iza no efa tratry ny toy izao?

21. sakaizakely ( 20/07/2007 14:23)
ny gymnastique prénatal dia naman'ny préparations à l'accouchement ihany (compréhension du corps, fampianarana miaina, positions pour se soulager, optimiser l'oxygénation, accompagnement de l'expulsion sns...). Misy isankarazany na ho an'ny atao césarienne aza ry bozyboleta fa zany koa manko tsy fantatrao. Manao aquagym sy haptonomie izaho na dia tsy hiteraka par voie basse aza. Tsy incompatible mihitsy ireo fa zany manko tsy takatrao.

Ary ny tsy azonao dia tsy ny fitsongolohana na ny fanaovana an'ireo no mampivadika ny position'ny zaza ao ankibo. Ny finoanoampoana akory tsy midika fa fahalalana :-D:-D:-D:-D dia ezahina koa ny tsy hitenitenenana foana mba tsy hanoroana vohana ny olona.

De mbo nataoko teny vahiny koa sao mba azonao misimisy fa angamba bozy le gasy miseho tsy mahay teny gasy intsony fa te atao vaza ;-)



Nenipita> manaova mora akia a :-*:-*:-*

Mitovy izany ny DPA ntsika fa angamba hifanarakaraka eny :P:P:P:P:P:P:P:P

miala tsiny raha manitatra sujet hoatriny ataon'le ramatoa etsy ambony. Ze ataony eo tsy maintsy avaliko azy manko
22. bozyboleta ( 20/07/2007 14:37)
Za gasy ka. Ary tena gasy hatr@ tsinaimaintiko. Teneniko foana io.
Fa enao moa no manao teny vaza miraradraraka eto de nataoko hoe tsy mahay no tsy mahazo teny gasy.
Mbô jereo daholo aloha reo soratanao any @ dinika rehetra any de mandiniha tena na de kely fotsiny aza de hitanao hoe maninn za no mamaly anao foana: satria enao tsy miady hevitra fa miady @ olona, avy de tsarainao ny olona fa tsy le hevitra. Tsy za ihany no ataonao an'io an, fa ra vao tsy mety @ eritreritrao de avy enao sy ny angady sy ny harona manabaty. Ohatra reto omeko reto: "olona tsy ampy fanabeazana", "olona mandrebireby".
Hiady hevitra ange no aleha eto ry Sakaizakely fa tsy hoe ny anao ihany no marina e!
Ary aza simbaina ny dinika apetraky ny olona ./.
23. nenipita ( 21/07/2007 15:35)
azafady fa izay indray vao tonga
Misaotra bedebe tamin\'ireo hevitra maro narosonareo. Sanatria tsy hampifandritra anareo aho raha misy tsy fitovian-kevitra fa izany moa no atazo hoe forum samy mba manome izay heviny sy izay mba fantany na efa hitany sy niainany. Ka misaotra anareo aho fa misy ho raisina daholo ireo hevitra narosonareo.


Sakaizakely>>>>> ilay rano be akia efa quantité normale izao ny liquide amniotique a; De efa nanao analyse koa fa tsy misy le diabeta Hay ve miarakaraka amiko eny ihany ny DPa n,dry e? De efa firy izao ny refin\'ny kibondry ? ny ahy akia izao 30 cm refa misafo a. De mirary soa koa akia de manaova mora koa rehefa tonga ny fotoana e. Samy hotahin\'i Tompo isika rehetra izay mitondra vohoka na miandry fiterahana eto .

Bpzyboleta>>>>>> Misaotra betsaka tamin\'ireo torohevitra akia. Tsara ho fantatra akia izany gymnastique izany a. aleo fa hojerena indray ny momba izany. Izaho tsy manda na manankihana ny torohevitrao ny amin\'ilay mitsingoloka fa tsara ho fantatra mihitsy izany satria experience efa hitanao ary Dr mihitsy no nanoro azy ka aza mieritreritra fa raisiko antanandroa ny torohevitrao.



24. eiluj ( 06/08/2007 15:06)
bjr,
zao a vao namaky tato @ forum,efa tratra otran'ny anao io koa aho 2 semaine tsy ahaterahako satri ny antony d za le mipetraka foana @ bureau,ny natoron'ny dokotera ahy d mitsongoloka mitovy le hevitr'ilay namana iray io fa tena nandaitra akia fa andramo anie e marina mht io lazainy io fa herinandro d miverina @ placeny fa aza kivy fa andramo,isaky ny maraina vao mifoha sy hariva alohan'ny hatory no manao azy eo @ 5mn eo,za aza tsy mbl nodidiana h@ zay niainako naheno hoe hodidiana aho fa mipetraka ny zanako tsy kivy a fa narahiko io nitsingoloka io d teraka soa aman-tsara tsy nodidiana aho zao fa andramo fa tena hevitra tsara io .MANAOVA MORA AKIA RHF TONGA NY FOTOANA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076