Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Fascination
21. cutie
( 12/07/2007 23:35)
tsara akia
ny ahy ty no tena tiako @ hiran-dry zareo :D
http://www.youtube.com/watch?v=swPWZDoFPXI
Hamaly
22. melody
( 12/07/2007 23:42)
tiako koa io ka, ny ahy rehefa hirandry zareo tiako daholo ankoatr'ilay noe eagles nivadika vultures... heavy lotra amiko iny hira 1 iny fa ankoatr'izay manja be daholo
Hamaly
23. cutie
( 12/07/2007 23:53)
tsy haiko njay zany nivadika vultures zany :-D:-D:-D:-D
Hamaly
1
2
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081