Akoho sy mananasy
1. xxx
(
12/07/2007 13:24)
Ahoana kay no fikarakarana azy?
Nofony mena fotsiny no misy (fen'akoho) fa tsy akoho manontolo

novalian'i niryna ny 04/08/2007 02:22
3. Rafotsy
(
12/07/2007 14:00)
Ataovy tahaka ny tajine ny fahandro azy e !
Asina menaka kely ny cocotte , rehefa mafana dia arotsaka ny poulet , asina oignon haché , ail haché ,gingembre frais na en poudre , curcuma kely , sira sy poivre ! Rehefa mendy tsara dia asio rano 1 na 2 vera . Rehefa hitanao fa ridritra sy masaka ilay akoha dia aratsay ny mananasy ,afaka 2 na 3 minutes eo dia vita ary asio coriandre na persil haché ! Vao maika tsara raha asinao olives kely !

5. pissoa
(
12/07/2007 23:13)
Hi hi hi ! zao ny fataon'ilay ramatoa be mpikarakara sakafonay taloha taty !
1 - Alona amin'ny sakamalaho sy soy sauce ny mananasy (1h eo ho eo)
2 - Endasina ny tongolo sy garlic. Dia alefaso ao ny akoho. Ampio rano dia andraso ho masamasaka kely.
3 - Alefaso ao le mananasy teo. Aza atao mahery be ny afo
4 - Raha tia dia asivo ronono rehefa masaka.
5 - Endraso kely dia hano amizay !
Vita :oops::oops::oops:
Brr, za kloo tsy tia an'io fa mba mamaly an'ilay manontany e :-D:-D:-D

6. melody
(
12/07/2007 23:23)
pissoa, inn no tiandry kokoa ilay karapapaka miaraka @ spaghetti sa akoho sy mananasy?:-D:-D:-D:-D:-D
7. xxx
(
13/07/2007 06:28)
booboo > masira misy tsirona mananasy, "aigre doux" ozizy koa ny sasany. Manandrama in-1 nge e
Rafotsy > Misaotra fa netinety ihany le izy, saingy tsy nisy curcuma fa curry, dia tsy nisy ail, dia tsy nisy coriandre sy persil, dia tsy nisy olive. Ary inona izany tajine fa tsy arako ?
pissoa > zay vao misaotra am'zay :wink:
Dia inona izany garlic kay ? Fa ndraso kloo rehefa manana soy sauce ndray manandrana an'io.
Dia taoko mety foana io na hena omby na kisoa aza no ampiasaina ? Sa ...?

8. Rafotsy
(
13/07/2007 11:42)
xxx:
Rafotsy > . Ary inona izany tajine fa tsy arako ?
Ny tajine dia ilay plat ( cocotte izany ) na fomba fahandraony tavaratra ny sakafony , ary teo dia nosoloina mananasy ny citron confit , na abricot sec na pruneaux fampiasan dry zareo !
10. pissoa
(
16/07/2007 23:20)
melody : tsisy tiko :-D:-D:-D
xxx : garlic kay moa tongolo gasy refa jerena ny sary :-D
hi hi, na akoho, na omby na kisoa ... dia mitovy ihany : samy ratsy :b:-D:-D:-D
xxx : garlic kay moa tongolo gasy refa jerena ny sary :-D
Dia taoko mety foana io na hena omby na kisoa aza no ampiasaina ? Sa ...?
hi hi, na akoho, na omby na kisoa ... dia mitovy ihany : samy ratsy :b:-D:-D:-D
11. ikaretsaka
(
17/07/2007 05:26)
tsara ny zavatra hanina @ mananasy ka.. ny ahy izao ny tiako indrindra pizza dia asiana mananasy eo amboniny
12. xxx
(
18/07/2007 08:06)
pissoa:Ekena aloha fa tsy voalavo ireo e :b:-D:-D:-D
hi hi, na akoho, na omby na kisoa ... dia mitovy ihany : samy ratsy :b:-D:-D:-D
13. pissoa
(
18/07/2007 22:10)
tsy hoe tsy voalavo no tsy mampatsara azy ... fa karaoty + mananasy zao no mety tsara ho an'i xxx ... sady otran'ny vezetariana :b:-D:-D:-D
14. cutie
(
18/07/2007 22:33)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 17-07-2007 07:26:17
Lohateny : Re : Akoho sy mananasy
tsara ny zavatra hanina @ mananasy ka.. ny ahy izao ny tiako indrindra pizza dia asiana mananasy eo amboniny
henoko malaza be io fa mbola tsy nandramako mitsy :lol:
15. cutie
(
18/07/2007 22:35)
Voalaza teo :
Dia taoko mety foana io na hena omby na kisoa aza no ampiasaina ? Sa ...?
henakisoa zao no metimety kokoa @ zany :lol:
16. pissoa
(
19/07/2007 11:45)
Gay gay gay ! efa nihinana henakisoa sy mananasy ngah njy ry cutie :{:{:{:-D
19. princesseN
(
20/07/2007 15:26)
mmmh...!matssiro be zao zany eh!tsy haiko alou ny mahandro azy fa hitako milay be zany:miam::miam:
20. hery
(
20/07/2007 16:23)
Tsara io kah.
Ny ahy ny fihinako matetika any @ resto sinoa rehefa mankany dia Ganagana sy mananasy. Inoako fa mitovitovy ihany ny tsirony.
Ny fanaovany azy tsy haiko fa raha ny vokany dia angamba tsy niaraka nandrahoana fa efa masaka tsara ny ganagana vao narotsaka ny mananasy efa voarasa. Milay aloha e...
Fa ny ahy ny gana ihany no haniko :-)