saribakoly

21. tslem ( 05/07/2007 19:10)
mitsambikina mitsambikina ny bitro kely
mihazakazaka mihazakazaka ny alika kely
mihanika hazo² ny saka kely
izy rehetra izy rehetra tongota efatraaaaaaaaaaaaa
22. cialaurie ( 06/07/2007 13:37)
bitrokely feno volo
bitrokely feno volo
be da be
ny any ambony , ny ambany
ny any aloha, ny any aoriana
bitrokely feno volo be da be
23. johnnyandri ( 08/07/2007 08:50)
biby be
be volo be
mandrifatra be
so va ly ih:-D:-D:-D
24. cialaurie ( 08/07/2007 13:53)
johnnyandri:

biby be
be volo be
mandrifatra be
so va ly ih:-D:-D:-D



:-D:-D:-D
25. tslem ( 08/07/2007 17:27)
:roll: :-D:-D:-D
26. johnnyandri ( 09/07/2007 01:31)
Dia lasa i ramatoa
nanenjika kisoa
kisoa anefa tsy azo
fa lasa nihanika hazo
i rasoa koa
mpipasoka mahay
voapasony avokoa
ny fitafianay
:lol::oops::lol:
27. ktsif ( 11/07/2007 15:00)
dia lasa ramatoa
mba nanenjika kisoa
ilay kisoa hafahafa
fa nivadika sahafa
ilay sahafa feno vary
nampidirina hôpitaly
hopitaly feno rano
dia nivadika fanano
ilay fanano fitoloha
nampijaly an-dramatoa
tsy namonjy rendez vous
fa nanenjika kisoa
tohizo ry reto a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0457