vendredi 13
22. ikaretsaka
(
15/07/2007 20:12)
fa entre pas .. miresaka 13 ihany isika.. tsy ny mpilalao tsipy kanety be ve izanyno ratsy vintana indrindra satria ny azy isaky ny 13 no vita ny lalao?
26. ikaretsaka
(
15/07/2007 20:29)
ie!... kanety feno any aminao io ko.. aloha ..aoriana .. kanety aby!
28. ikaretsaka
(
15/07/2007 20:40)
boules d'attaque anakiroa ato aloha
boules de defense anakiroa ato aoriana!:wink:
ny ampovoany sisa no lalana azo idirana fa ao no mba misy trou!
boules de defense anakiroa ato aoriana!:wink:
ny ampovoany sisa no lalana azo idirana fa ao no mba misy trou!
30. ikaretsaka
(
15/07/2007 20:49)
ko ze ampidirana 13 eme no atao ko.. raha tsy izany ratsy vintana "hono"
32. mandrak
(
15/07/2007 21:48)
Samoana:
(Mety efa nipaoka loto angamba mandraka hividianana fiara jôjôpil matoa tsy henoheno:-D)
Vendredi 13 za nilalao de nomerao 2 fotsiny no mba niditra. Samedi 14 indray mba nisy 3... Hotohizako r@ mercredi 18 fa mety ho 6 bons n° + complementaires raha izao finoako izao no mitohy:-D
tena efa naika pézy le vola bé ry tsamy ah, nimerô dimy sisa no tsitako defa an [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/0059.gif[/IMG].
Ny tena mahagaga ay dé zao, isanadro za tsy mahita mitsy fa t@ iny dray mitorakiny tondé nahita ankiray bé zao, mety le vendredi 13 mitsy anga mba no tena mandahitra :-D
33. mandrak
(
15/07/2007 22:04)
ikaretsaka:
ie!... kanety feno any aminao io ko.. aloha ..aoriana .. kanety aby!
marn' zany, sady le eo aloha efa misy kôchôné kely 2
36. caprio
(
16/07/2007 21:58)
mandrak>>> mifohaza @izay fa toa mbola matory enao zany;fa efa firifiry r'ise ny olona mandevina alakamisy de maninona izy reo zao?
39. zoab
(
27/11/2007 16:24)
Finoana tandrefana io. vendredi 13 octobre 1307 no andro nofidian'i mpanjaka Philippe le Bel hamonoana ireo Templiers ary ny catholique sy ireo mpanaradia azy dia nino izany 13 izany fa ratsy. Avy eo nanampy trotraka ny 13 à table.
Amiko tsy dia misy effet loatra ny chiffre 13, finoanoampoana io. Ny 13è mois izao dia tena tsara mihintsy ho anay mpiasa satria fanampin-karama amin'ny faran'ny taona, fety be...
Ny rugby à 13 koa tena tsara, ets...ets..
Ny chaine 13è rue izao dia nalaina avy amin'io hevitra (porte malheur) mba isintonana ny mpijery fotsiny ihany.