mitovy situation isika ,izaho aloha nanatena ny fiverenany sady mandainga ahoraha miteny hoe tsy tia azy intsony nefa tadidio fa mandeha ny fiainana ary io zazaio ianao no avenir -ny ; zay mahasoa ny fiainanareo mianaka noataovy fa aza hadino ilay teny hoe "SAMY MIJINJA NY NAFAFINY " .laisse le temps fa Atra tsy manary ny olona manao ny marina .
Ny vady hendry dia lova avy @ Jehova hoy ny Tenin'ny soratra masina! nefa kosa na maditra aza izy dia nofidianao tao anaty ny maro! ko raha anjaranareo ny hikambana ho mandrakizay de ho tonga saina eo ihany izy rehefa voky :-D indrindra mo fa nisy Friut de l'Amour 1
nefa moa rehefa tsy anjara de (na zaza 7 aza hono tsy mahafehy ....)
Mahereza fa viavy tsara hono tsy ho lany tandrify!