Ny zanak'AREMA ve mba gaga amin'ny Fisarahana?

1. rahiratra ( 30/06/2007 01:25)
Zava-mpiseho amin'ny antoko politika Malagasy ny fisarahana ka inona no mahagaga ny zanak'AREMA nefa hatramin'izao aza ny Arema misy izany hoe atsy manana fomba fijery mivoatra tarihin-DRAHARIJAONA, atsy saika hirotsaka President RAJAONARIVELO Pierrot, atsy tohizo. Atoko sy hevitra marobe tsy hay hoe hitondra mankaiza. Mba ny hafa no miteny izany fa tsy ianao zanak'AREMA bazylou.
novalian'i rahiratra ny 02/07/2007 05:57
2. tsoraka ( 30/06/2007 02:36)
Anontanio an'i Vetsoko fa izy no Arema niala dia lasa TIM ary niverina AREMA araka ny voalazan'ny hafa. Efa leson'ny Mpanao Politika milaza mahay io nefa izy indray no gaga. Ny sasany tia hanesika an'i Pierrrrrot ny sasany nilaza hoe aleo ihany ny Amiraly ary niafara tamin'ny fanjerana tetezana ireny.
3. rahiratra ( 30/06/2007 02:51)
Ireo milaza Mpanohitra laniandro ireo koa aza no tena misandrahaka fa tsy hitan'i Bazylou sy Zazala Foaka zanak'Arema
4. Zazala ( 30/06/2007 03:01)
http://www.madagascar-tribune.com/images/dessin1241
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1241&ART=24044
5. rahiratra ( 30/06/2007 03:12)
Inona no mahagaga ny zanak'Arema amin'ireo? Ny tantaran'ny Malagasy mihintsy no nifandimbiasan'ny tsy alehany rehetra hany ka mitotongana. Ao ny tia hamerina Tsak tsak zato arivo, ary aza adino fa efa naverina ny Amiraly saingy lasa nankaiza i Madagsikara? izao dia mbola mitady hamerina azy ry bazylou sy Zazala ary vetsoko aiza re izany e? Mila mihaina amin'ny zava-baovao ny Malagasy ary tsy ny zanak'Arema no hiseho milay satria vao avy nifaly tamin'ny "favoritisme sy nepotisme".
6. vetsoko ( 30/06/2007 21:58)
ho an-dry zareo zanaky ny arema ity kozy ity kay
7. rahiratra ( 01/07/2007 02:22)
Ialahy koa anisany ry vetsoko. Ahelin'ialahy fa TIM niala ialahy. Ny fanovana leity tsy midika fizahavana TIM niala. Anisany lany andro koa ialahy avy tao. Zavabaovao no ilaina raha samy hanova. Tsy adala akory ny vahoaka.
8. tsoraka ( 01/07/2007 04:08)
Ka ilay bazylou mitady hevitra ny hanambatra ny Arema miparitaka, ary ny tratran'ny ampaisomanta aza efa nilelaka mitady hitambatra amin'ny Amiraly. Izay no lesona hain'i bazylou ka miorakoraka izy ary mahatsiaro fa akaiky ny andro hiverenan'ny havany hitondra indray. Tsy miverina amin'ialahy izany ny vahoaka na inona hitranga na inona hitranga. Mampalahelo bazylou. Raharahinay inona eo ialahy bazylou na ho faty eo aza=))=))=))
9. bazylou ( 01/07/2007 18:33)
andana mitsoraka e!! jereo fa mbola pira noho i deba no mahazo ny fiaian'ny gasy hatramin'izao!!
penurie sy delestazy isan'andro izao!!:roll::roll::roll:
10. rahiratra ( 02/07/2007 05:57)
Inona no hidiran'ialahy amin'ny fiainan'ny Malagasy. angaha moa tsy efa vazaha indray ity ravendrana? Tsy miverina eo ialahy na hisy tapadoha aza. Ampidiro amin'ny sain'ialahy izay. Zanak'Arema mihevitra hamerina "Nepotisme". Hitsoahy fa lolo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0673