fa ahoana marina e!
22. xxx
(
06/07/2007 12:43)
ka zay hoa, tsy anareo ny toerana de mora aminareo ny miteny!!! ny aza tratrany marina de mirary anareo miteny rehetra ireo tsy hotratran'izany cas zany e! fa mba mafy aminay koa anie ny mieritreritra ny fiainanay toa lasa gachis e! tsy izay noeritreretina no nitranga :-(
23. nathie86
(
06/07/2007 12:50)
ka lay izy anie efa cas nitranga lay resahana eh, d za mba t hiteny ftsny oe aza atao hoe adala izy d mampitandrina ny sasany izany tsy ho tratra ko za eh.:)
24. nikopol
(
06/07/2007 13:14)
ny olombelona nge tsy robot ka hoe vita calcul daholo ny zavadrehetra e ?
mora ny manome moraly fa rehefa tena fiainana hafa indray !
tsisy adalana zany amiko fa zay ny maha olona ny olona, misy ny rehetra ...
mora ny manome moraly fa rehefa tena fiainana hafa indray !
tsisy adalana zany amiko fa zay ny maha olona ny olona, misy ny rehetra ...
26. bobone
(
06/07/2007 14:14)
Diams an! samy manana ny anjarany ny olona ary tena misy olona tsy natokana hanambady mihitsy ! marina fa manao sipa izy nefa toa rava foana !!! mety ho voafitaka izy nefa efa tsy anjarany ilay olona nametrahany ny fony! fa ity vhv lazainao ity de indray mandeha ihany ny olona no tokony voafitaka fa tsy in-3 intsony !!! tsy mitandrina izy izany efa hita ve fa lalana nandratra de mbola andehanana ihany! efa tsy izy intsony izay
Misy koa anefa ny sasany efa tolorana ny anjara sahaza azy de manda hankitsirano asa mety efa voafitaka koa angamba de tsy te hamerina intsony ! eny e! arakaraky ny zava-mitranga no hametrahana ny lalana tokony hizorana fa tsy izay mirenty sy marevaka na izay mafahatifaty tahaka ny raozy de raisina avokoa sao voan\'ny Tsilo eo an!
:-*

27. ianao
(
06/07/2007 14:49)
Sarotra be io reto a, ny aza voany ihany marina. Marina miitsy ilay tenin'ikaretsaka teo hoe fatra pifidy. Fa betsaka amin'ireny bogosy ireny indrindra no mora miala rehefa tojo olana ianao. Mampalahelo be fa na ny fo vaky, ny zaza mampalahelo.
Ny tena atahorako izao dia ny any aoriana any ilay zaza hahalala ny atao hoe zaza tsy satry. :cry:
Ny tena atahorako izao dia ny any aoriana any ilay zaza hahalala ny atao hoe zaza tsy satry. :cry:
28. tsiafoi1
(
06/07/2007 14:52)
Za aloa tsy manome tsiny an'iza n'iza, fa ny tsy eken'i saiko mihitsy de we voafitaka in-2, raha za manokana tsy namelatra intsony za raha tsy matotra le sora-panambadiana satria efa hita le voalohany, fa na vita soratra aza rehefa tsy matotra le fitiavana de miala. Zany we tokony nodinihina tsara le faharoa vao nijabaka; Sady tsindriako tsara fa tsy viol le izy fa safidy.
29. ikaretsaka
(
06/07/2007 15:27)
mmiombon-kevitra @ tsiafoy
mampatsiaro ahy ilay hirahira taloha hoe
"mama ah za bevoka.... sitrapo ny an-t.... hoa"
mampatsiaro ahy ilay hirahira taloha hoe
"mama ah za bevoka.... sitrapo ny an-t.... hoa"
30. diamondra27
(
06/07/2007 18:20)
sitlo: izay mihitsy aloha e!
bobone: miombonkevitra aminao
tsiafo1: za koa aloha tsy manaiky ny saiko fa amiko matoa mbola lavo de tsy sitrana tsara ilay fery ho aho dia dia nomena toky de latsaka anaty harato e!mila fifehezan-tena.
Misy tranga hafa indray zany:
misy misara-bady de efa nisaraka indray mandeha ianao de misy mampanatena anao haka vady tonga de lasa ve ianao?
ataoko fa tsy mety izany. Tokony hitandrina ary mandinin-tena ho'aho fa tsy maika tsy taitra nefa tsy tara.
Aza mamoha ny fitiavana raha tsy fotoany hoy ny Soratra Masina.

31. xxx
(
09/07/2007 12:31)
Izay tsy diso hitorabato ahy mandatsa ny very ara-panahy... mandositra masoandro menatr'olona koa aiza moa no tsy hamoy fo!!! hoy ilay hira izay
Fa izahay voa sy solafaka ve no tena mendrika ny hotoraham-bato mihoatra noho ireo namitaka e! ary mendrika hotoraham-bato mihoatra noho ireo nahavita voady nefa manitsaka ny voady nataony ve? fa tsy misy ny tsiny hoanareo mpanenjika ny resy e! isaorana ianareo fa ianareo no tena tsy misy kianina fa nahay nitandrina ny tenanareo, ny anay hadalana! :-(

33. diamondra27
(
09/07/2007 15:19)
za aloha tsy manenjika fa kosa mba tokony hitandrina fa be ny mpamitaka @ity tany ity , manao vavan'ny te-hahazo daholo... raha safidinao de hafa indray zay, we efa fantatra ny vokany nefa mbola mamelatra ihany.
Na koa efa fantatra fa tsy possible ny azy 2 de mbola manatena ihany sao de...
mahereza daholo e!
Na koa efa fantatra fa tsy possible ny azy 2 de mbola manatena ihany sao de...
mahereza daholo e!
35. litabaombinn
(
10/07/2007 08:09)
Mety misy ny mpamitaka fa Mba asaivo mandinin tena kosa ny vhv ee!
Ny lhl raha isafidy vhv dia TSY MAINTSY ny toetrany no jereny voalohany Iny no critèresidirany @ vhv iray. Mety ho voasarika ny akanjo sy ny ivelany fa io toetra io no mahatonga ny safidy ataony.
OK:(
Ny lhl raha isafidy vhv dia TSY MAINTSY ny toetrany no jereny voalohany Iny no critèresidirany @ vhv iray. Mety ho voasarika ny akanjo sy ny ivelany fa io toetra io no mahatonga ny safidy ataony.
OK:(
36. ikaretsaka
(
10/07/2007 21:40)
diamondra27:
ity fitiavana ity ve de
1- nisy olona natokana tsy hanana anjara mihintsy sa ahoana?
Misy olona fantako manko mba miaraka amin'ny olona ihany izy fa tsy mety mi-aboutir mihintsy le izy.
Inona no mahatonga izany? Inona ny vahaolana?
mety avy aminy koa ilay izy dia mety arak'ilay olona miaraka aminy dia mitsoaka izy ko!
diamondra27:
2- misy koa ve ny vhv dia natao ho voafitakin'ny lhl foana sa accident sa inona?
Ity faharoa ity indray de ilay vhv izany manan-janaka 3 samy hafa ny rainy, zany we bevohoka le vhv de misaraka aminy ilay lhl fa tsy manambady na manao concumbinage aminy.
De ahoana ny fandraisanareo ity cas ity, misy fahadisoan'ilay vhv ve sa izy aza mba voafitaka?
Misaotra @ fandraisana anjara...
misy ko vehivavy miodina be no mahatonga azy manan-janaka 3 fa samihafa ny rainy an