misaotra ry fasly ; diamondra27 ; aino ; robby ; dadatoa ;
61. xxx
(
26/06/2007 08:11)
Farany : ny momban'i fiffi : tandremo fa betsaka ny maratra reha kianina izy .. betsaka ny namana mila an'i Fiffi .. izaho ao anatiny , de aza asiana resaka fostiny !ato izany rehefa fiffi dia tsy azo kianina nefa rehefa izy no manankina olona dia mety, rehefa tsy manaraka ny sitraponareo dia hoe fafao, adihevitra ny ato sady resaka virtuel ka adalain'izay te harary fo amin'izany
nanao xxx koa sao mahazo ato indray :wink:
tsiky dia ampy :)
63. rush
(
26/06/2007 11:19)
harinah: dia aza mivadikondana mandefa hafatra aty amiko aty fa mamindra haretina!!!!handositra aza atao!!!
65. andrea
(
26/06/2007 13:24)
xxx:
Farany : ny momban'i fiffi : tandremo fa betsaka ny maratra reha kianina izy .. betsaka ny namana mila an'i Fiffi .. izaho ao anatiny , de aza asiana resaka fostiny !ato izany rehefa fiffi dia tsy azo kianina nefa rehefa izy no manankina olona dia mety, rehefa tsy manaraka ny sitraponareo dia hoe fafao, adihevitra ny ato sady resaka virtuel ka adalain'izay te harary fo amin'izany
nanao xxx koa sao mahazo ato indray :wink:
tsiky dia ampy :)
Za tsy amaly tsony fa tsy tia polemika
Tapitra tompoko !
66. Aino
(
26/06/2007 21:37)
voalohany aloha. nampianariny dada sy neny fa rehefa manao misaotra dia mamaly ny olona hoe " tsy misy fisaorana" dia noho izany tsy misy fisaorana tompoko!!!
nefa kosa, ny manaraka aza averina raha toaka tianao @izay ny hisiany blem ny @ izany.
t@ hireny resaka mande hireny, tsy tsy niakatra aloha ny hafanana fa tsy misy sosy ka dia lany lasantsy ka naleo nandamindamina fotsony raha mbola azo atao!!!
manarak'izany dia mba endry aza @manaraka fa mba nampianariny ireo ray aman-dreny fomba tsara ihany.
de tsy haiko ny manaraka fa mandalondalo eto ihany izay rehefa avy milingilingy eny @plage sy ny dahinareo sns.:twisted::twisted::twisted:(l)
raha iny resaka iny aloha tsy mbola nampanome lagy ahy fa mbola tsy ampahafiry ny teo aloha hireny, ny aty koa mafitoto raha resaka vava sy hopa izany zaka faona.

68. Aino
(
27/06/2007 17:21)
fasaly ka toy izay faona ny fisehony hireo maha zatra ko, anga hadinon-dry sahady?