zavatra mampihomehy ..

1. kanosa ( 29/06/2007 08:10)
Mba tiako hapoitra ilay taletako.. nefa za matahotra, tsy mahaeo inspiration nefa te-hidegany .. ka te hanandrana .. marina ve fa maha maha-afaka henatra ny mifoka rongony (kely fostiny an .. )?
ny dovay fotsy tsy mandaitra ..
ny bex mampadé any amin'ny WC fostiny ..
Iza no efa nanandrana ?
novalian'i rapala ny 05/07/2007 09:16
2. xxx ( 29/06/2007 08:35)
:roll:
enao mitsy no mila manandrana fangah ra tsy manandrana mahita ny tsirony?:-D
3. kanosa ( 29/06/2007 08:38)
ka izaho efa hoe te hanadranafa manontany hoe iza no efa nanadrana ?
4. caprio ( 29/06/2007 10:51)
Ny toaka no mahafaka henatra sy tahotra,ka zay no maha-tonga ny sasany hialaza we odi-risika ny toaka,amiko dia samy ratsy na ny toaka na ny rongony,fa raha ampihoarina kosa izy roa ireo dia ny toaka no tena manimba fa tsy ny rongony,ary tsy misy olona lasa adala ny rongony zany fa ny adi-tsainy no efa betsaka,ka ny olona miasa saina be kanefa mifoka rongony no mety ho lasa adala.Azo porofoina ireo lazaiko ireo,ohatra fotsiny:nareo ve efa nahita olona mifoka rongony dia mandry antatatra na ilay mivilambilam-padeha ireny?tsy mampaninona mintsy ny rongony raha olona milamin-tsina sy manana ny ampy ara-tsakafo enao,fa ny toaka kosa de ataoko fa efa fantatsika tsara ny olona atao we mamo lava ka tsy lazaiko intsony
5. caprio ( 29/06/2007 10:58)
mbola ampiako kely fa ny olona mifoka rongony kanefa tsy misotro toaka na mifoka sigara,dia tena saro-patarina mintsy;raha vehivavy enao ka manana olon-tiana,de aza milaza we izy ary tsy misotro toaka sady tsy mifoka sigara koa maika fa rongony ve)lazaiko @nareo fa betsaka ny bandy mifoka rongony fotsiny kanefa sarom-patarina
6. rush ( 29/06/2007 10:58)
tsy misy afatsy ny fivavahana ny fanafodin'izany re e!ny anareo izany adalana avokoa e!taoka,sigara,rongony sns!atao inona daholo izany?
7. mandrindra ( 29/06/2007 11:40)
caprio, tsy voatery ho dôzy be matory any antatatra rehefa misotro toaka ka, noho izany tsy voatery hoe manimba ny toaka rehefa mahalala onony

kanosa, tsy ny fanampian'ny karazanjavatra ivelany no ahafahanao maneho talenta fa ny herintsainao ihany. hevero ho toy ny tsy misy mijery ianao dia alefaso ny aingampanahy fa mandeha ho azy io avy eo.
8. kanosa ( 29/06/2007 19:10)
tsy mety hoe tsy misy ny olona fa vao maika me-betsaka... Tsy sahy misokatra akory ny vava, de tsy lasa ny aignam-panahy... za angaha moa de hifoka isan'andro e !!
9. dongadonga ( 30/06/2007 05:27)
fa isaky ny mahatsiaro ve i kanosa vao hifoka:?:
10. sympa ( 01/07/2007 19:30)
kanosa :arrow: tsy misy zvtr (toaka, sigara, sns...) mety atao hoe tsy isan'andro ao angie ny hinana azy ééé fa rehefa tsy mihinana de tsy mihinana mintsy fa avelao dieny zao fa raha mihinana de fidiano ihany ny tokony ho mety @ vatanao fa tsy manaonao foana :roll: Marina ny hoe ny toaka dia "jus de risque mais faut pas trop en abusé", ny drogue mampaditra fa tsy mahafaka ny tokony ho izy :roll:
11. ari.malala ( 02/07/2007 13:47)
kanosa, aza dia kanosa loatra re fa avohay naturel fts le talenta e! tsisy tsara otran'ny natoraly anie e! zany rongony sy toaka sns zany efa tsisy tsony zany
12. sympa ( 03/07/2007 06:26)
ari.malala :arrow: Eka ozy ;-)
13. ikaretsaka ( 03/07/2007 12:20)
marina!
au natural ihany!
14. xxx ( 03/07/2007 15:37)
:-D :-D :-D fa angaha ny rongony tsy natoraly ?
tsy misy zavatra simika mihintsy knou !
15. ikaretsaka ( 03/07/2007 15:51)
ny tian-kolazaina amin'ilay natoraly angamba dia ilay tsy mila zavatra betsaka rehefa mampiasa azy.
raha rongony mbola mila mitango, manamaina, mamono azy ao anaty taratasy, mandrehitra, mifoka..
ooooay izany asa e... sady artifisialy aby le asa
16. rapala ( 05/07/2007 09:16)
raha rongony mbola mila mitango, manamaina, mamono azy ao anaty taratasy, mandrehitra, mifoka..

:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5437