Parasy fambara loza
1. madaga
(
13/07/2007 12:29)
miarahaba anareo rht ato
hono oa:
Marina ve ny hoe, PARASY FAMBARA LOZA?
nisy namanay zay mantsy, nokakeriny parasy mirahavavy nefa aty an-dafy sady madio ny tranony, d herinandro après io MATY Dadany
ka mety fandrifianjavtra v sa tena misy?
8)
misaotra mialoha valio reto an

novalian'i ikaretsaka ny 22/07/2007 12:35
2. ari.malala
(
13/07/2007 12:54)
parasy mirahavavy aona koa izany? mba fifanandrifianjavatra angaha! aiza koa no hisy anzany hoe nohanin'ny parasy d eaveo maty ny dada zany, otran ts mtombina alo e :roll: ts haiko nefa ny hevitry ny hafa :roll: :-w
3. Belle
(
13/07/2007 13:04)
PARASY FAMBARA LOZA?
Aza mino2 foana ry madaga fa efa ela no ripaka isika raha marina izany a!
:lol:
4. sechat
(
13/07/2007 13:31)
:-D kay, de ahoana le saka kaikerin'ny parasy reny ? sao dia mivadika horera ? :-D
7. ainaheri
(
13/07/2007 14:39)
Mba te hanontany kosa izy d tsy nazava ny heviny d hanianinareo kosa nama a!!
madaga>> hazavao tsara ny tianao tenenina @ ilay oe mirahavavy!!
madaga>> hazavao tsara ny tianao tenenina @ ilay oe mirahavavy!!
8. ianao
(
13/07/2007 14:52)
Izany ve tsy hoe anakiroa e. Ny parasy vavy ngodangoda dia mety nisy parasy ngodangoda anakiroa nanaikitra ny namany.
Fa izaho mbola tsy mino aloha hoe fambara loza. Coincidence c'est tout.
Izay koa izaho vao naheno izany ka tsy afaka hiteny a hoe diso, fa tsy mino fotsiny.TSy misy afaka mamaly io fanontaniana io koa raha ny heritreritro.

9. fasaly
(
13/07/2007 15:29)
fangah refa aty andafy hono de tsisy parasy e! refa miopy biby defa manerana ny parasy zay! ny parasy l'afrika no tena losa miditra anaty hiditra brrrrr:{:{:{:{:{
10. mandrak
(
13/07/2007 23:00)
rah parasy vavy kely izy de tsy fambara loza fa ravo lah kely! tonde mailomailo ela :wink:
12. madaga
(
15/07/2007 10:10)
:-Day ve diso ny zvt nosoratoko é*
mananinhany daholo nareo an:^)
tsy izany fa hoe, mpirahavavay no nokakeriny parasy à 1 semaine de différence d maty dadany avy eo
misaotra t@namabaranareo é
:-D:-D:-D
mananinhany daholo nareo an:^)
tsy izany fa hoe, mpirahavavay no nokakeriny parasy à 1 semaine de différence d maty dadany avy eo
misaotra t@namabaranareo é
:-D:-D:-D
13. fasaly
(
15/07/2007 10:13)
:-D:-D:-D:-D:-Dneveriko fa parasy kely mpirahavavy no nanaikitra fa hazavao tsara am manaraka:-P:-D
tsy mbola naheno mitsy aho hoe fambara loza ny parasy manikitra fa fifandrifinjavatra ngamba zany hihihi! aza asaina mitahiry biby antrano tsony refa tsy te ho kekerin'i parasy:-P
tsy mbola naheno mitsy aho hoe fambara loza ny parasy manikitra fa fifandrifinjavatra ngamba zany hihihi! aza asaina mitahiry biby antrano tsony refa tsy te ho kekerin'i parasy:-P
14. kelly13
(
15/07/2007 10:16)
fifandrifinjavatra kosa zany e, tsisy tsymaty @ androny hoy ny fiteny. lazaina kou fa ra vao miditra ao antrano ny fangaraka d oe misy bevoka ao antrano, impriy nisy fangaraka niditra nefa tato amiko fa tsy bevoka za zao donky ...
15. ikaretsaka
(
15/07/2007 20:26)
ny ahy moka fambara tsara no hitako vao teo..
nokakerin'ny moka izaho sy ny rahalahiko (nifanao 10 minitra) dia samy mahatsapa tena fa mila mandeha mody amin'izay fa tsy ilaozana varina manjono eo amoron-drano eo!:wink:
nokakerin'ny moka izaho sy ny rahalahiko (nifanao 10 minitra) dia samy mahatsapa tena fa mila mandeha mody amin'izay fa tsy ilaozana varina manjono eo amoron-drano eo!:wink:
16. sakaizakely
(
15/07/2007 23:19)
za efa ela miompy parasy mirahavavy nentiko avy tany dago, nataoko anaty bocal. Efa 14 taona ry zareo izao fa mbola mipitipitika tsara mandrak'ity, sady nampianariko tsy hanaikitra :P:P:P
kelly13> ngodé marina ihany le fangaraka fa ato aminay misy foana. Sa ve le sakafo tsy levona hatr@ noely ilay mbola miziriziry hoatran'ny baolina @ vavoniko iny no mahasarika azy :-P:-P:-P
madaga> misy atsanga tsy avy orana eny amoromparihy misy anareo :-D:-D:-D

17. kelly13
(
16/07/2007 08:04)
sakaizakely>:-D:-D mba omeo zany recette-njy t@ noely zany ankia fa interessant a, hahahaha
19. ari.malala
(
16/07/2007 13:05)
sakaizakely, mba alefaso ho hita eto aky zany parasy 14taona izany ho hitan'ny be sy ny maro:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D de ts marary va ny vavonin-dry amzany tsy nahalevonkanina hatram noely zany?:^):^)
20. ikaretsaka
(
22/07/2007 12:35)
za koa kay nanana parasy nanditra ny 2 taona sy tapany dia nesorina indray ririnina izay!
kay moa "parasy" ny anaran'ilay zavatra kely eo @ filahiana iny raha tsy mbola voatapaka!:-D
atao ao anaty bocal feno formol dia preserve!
kay moa "parasy" ny anaran'ilay zavatra kely eo @ filahiana iny raha tsy mbola voatapaka!:-D
atao ao anaty bocal feno formol dia preserve!