ho an'ny mpanamasina ny lavenona!

21. piste ( 16/07/2007 21:53)
Hitanao fa tsy izaho irery no milaza fa olona voasasa ati-doha ianao. Raha olona hendry ianao dia tsy tokony hanaratsy ny Fiangonana katolika eny na dia nisy zavatra tsy azoazonao aza taminy. Ary tsapa fa tsy fanontanian`ny olona sincere ny fanontaniana apetrakao fa mifangaro fanarabiana.
22. Rasiligaoma ( 17/07/2007 00:24)
toy izao hoa no tena milay
http://www.dailymotion.com/relevance/search/samoela/video/x2d5fk_samoela-rahckiky-princio-kristy
23. ari.malala ( 17/07/2007 06:36)
vavolmbel, dia vao mainka tsy azoko:roll: de manin raha nitsikera an'i Jesoa ny jiosy sy nanolotra Azy ho fantsihana @ Hazo fijaliana? jereonao ity fa Jesoa mintsy no niteny momba ny resaka fibebahana @ lavenona eto
Matthieu 11:
20 Alors il se mit à faire des reproches aux villes où il avait opéré le plus grand nombre de ses miracles, parce qu'elles n'avaient pas fait pénitence:
21 " Malheur à toi, Corozaïn! Malheur à toi, Bethsaïde! Car si les miracles qui ont été faits au milieu de vous avaient été faits dans Tyr et Sidon, il y a longtemps qu'elles auraient fait pénitence avec le sac et la cendre
de io zany le resaka Soratra mazina teneninao hoe aiza ho aiza no misy resaka lavenona!
24. ikaretsaka ( 17/07/2007 07:27)
mino kosa aho fa azon'i vavolombel amin'izay ilay izy
25. hery ( 17/07/2007 08:08)
Tsy takatr'i vavolombel ilay resaka jiosy sy Testamenta taloha.

vavolombel:

ka raha fomba jiosy taloha lay izy nahoana no ampiharintsika kristianina


fomba jiosy taloha koa ny mamaky baiboly Testamenta Taloha kanefa mbola ampiharintsika kristianina hatramin'izao.
26. marozevo ( 17/07/2007 11:39)
NB : Raha tsy diso aho toa Fiangonana eny Ambohipotsy ilay ao amin'ny clip !!....

Efa mamaly anao anie ny olona ra-vavolombel eh... Saingy ohatran'ny marina ihany ilay lazain'ny olona raha tarafina amin'ny valinteninao. Tsy fanontaniana fe fanontaniana ny anao fa fanontaniana miharo fanarabiana, mba tsy hilazana hoe fanaratsiana. Tena tsy levon'ny vavoninao ilay Fiangonana Katolika... Io ary izy koo atao ahoana ary. Firifiry moa izay efa nanenjika sy nanao izay haharava azy izay.... Fa vao maika mitombo sy mahazo aina izy...

Sasa-poana ianao mitroatra manohitra ny fanindronana...
27. vavolombel ( 17/07/2007 17:08)
miarahaba ny mpandinika rehetra,
mba vakio tsara ny zavatra voasoratrareo ho anao anareo izay milaza fa tena ho mahatsapa-tena fa mifanipaka:
fa araka ny voasoratry ry piste zao milaza va zaho dia voasasa ati-doha ry karetsaka milaza fa zah mihintsy no mpanasa ati-doha!!!!!zany ve aminareo de tsy fanaratsiana sa izany andray izao no fomba fiderana vaovao???
voalohany zaho tsy milaza tena ho mpitory eto fa ny tiako hambara de izay voalaza ery ambony fa voasasa ati-doha nefa tsy misy fanasana ati-doha zany ny ao aminay fa fitoriana ny tenin'ANDRIAMNITRA NO MISY AO FA TSY ZAHAY AKORY NO SASANA atidoha ao, zay no tiako ambara we ny fitoriana ny tenin'Andriamnitra izay atrehinay ao ve de midika ny fanasana ny atidohanay??? impiry moa ny katolika no mamaky baiboly ao am-piangonana?? tsy in2 fotsiny va? ny evanjely izay vakian'ny pretra sy ny alohany izay vakian'ny mpitarika ny litorzia izay alain'ny @ testamenta taloha, satria tsy te-hanasa atidoha @ alalan'ny soratra masina ve izy!!!!zay kosa dia mandinika sy mamakafaka ny bible, asa na izay no atao hoe fanasana ati-doha!!!tsy haiko
ary zaho tsy manenjika izany mihintsy,fa tsy haiko ny antony mampiakatra tampoka ny tension-nareo katolika!!! tsy mahazaka ny mangarahara ve???!!raha misy tsy mety dia avereno amiko,fa fo souple ny anay tsy katolika, ary raha mahatsapa tena fa voaenjika ary ianareo inn no mampalahelo anareo raha toa ka manana ny marina ianareo??? tsy sambatra ve izay enjehina nohon'ny fahamarinana, hoy ny soratra masina?!!!! misy antony ao matoa nareo mahimahina! avouez-le!!
28. ikaretsaka ( 17/07/2007 18:53)
zaho dia voasasa ati-doha ry karetsaka milaza fa zah mihintsy no mpanasa ati-doha!!!!!zany ve aminareo de tsy fanaratsiana sa izany andray izao no fomba fiderana vaovao???
ka na mpanasa na voasasa... tsy ny voasasa ve avy eo no manasa, na lamba io na atidoha na zavatra sasana?
Constatation an'ny zavatra hitanay eto no ilazanay an'io

ny tiako hambara de izay voalaza ery ambony fa voasasa ati-doha nefa tsy misy fanasana ati-doha zany ny ao aminay fa fitoriana ny tenin'ANDRIAMNITRA NO MISY AO FA TSY ZAHAY AKORY NO SASANA atidoha ao,

ka ilay fanasana atidoha koa ange afaka saromana hoe "fitoriana teny" e!
ary ny tsy fahatsapana izay sarontsarona izay no vao mainka maha "voasasa atidoha"!
impiry moa ny katolika no mamaky baiboly ao am-piangonana?? tsy in2 fotsiny va? ny evanjely izay vakian'ny pretra sy ny alohany izay vakian'ny mpitarika ny litorzia izay alain'ny @ testamenta taloha, satria tsy te-hanasa atidoha @ alalan'ny soratra masina ve izy!!!!zay kosa dia mandinika sy mamakafaka ny bible, asa na izay no atao hoe fanasana ati-doha!!!tsy haiko

in 3 ny katolika no mamaky baiboly ao am-piangonana ka... fa kosa ny azy tsy ferany eo ihany izany fa mandeha lavitra kokoa sy ampiasainy mandrindra ny fiainany sy asany manontolo izy dia iny no ataony baibolin'ny fiainany sy ny tenany manokana! ary ny azy ny mpanazava ny fanahiny dia raisiny ao anatiny ao isaky ny mamonjy lamesa izy fa tsy izay vazavazain'i pasitera ery fotsiny mandritra ny adiny 3

ny an'i katolika tsy hoe "AO" (ao anaty baiboly ao) fotsiny Andriamanitra fa "IO" (hitany maso, hoaniny, mitoetra ao aminy, ary sehony amin'ny fisainany, toe-panahiny, fihetsiny)

Tsy ny fandinihina ny "AO" amin'ny katolika no important kokoa fa ny fiainana ny "IO"

zaho tsy manenjika izany mihintsy,fa tsy haiko ny antony mampiakatra tampoka ny tension-nareo katolika!!! tsy mahazaka ny mangarahara ve???!!raha misy tsy mety dia avereno amiko,fa fo souple ny anay tsy katolika, ary raha mahatsapa tena fa voaenjika ary ianareo inn no mampalahelo anareo raha toa ka manana ny marina ianareo???


tsy mifanenjika isika fa mifampijery sy mifampiteny, mifanoro sy mifanitsy ka,
tsy hoe tsy mahazaka ny mangarahara fa ny hitenenana anao dia ny fahitana anao voasarona sy ilay tsy mahatsapa tenananao akory hoe takontakonan'ireo zavatra tsy mazava aminao akory ireo ka miezaka izahay ny mba hahatsiarovanao tena indray andro any ka manala izany sarontsarona rehetra aminao izany

tsy sambatra ve izay enjehina nohon'ny fahamarinana, hoy ny soratra masina?!!!!

eo indrindra isika izao! ny fandaharana arguments hisintonana conclusio hoe ny an'iza no marina...

dia miandry anao handroso ny arguments hahitsy sy halahatra, hodinihina, ho tsikeraina, ho fakafakaina, hodisoina sy ho ekena...

fa eo am-pamadimadihana eo no ahitana ny tena marina!
dia raha tsy manana alahatra intsony dia minoa amin'izay na manao fialan'ny Jiosy!
29. ari.malala ( 18/07/2007 07:08)
Lamesa andavanandro ngamba izany tenenin'i vavolmbel fa in2 mamaky baiboly zany? nefa na izany aza tsy mijanona @ famakiana ny Tenin'Andriamanitra fotsiny fa miampy ny fandraisana ny Tenany @ Eokaristia Masina indrindra iany koa!
30. vavolombel ( 18/07/2007 16:54)
misaotra an-tsika namaly,
voasoratra tery ambony we:tsy ny fandinihana no important ao amin'ny katolika fa ny fiainana io! aona zany fiainana sans fandinihana izany?
tsy fantako na katolika marina ianareo ireto na mihantsy ho katolika dia te hivoy zavatra eto fotsiny, satria dinika no atao eto izay manana ny heviny dia mandroso azy avy hatrany, ary tsy anatin'ny eritreritrako mintsy le we hanenjika an'ny ranona sy ranona aho, non, tsia de tsia ,ahiahy ratsy zany,zany le we ahiahy tsy ihavanana !ary raha mbola mitohy izany toe-tsaina izany ela isika vao tafavoaka, zah isa-maraina @ canal NT1 isa-maraina de mijery ilay sa va c savoir angambany raha amin-tsika malagasy de sarotra ny ahazaka an'iny!
ay rehefa tsy miaraka miangona aminareo ve zahay de midika fa voasarona sy voasasa ati-doha??!! zany ve ny fomba fiheveranareo nefa ianareo milaza ho tsy mpanaratsy sy mpanenjika? satria zavatra voizinareo eto manko de we be mpanenjika ianareo katolika, hitako! ratsy fomba fijery ianareo,tena tery!
rehefa tsy mandinika soratra masina de mba milalaova ireny kilalaon-tsaina ireny fa anisan'ny mba mampivoatra saina koa ireny!fa tsy misy teny sy fananarana tsara mihoatra ny soratra masina aloha!
vakio ny baiboly ary diniho sy fakafakao,fa ny olana koa mantsy dia ny katolika tsy dia voataiza amin'izany tena marina, satria na isan'ny alahady aza vitsy ny mpiangona ao mitondra baiboly , fihirana vaovao fotsiny, satria matahotra ny hosasain'ny baiboly ny ati-dohan'izy ireo!tsy dia tiako loatra ilay mampiasa io therme io we baiboly mpanasa atidoha , fa therme niazoko tamin'ny katolika io de rehefa miresaka amin'ny katolika de ampiasaina ny fomba fiteniny si non tsy hazava aminy lay teny ko!fa tsy we miombon-kevitra amin-dry zareo aho!
31. ikaretsaka ( 18/07/2007 18:45)
voasoratra tery ambony we:tsy ny fandinihana no important ao amin'ny katolika fa ny fiainana io! aona zany fiainana sans fandinihana izany?

mandinika tokoa izy fa sady mandinika no miaina no mampiatra izany amin'ny fiainany ka.. fa tsy ilaozany eo @ staden'ny mandinika eo fotsiny!

rehefa tsy miaraka miangona aminareo ve zahay de midika fa voasarona sy voasasa ati-doha??!!

tsia .. rehefa tsy mahafantatra sy mahatsapa ny tenanareo intsony ianareo ,ka manary ny maha ianareo anareo, sy ilay tsy te hahalala fa ny anareo ihany no marina , dia izay no voasasa atidoha... zahay tsy manery anao hoe avy aty aminay mihitsy fa ny voizinay dia ny mampatsiahy sy mampahafantatra ary mamporisika anao handinika ny tenanao , karazana manao remise en question!

tsy dia tiako loatra ilay mampiasa io therme io we baiboly mpanasa atidoha , fa therme niazoko tamin'ny katolika io de rehefa miresaka amin'ny katolika de ampiasaina ny fomba fiteniny si non tsy hazava aminy lay teny ko!

tsy misy milaza anao mihitsy hoe rehefa mampiasa baiboly dia voasasa atidoha, fa rehefa mampiasa azy tsy am-piheverana sy variana mijery sy mandinika fotsiny no voasasa atidoha ary tadidio fa ny katolika aza no mandinika sy mamakafaka an'io ary sady tafiditra miorim-paka sy fakafakaina lalina be mihitsy! ny azy no organise indrindra io ary mandeha tsara amin'ny ambaratongany sns mihitsy (theology, trinitology, deity, christology, sacramentology, divinity, sns...) fa tsy ankitsimpona eo amin'ny andalandalany eo fotsiny!
... sady diniho sy tsarovy anie fa any aminy koa ny original satria tany aminy ange io no nindramina aloha ny azy no nampiasaina aloha ... izay vao nadika araka ny revirevin'ny tsirairay avy araka ny tiany @ ny fivavahana tsirairay: ny temoins nandika azy araka ny reviny, ny mormons, ny secte, ny NIV sns...

misy zavatra betsaka sy tsy ho tanty mafy kokoa nohon'ny ca va se savoir:
Ny US Underground (HBO) koa izao mbola misy pire noho ireny!

vakio ny baiboly ary diniho sy fakafakao,fa ny olana koa mantsy dia ny katolika tsy dia voataiza amin'izany tena marina, satria na isan'ny alahady aza vitsy ny mpiangona ao mitondra baiboly , fihirana vaovao fotsiny,

tsy ny tsy fitondran'ny katolika baiboly no important fa ny fiainany azy.. ny azy dia ao amin'ny tenany ny baiboly, fantany manko ary voalazan'i Jaona any @ toko 25 fa tsy ao anaty baiboly irery no voarakitra ny asan'Andriamanitra sy ny hafany amin'ny olona fa amin'ny fiainany rehetra (na izao tontolo izao aza tsy ampy)
ny azy tsy ferany hatreo @ fihainoana ny TENINY IHANY fa tohizany hatrany @ fandraisana ny TENANY KOA
izay raisiny foana isaky ny manao Komonio izy!

Tsy najanony ao anaty baiboly ny azy, fa entiny ao anatiny ao mihitsy ! tsy fihetsika ivelany lanjalanjaina @ isam-boky , fa sakafom-panahy anaty, izay iainana isan'andro!
32. piste ( 19/07/2007 03:30)
ay rehefa tsy miaraka miangona aminareo ve zahay de midika fa voasarona sy voasasa ati-doha??!! zany ve ny fomba fiheveranareo nefa ianareo milaza ho tsy mpanaratsy sy mpanenjika? satria zavatra voizinareo eto manko de we be mpanenjika ianareo katolika, hitako! ratsy fomba fijery ianareo,tena tery!
rehefa tsy mandinika soratra masina de mba milalaova
ireny kilalaon-tsaina ireny fa anisan'ny mba mampivoatra saina koa ireny!fa tsy misy teny sy fananarana tsara mihoatra ny soratra masina aloha!
vakio ny baiboly ary diniho sy fakafakao,fa ny olana koa mantsy dia ny katolika tsy dia voataiza amin'izany tena marina, satria na isan'ny alahady aza vitsy ny mpiangona ao mitondra baiboly , fihirana vaovao fotsiny, satria matahotra ny hosasain'ny baiboly ny ati-dohan'izy ireo!tsy dia tiako loatra ilay mampiasa io therme io we baiboly mpanasa atidoha , fa therme niazoko tamin'ny katolika io de rehefa miresaka amin'ny katolika de ampiasaina ny fomba fiteniny si non tsy hazava aminy lay teny ko!fa tsy we miombon-kevitra amin-dry zareo aho!


Asa na mbola asan`ny Fanahy Masina no mandrisika an`ingahy nanoratra an`io na fankahalana avy ao anaty.
Atao ahoana fa izao ny ataony rehefa katolika mivadika, dia lasa fahavalo ary pire noho ireo secte tsotra aza.
Entina am-bavaka ihany ialahy mba ho tonga saina indray androany.
33. ari.malala ( 19/07/2007 06:33)
fa inona mintsy ny tsy aritr'i vavolmbel amin'ny katolika kalo e! tena fanaratsiana hitamaso be izao! fankahalana aza raha ny marimarina kokoa! fa nataon'ny katolika inona rangahy? iverenako ny momba ilay resaka baiboly, ekena fa taloha dia tsy nozarina t@ famakiana baiboly ny katolika, fa taty aoriana kosa dia efa tsy izany intsony! ary teneniko anao, fa aminizao fotoana izao refa alahady, refa mamaky ny Tenin'Andriamanitra dia atolotra miaraka @ reference hovakiana ny pejin'ny baiboly misy ilay teny hovakina! na ny vakiteny voalohany na ny vakiteny faharoa na ny Evanjely. Ary nahoana moa ianao no mitsara betement hoe tsy ny fandinihana no important @ katolika? aiza ho aiza no misy an'izany? dia inona izany ny dikan'ny toriteny ataon'ny pretra isan'alahady raha izany?
34. ikaretsaka ( 19/07/2007 06:53)
efa nazavaiko aminy io ambony io ry ari a
35. ikaretsaka ( 19/07/2007 07:00)
ari> tsy mazava aminy na tsy hainy na diso fandray izy na novokisana fampianarana mivoana natao hankahala... dia andao azavaina tsara aminy ny antony rehetra fa izay no tadiaviny re!

sika niara nisotro . . .
Sahy milatsaka ho iraka mpitondra hafaliana.
Hafaliana mendrika ny zanak'Andriamanitra....
Sanatria, tsy fitiavana kanosa mora kivim-panenjehana fa fitiavana mahatoky omena ny olona rehetra...

hoy ilay hira izay:wink:
36. ordinera ( 21/07/2007 19:17)
fomba ara-panompoan-tsampy io fa mody ahodina ny baiboly hanamarinana azy,
37. ikaretsaka ( 22/07/2007 03:08)
ordinera:

fomba ara-panompoan-tsampy io fa mody ahodina ny baiboly hanamarinana azy,


afaka mba azavainao misimisy ve hoe satria nahoana?
38. ordinera ( 23/07/2007 09:44)
resaka fomba sy finoana greka ilay izy, resaka mithra, zeosy sy dionizosy ary zagreosy anontanio ny pretranao raha katolika enao fa hainy io, ary asaivo mianiana izy!ary amin'io resaka nahafaty an'i mithra io misy manazava ilay resaka( I.N.R.I)!
betsaKA ny zavatra nampidirina tao amin'ny fivavahana,bizna, nohon'ny tombotsoan'ny sasany satria io baiboly io dia tsy nihitan'i jesosy ary tsy teo anatrhany no nosoratana fa 70 ans taty aoriany vao nosoratana izay mahatonga ny asan'ny apostoly sns..mbola tafiditra ho soratra masina ,ho tenin'ANDRIAMNITRA
Maro ny tanana (mains)izay nilalao tao nohon'ny tombotsoan'ny sasany, oh:
zavatra nozonin'A'TRA NY TOAKA SY NY DIVAY ao amin'i isaia jerena ,..lozan'izay mifoha maraina ka mitady toaka na ampirehetin'ny divay... nefa ny evanjely ny testamenya vao2 dia milaza fa voalohan'ny fahagagan'ny jesosy dia ny divay, raha namonjy mariazy tao kana izy, ary ny sakafo farany nomeny ny mpianany dia ny mofo sy ny divay ary naniraka ny mpianany izy ny hisotro divay ho fahatsiarovana azy!!!dray dray!!ilay masina! ary nambarany fa ny divay no rany! nefa tsy hary fisotro hatrizay ny lio na ny ra` nefa fomba ahoana no aniran'ny jesosy antsika amin'izany? raha tsy hoe tromba na vampire aangambany!
tamin'ny taloha ny zanak'israely dia isaky ny manao fahotana iray dia manatitra sorona zanak'ondry salama tsy misy kilema ho fanonerana ny fahotany, nefa rehefa nofantsihina tamin'ny hazo fijaliana nefa jesosy dia tataka hono ny ridao izay nanasaraka ny eftra masina sy ilay efitra masina indrindra ilay toerana fanaterana sorona, izany dia midika fa efa rava iny ny resaka sorona,fa ny ra'ny jesosy no manafaka an-tsika amin'ny fahotantsika , izy no znak'ondrin'andriamnitra izay manala ny fahotan'izao tontolo izao, fanontaniana mipetraka dia ity:
- fomba ahoana no mahafaka ny fahotan-tsika ankehitriny isika aty afara nefa ny sorona aorian'ny nanaovana ny fahotana fa tsy alohany??
- aiza lay teny hoe tsy tonga handrava fa hatanteraka?
- raha misy ny nanao ny tsy mety taminao tsy hamela azy ve ianao raha tsy vononiny y ho faty ny zanakao?
moa ve sarotra amin'A/TRA ny hamela antsika mora izao raha tsy hoe vonoin'tsika ny zanany? aiza lay we aza mamono olona fa ahoana ny mamono ny zanak'andriamnitra no manala fahotana fa tsy manampy fahotana ve izany?
inn marina moa les affairrs nandalo? tany aloha raha tsy ny hoe fanoratana ny ny baiboly ho an'ny tombotsoan'ny sasany! tahaka ny nanomezana an'i jesosy ny 25 dec ho daty nahaterahany, iza no tsy mahalala fa tsy nahaterahany io?
fomba ahoana ny hisian'ny mpiandry ondry any an-tsaha ny amin'io daty io dia ririninna , mangatsiaka ( la neige) betlehema/palestiana amin'izany?
nefa ny tena izy ny romanina dia tsy nitsahatra ny nankalaza azy io satria nahateran'ny mpanjaka romanina ilay izy fa kosa rehefa nahazo vahana ny fivavahana kristianina tao roma apres nahafatesan'i md pierra izay novonoin'ny mpanjaka romanina ho martiora dia tsy nariana io daty io fa nomena an'i jesosy, satria fa nahazatra ny manao fety amin'io , ary tsara ho marihina koa rehefa azon'ny kristianinatanteraka i roma dia nataon'ny tamin'ny anaran'i roma ny fivavahana katolika , ary mbola tsy miova izany ankehitriny,eglizy katolika apostolika romanina(ekar), fa maninn no tsy atao hoe katoloka malagasy ilay izy ho an'ny gasy na frantsay ho an'ny frantsay?? ary taty afara ange vao nahazo nanao lamesa amin'ny fiteniny ny pretra tsirairay isaky ny fireneny fa taloha tena fady sy tsy azo atao izany! rehefa betsaka ny konkerasy!
39. ari.malala ( 23/07/2007 13:49)
milaza ianao ry ordinera fa tsy fisotro ny lio na ny rà, de adala ve zany sa nahafahana i Jesoa niteny hoe tena fisotro ny rako ary tena fihinana ny nofoko? marina fa ny voaloham-pahagagana nataon'i Jesoa d ny nanova ny rano ho divay, saingy, aiza ho aiza no misy hoe mamo daolo ny olona refaveo? teneno kley ny verset sy ny chapitre misy an'izany. Milaza koa ianao fa
moa ve sarotra amin'A/TRA ny hamela antsika mora izao raha tsy hoe vonoin'tsika ny zanany? aiza lay we aza mamono olona fa ahoana ny mamono ny zanak'andriamnitra no manala fahotana fa tsy manampy fahotana ve izany?
dia diiho tsara ny soratra masina fa any @ bokin'Izaia mpaminany dia efa voasoratra mlialoha ny hanjo an'i Jesoa.
40. ikaretsaka ( 23/07/2007 17:40)
resaka fomba sy finoana greka ilay izy, resaka mithra, zeosy sy dionizosy ary zagreosy anontanio ny pretranao raha katolika enao fa hainy io, ary asaivo mianiana izy!ary amin\'io resaka nahafaty an\'i mithra io misy manazava ilay resaka( I.N.R.I)!

tsy azoko eto.. fa mba tiako hazavainao misimisy kokoa: fa raha mamaky ny tantaran\'i mithra... tsy hitako ao ny ifandraisan\'ny tantaran\'i mithra amin\'ny lavenona aloha!
na mithra @ fomba Vedas io, na Greka, na Zoroatrianisma, na amin\'ny film film sy plays sns...
afaka azavainao misimisy ve?

Maro ny tanana (mains)izay nilalao tao nohon\'ny tombotsoan\'ny sasany, oh:
zavatra nozonin\'A\'TRA NY TOAKA SY NY DIVAY ao amin\'i isaia jerena

izany? tsy miala lavitra aho fa Isaia 65:8
haec dicit Dominus quomodo si inveniatur granum in botro et dicatur ne dissipes illud quoniam benedictio est sic faciam propter servos meos ut non disperdam totum

tsisy resaka fanozonana mihitsy tao ko!:wink:

fanontaniana mipetraka dia ity:
- fomba ahoana no mahafaka ny fahotan-tsika ankehitriny isika aty afara nefa ny sorona aorian\'ny nanaovana ny fahotana fa tsy alohany??

ny fomba mahafaka ny fahotana? ny fiaikena fa mpanota isika ary ny milaza izany fahotantsika amin\'Andriamanitra, dia ny manatenteraka sorona sy miara manatitra izany amin\'ny sorona ataontsika isan\'andro (misy fomba hafa angaha?)

- aiza lay teny hoe tsy tonga handrava fa hatanteraka?

ao anaty baiboly (matio 5;17)
nolite putare quoniam veni solvere legem aut prophetas non veni solvere sed adimplere-

-raha misy ny nanao ny tsy mety taminao tsy hamela azy ve ianao raha tsy vononiny y ho faty ny zanakao?
moa ve sarotra amin\'A/TRA ny hamela antsika mora izao raha tsy hoe vonoin\'tsika ny zanany? aiza lay we aza mamono olona fa ahoana ny mamono ny zanak\'andriamnitra no manala fahotana fa tsy manampy fahotana ve izany?

Samihafa aloha isika sy Andriamanitra.. aminy dia izay izany, amintsika hafahafa ihany... izay ilay hoe ny fihevitrao tsy fiheviny e!

inn marina moa les affairrs nandalo? tany aloha raha tsy ny hoe fanoratana ny ny baiboly ho an\'ny tombotsoan\'ny sasany! tahaka ny nanomezana an\'i jesosy ny 25 dec ho daty nahaterahany, iza no tsy mahalala fa tsy nahaterahany io?
fomba ahoana ny hisian\'ny mpiandry ondry any an-tsaha ny amin\'io daty io dia ririninna , mangatsiaka ( la neige) betlehema/palestiana amin\'izany?

1)efa tany Bethlehema teo amin\'ny manodidina ny 25 dec ve aloha ianao?:wink:

2) \"ndao atao ary hoe any ambanivohitr\'i Norvege na Danemark na Canada mangatsiaka... 200 taona talohan\'izao niainantsika izao... nataon\'ny mpiandry ondry tamin\'izany taiza ny ondriny? tsy any an-tsaha ve?

nefa ny tena izy ny romanina dia tsy nitsahatra ny nankalaza azy io satria nahateran\'ny mpanjaka romanina ilay izy fa kosa rehefa nahazo vahana ny fivavahana kristianina tao roma apres nahafatesan\'i md pierra izay novonoin\'ny mpanjaka romanina ho martiora dia tsy nariana io daty io fa nomena an\'i jesosy, satria fa nahazatra ny manao fety amin\'io , ary tsara ho marihina koa rehefa azon\'ny kristianinatanteraka i roma dia nataon\'ny tamin\'ny anaran\'i roma ny fivavahana katolika , ary mbola tsy miova izany ankehitriny,eglizy katolika apostolika romanina(ekar), fa maninn no tsy atao hoe katoloka malagasy ilay izy ho an\'ny gasy na frantsay ho an\'ny frantsay??


1)dia io ilay tonga amin\'ilay hoe tsy handrava fa hanatanteraka iry ambony e.. dia mihatra tokoa izany : tsy hoe tonga ny kristianina dia noravana daholo izao rehetra izao, tahaka ny paka ihany io.. tsy hoe rehefa maty i Jesoa, na hoe satria fetin\'ny Jiosy ny paka, dia nofoanana ny paka...

2)ny dikan\'ny hoe katolika dia hoe mameno an\'izao tontolo izao. fa toy ny foto-boaloboka hoe 1 ihanyny fotony! dia tany Roma no nandefasan\'Andriamanitra ny fotony dia izay.
Raha miparitaka eraky ny tany izao ny resaka fifohazana ka raha tiany dia azo atao koa hoe Fiangonana fivoazana Maneran-tany, Ankaramalaza, 67Ha, Farihimena


fa na tsy nahazo nanao lamesa t@ fiteniny aza izy talohafa @ teny latinina ihany ... Azony sy fantany tsara ny ataony ary hainy ny nampita ilay fampianarana sy hafatry ny lamesa ho an\'ny mpivavaka... T@ alalan\'ny kisarisary (vongana, hosodoko sns) izaho anisany! : Azoko sy fantatro ny ataoko na ataoko @ teny latinina aza, ary azon\'ny olona ilazako azy!

Ohatranao Gasy amin\'izao fotoana izao ihany io: voairaka any @ Tandroy ohatra ianao nefa mbola tsy azonao sy tsy hainao ilay teny any , dia ataonao teny Ofisialy ny lamesa.. fa mifankahazo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0731