Taiza, taiza indray ianao?

141. cialaurie ( 08/07/2007 13:50)
Toa tsy ho tantiko
ny hanatrika izao fisarahana izao
mangoraka ny foko mahatsiaro
ka dia veloma , veloma no apetrako
142. lapino ( 08/07/2007 13:56)
Malahelo isan'andro sanandro sanandro
Mitomany mahatsiaro anazy foana
Indrindra nge rehefa mody masoandro
Somambisamby eny an-tampon-kavoana

Ilay veloma niraisanay farany (miaraka amin'ny fihetsika)
Toa sento sisa manodidina
Nantsoiko mafy, tanisaiko ny anarany
Tany amin'ny garan'ny rĂ´pilanina
143. ravakamalala ( 08/07/2007 14:01)
=))=))=))

raha handeha ianao izao
ka ilaozanao eto aho
raha avelanao irery
dia hangina aho tsy hiteny
144. cutie ( 08/07/2007 15:21)
Sary mangina no injao miha re
Ilay voasoratro,s'ilay hiranao
Anio aho hikaly fitia Ilay hirahira teo imolotrao
145. cialaurie ( 08/07/2007 15:58)
hir'aina
hir'aina ny anaranao
146. Bita ( 08/07/2007 16:27)
Ity hirako ity
Dia atolottro anao
Ahatsiarovanao ny anarako
Na ho lasa any aho
Ka hilaozanao eto aho
Veloma, mandrampihaona
Very namana aho nilaozanao
Ka iza indray izao
No antenaiko
Hilazako ny manahirana
Hisolo ny anaranao....

Aza adino lalandava
Fa mpinamana isika
Tsy nifankafohhy tety ......
147. tslem ( 08/07/2007 17:25)
..............................
tena fitia tsy fiatsaram-belatsihy
tao anatin'ny fa tiako ny hifanasoa
ka hifamalivaliana toy izany foana
ny ahy namako avokoa 'zay rehetra tia ahy
hamerenako indray ireo teny nataon'ialahy ahy
ka ho mpinamana tsy hifankafoy.
148. tslem ( 08/07/2007 17:26)
..............................
tena fitia tsy fiatsaram-belatsihy
tao anatin'ny fo fa tiako ny hifanasoa
ka hifamalivaliana toy izany foana
ny ahy namako avokoa 'zay rehetra tia ahy
hamerenako indray ireo teny nataon'ialahy ahy
ka ho mpinamana tsy hifankafoy.
149. cialaurie ( 08/07/2007 18:52)
namana ireo , tena namana
toy ny rahalahy tsy mba nananana
150. lapino ( 08/07/2007 19:00)
Tongava re, tongava re
Tongava mankany amin'ny tanĂ na misy anay
Tongava aza misalasala hoa
Tongava manaraka ny arabe izay mitondra mankany
151. pissoa ( 08/07/2007 19:16)
Raha tsy mandalo aho ny maraina
Dia ny hariva indray aho andrandraina
152. cutie ( 08/07/2007 19:25)
Maraina vaovao
Mbola ho avy ilay maraina vaovao
Hitondra hasambarana ho ahy sy ho anao
Mbola ho foana ny antsoantso mitalaho
Ny tomany nampijaly de andaho

153. lapino ( 08/07/2007 19:40)
Andro maraina vao mifoha
Andro iray vaovao eo amin'ny fiainako
Ny omaly ihany re no sainiko
Tsy misy hafa f'iray ihany koa
154. pissoa ( 08/07/2007 19:44)
Aza kivy na mamohy fo
Misy hazavana ho anao
Mbola ho avy ny maraina
Hitondra hafaliana ho anai !
155. lapino ( 08/07/2007 19:47)
Faly e isika rehetra
Faly e tsy misy voafetra
Na ny lahy na ny vaaaaaaavy
156. cutie ( 08/07/2007 19:48)
Falifaly ny aty
Falifaly tokoa
Ireo tanora mandihy
Fenofeno ny fo
157. cialaurie ( 08/07/2007 19:50)
totorebika indray isika androany
samy faly sy maka ho azy
izay tianao tiako
izay tsy tianao tsy tiako
OOOOOOOOOOO,IEEEEEEEEEEEE
158. cutie ( 08/07/2007 19:50)
Raha ny tiako sy ny tianao
No voninkazo atao kilalao
Ho mora foana ny hamaky izao
Tontolo izao sy ny fiainana ao
159. lapino ( 08/07/2007 19:55)
Manomeza amin'izay anananao
Dia ho velon-kira ianao
Ajilay e ia ia ...
160. cutie ( 08/07/2007 19:56)
Izany, izany no ady eo
Ka asa raha ho tianareo
Raha tsy tianareo
Fa izany no ady eo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6403