Fascination

1. xxx ( 07/07/2007 23:53)
Sao dia mba misy afaka manome ny tonon'ilay hiran'i Fascination misy hoe :

Ndao fa hoentiko any ianao, hijery ilay tanànanay
...
Tsy maintsy tongako any ianao fa efa izay no tanjoko
Ilay tranobongon'ny fitia no nomaniko hovantaninao any e


Misaotra ô
novalian'i cutie ny 12/07/2007 23:53
2. cutie ( 07/07/2007 23:57)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=3457
3. xxx ( 08/07/2007 00:08)
Ary za nitady tsy nahita
cutie > :-*
4. cutie ( 08/07/2007 00:11)
5. melody ( 08/07/2007 14:24)
xxx: cutie ange ka mahay mihintsy raha resaka mozika e!
cutie: handefaso hira indray akia:-*
6. cutie ( 08/07/2007 15:15)
hitako mitsy njy fa mitady njakatiana sy bodo
andefasako ka :D
7. melody ( 08/07/2007 16:31)
misaotra akia a! irery ato an-trano d lasa saina e:-D:-D:-D
8. cutie ( 08/07/2007 19:19)
anjay
mampa njy zany :cry:
9. melody ( 08/07/2007 20:02)
ry foko ihany koa i Bodo sy Njakatiana koa mihira io
efa be olona ato an-trano izao d mikotaba be indray :lol:
10. cutie ( 08/07/2007 20:04)
ie lasa niara nihira t@ bodo i Njakatiana @ io hira io :D
efa be olona ato an-trano izao d mikotaba be indray

hira falifaly njay zany zao a :-D
11. melody ( 08/07/2007 20:11)
ity misy 1 fa tsy mitsinjaka fa manja be ilay feony

http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/xkkyi_koikefisarahana
12. cutie ( 08/07/2007 20:12)
njaso raim alou fa henoiko refa veo
merci :-*:-*:-*:-*
13. melody ( 08/07/2007 20:30)
ity ary ilay mihetsiketsika e!

http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/x29djf_firmin-alamino
14. cutie ( 08/07/2007 20:57)
tena milay kosa akia le feo
@ le video ery ambony ery:D
15. cutie ( 08/07/2007 20:59)
milay koa le mihetsiketsika hihihi
:-*:-*:-*:-*:-*
16. melody ( 11/07/2007 09:35)
fotôna ny vacances akia izao sy fotôna fenona hira a, ti country mozika ve indry, ity misy 1

http://www.dailymotion.com/playlist/xoku_faggon_nono/video/x1yqj2_dolly-parton-kenny-rogers-islands-i/1
17. xxx ( 11/07/2007 10:26)
xxx:

Ary za nitady tsy nahita
cutie > :-*
Tsy hananan'i serasera sy rvg ny Fascination raha tsy diso aho!


18. cutie ( 11/07/2007 22:21)
melody
tena tsy tia country music za fa miala tsiny :oops::-D
19. cutie ( 11/07/2007 22:26)
melody
tena tsy tia country music za fa miala tsiny :oops::-D
20. melody ( 12/07/2007 08:27)
tsisy tsiny akia izany a... manome santionana mozika andry fotsiny za d andry no misafidy, fa ity misy 1, tena tiako be mihintsy ity groupy ity. Mazotoa

http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/x1p7hu_the-eagles-desperado-live
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1203