fa enao mila matanjaka ny saina we namana izy de point, fa mitarika ratra-po ho anao tokoa ra tsy haka vady anao izy nefa zay no andrasanao.
Jereo tsara ny zanakao, de aza kivikivy, na ketraka fa vao maika enao reraka eo.Mivavà de amitraka asehoy ilay vadinao fa vitanao ny fiainanao na de miodina aza izy.
Zah aloha tsy de te hi-conseil anao we misaraha, satria raha ny fantako dia masina zany mariage zany, na de tssy manam-bady aza zah fantako we masina zany de tokony tsy atao vazivazy.
Enao olon-debe refa fantatrao fa vitanao ny fiainanao, afaka miatrika ze ho avy enao de anjaranao manapakevitra.
Amizao de ataovy voalohan-daharana ny zanakao, ialao nenina ny vadinao(ataovy tsapany fa tia azy enao, kakarao izy amin'ny maha vady azy sns...)fa enao ihany de ahatsapa hoe hatraiza zakanao.
Zay fa mahereza an de aza adino ny mivavaka:)

54. princesseN
(
18/07/2007 15:02)
fitiabdb:za alo mbola tsy manambady fa mba azoko an-tsaina ihany ny cas misy anao zao!satria na de mbola vo sipa fotsiny aza no mampirafy anao zany de tena marary ny fo-nao,
ka mba te hanampy nao za,conseil mba nomen\'i mamanay ana no omeko anao,ekeko oe marary anao le izy fa mba ataovy reto zavatra reto:
1)ataovy otran\'ny tsy misy zany
2)ezaho fantarina ny mety hananan\'ny hafa nefa tsy hananao!
3)ataovy mahafinaritra azy foana ny mijery anao sy ny ao an-tokan-tranonareo
4)raha azo atao de ezaho ny tsy hifamaly aminy, fa manaova foana tsara fanahy!
5)de karakarao araky ny tokony ho izy izy!
6)aza atao hitany mintsy oe malahelo enao @zany ataony zany!
7)tadidio fa tsy hanary ny zanakareo zany mintsy izy,ny dikan\'izany d nareo foana no ambony aminy n\'inona2 ataony any ivelany any!
de hono oa tiko ho fantra oe misotro sy mifoka ve izy ry fitiabdb?
8)aza miheritreritra ny hisaraka zany fa jereo ny zanakao,misy fiteny zay nge oe ny tokan-trano fihafiana e!
9)refa tsy eo izy de aza de mamaky loha be oe aiza izy zao ,na ina no ataony any,il est avec qui,etc....ataovy zay mampifaly ny fonao miaraka @zanakao
entre-pa efa hitanao nga le vhv miaraka aminy?ra efa ,eske elle est plus joli ke toi?ou k\'eske elle a 2si spéciale ke t\'en a pa pour ke ton mari tripote avec elle? si elle n\'est pa plu joli ke toi alors je te conseil de ne pas te casser la tête avec,di à ton mari fotsiny oe tsy misy tsaratsara koa2noho iny nga oe?,dans le cas contraire,taloha ny tarehy no tsy azo ovaina fa zao...ataovy tokotaninao ny coiffure sy ny magasin rehetra.
de mifalia foana koa aloha fa zay no tena mahatsara tarehy eh!:wink:
gros bisous pour te reconforter!porte toi bien!:-*

55. diamondra27
(
18/07/2007 15:48)
princessN: bravo an!
tena femme idealy zany fa mila ezaka be io an!
ssss ny lhl ve tsy hanary ze mavesatra fotsiny de vita e! de zay atao an-tsaina...
Raha mbola tsy nahatratra teo ampandrianareo de mbola tsy tena dramatika zany na de efa we drame ihany aza
za koa aloha tsy pour @ le fisarahana e

56. Jeankely
(
19/07/2007 02:38)
Marina ny anareo fa ny toetra ratsy tsy hifampianarana. Ny zatra mijangajanga dia mikorapaka ary lasa manao koa nohon'ny fahaizany navelany kely rehefa mahita ny iray manao. Aza mba mifaninana amin'ny ratsy izany. Tsarovy fa ny zanakao mahalala tsara fa manana ny maha-izy azy ianao rehefa tsy mivaralila. Na manana sy miadana aza ianao ka hitan'ny zanakao fa mijangajanga sahala ny ataon'ny rainy dia heloaka ho anao izany. Ny lehilahy mihevitra fa matanjanga amin'ny fijangajangana dia mbola ho avy ny ahazo azy na ho ela na ho aingana. Tsy hoe manozona fa ny tsara ihany atao. Tsy mba voadona izany ny manao ny tsara fa aza kivy.
57. fitiabdb
(
19/07/2007 06:02)
Sali daholo
Zay ndray vao tafaverina. Hamaly question madinidinika alou za: 5 mois ny zanako, vao anakiray, za 28 ans (mbola tsy dé antitra loatra), dettes-nay alou tsy misy donc tsy dé misy atahorana ny amin'iny. Niasa aho teo alou teo, j'avais ma propre société fa je viens d'arrêter tam fin Juin teo pour des causes techniques tena insurmontables. Donc fahazaka-tena ara-bola alou zany raha zao de zao dia tsy possible. Tsy mety amiko ny tsy miasa, je suis quelqu'un de tr`s active, zay kou ngamba no naika napitapy ana satria niara-nitotona tao ny chomage sy ny fiodinan'ny vadiko. J'ai passé beaucoup de temps à réfléchir, fa finalement mety hozizy diam's hoe je suis naive fa je crois que je vais donner une chance à mon mariage. Si je me casse la gueule une deuxième fois dia j'en prendrais toute la responsabilité satria en connaissance de cause aho no niverina, hoy ny voady teny am alitara hoe "ny herin'Andriamanitra no hiankinako ahatanterahako izany!" Ainsi soit-il. Mivavaha ho ana ry jeankely fa enao tena ohatran'ny hitako tena ao tsara amin'io resaka io.

58. diamondra27
(
19/07/2007 06:28)
fitiabdb: mino aho fa hanome fampaherezana ho andry fa jereo ato ny atao hoe: fifankatiavana eo anatrehan'Atra sy hoe: ahoana ny fomba atao sns.Mahereza
http://www.guadadvent.org/lecon_sabbat.php
misaotra anao namaly ny fanontaniana rehetra.
Hay ianao kay izany manana ny maha-izy anao fa mitrakà foana e! marina fa we: niara-nitotona daholo ny zava-manjo fa fiainana daholo izany , ny tsy mikoroso fahana ihany no tanjona fa io na lavo aza ianao, na tsy manana na inona na inona tadidio fa raha mikiry tsy maintsy tafita foana sady mino sy manantena @ Atra.
Tsy hanakivy anao aho fa be de be ny zavatra miseho @ tokantranon'ny tsirairay avy saingy samy manana ny anjarany. Misy aza lhl mamono vady, tsy avelany mivoaka ny vadiny sns... mbola mafy nohon'ny fampirafesana nahazo anao izany amiko, satria rehefa mamono ny lhl de tena mamono tokoa,
raha sendra ny olona mpisotro toaka koa ianao dia pb hafa koa iny asa na ho tantin'ny eirtreritrao koa izany fa fintaintainana andro aman'alina ho an'ny vadiny na de hoe: tsy mamono aza ilay lhl fa mamobe;
ny sasany indraay mandeha mandany vola miloka, ho tantinao koa ve zany? tsy misy ambiny intsony fa mitrosa aza ny atao sy mivarotra ny fananana ao an-trano
Be dia be ny cas fa santinany dahol ireo, aza kivy.
Raha sendra fitsapana de aza misalasala fa vonona ny hanampy anao oana @ fampaherezana araka izay azo atao.
Fitiavana ihany hono no mahavaly ny fitiavana hoy ilay olona 1 izay fa aza mamaly ratsy ny ratsy
Raha mbola tia hono dia asehoy an'ilay vadinao azy izay fitiavana hanananao izay fa rehefa ela ny ela dia izy indray no tsy hiala aminao. Folaka izany no tena marina e!
Mbola tsy ni-pratiquer ity farany ity aho fa hitako hoe: misy fahamarinany ilay izy de mba zarako amindry sao de mahasoa. Zany we: mila miaritra aloha.
Taona maromaro hono no niafiny fa zao ilay vadiny tena tia azy ary lasa mitapisaka amin'ilay vhv. Revirement de situation le lhl indray no lasa tia be.

59. princesseN
(
19/07/2007 07:42)
diamondra27>merci aky ah!
fitiabdb ô!zao iany ny teniko @nao aza kivy zany fa ny olana zany tsy maintsy misy foana na aôna na aôna! indrindra eo @tokan-trano nefa tsarovy fa eo no tena ahitan'ny olona anao hoe:misaina enao,mahay,ary vonona ny hisedra ny zavatra rehatra misy sy mety hitranga ao @zany oe tokan-trano zany.Ary matoa izy no lasa vadinao d efa izy no anjaranao,na hisaraka nareo na tsia!
zay fa courage foana an!:wink:

60. Mandefitra
(
19/07/2007 09:29)
Lehilahy za, fa mitombina tsara ny torohevitry ny namana hoe :
1/Aza mampiseho endrika malahelohelo sy manjombona eo imason i lery zany .Indrindra moa hoe be ranomaso, fadio.Mila matanja-tsaina ianao zany e.
2/Raha mbola tsy miasa ianao, tokony mba vita fiomanana maraina ihany, ohatra hoe manao akanjo tsara, alohan'ny handehana-dramose miasa, sy rehefa tonga izy.
Sady mampifaly tena ianao @ zay, no manaitra andramose koa hoe kay manja le vadiko.
Ny olana mantsy refa mivoaka izy, tovovavy miakanjo tsara daholo no hitany any ivelany, ka lasa manao fampitahana lery avy eo.
3/Farany, zay lehibe, ary manampy anao hahatanteraka ireo 2 voalohany de ny Filipiana 4:4
"Mifalia mandrakariva ao @ Tompo,eny hoy zaho indray,Mifalia"