I bazylou, Zazalata, Vetsoko no zanak'Arema mitady hamerina ny Favoritisme sy Nepotisme ary ny gisa mainty nataon'ny Arema. Tsy mila Arema fa any ampasana ny fisainana Arema
ary le i kanota tsy naharaka kozy hatrany amboalahany an!
dia tout de suite dia mi-conclure hoe favoritisme et nepotisme........??????!!!!!!!Forcé tsotra izao,tsy haiko raha azony tsara ny dikan'izany politiquement parlant,affirmation gratuite