misaotra ry fasly ; diamondra27 ; aino ; robby ; dadatoa ;

41. karinah ( 25/06/2007 16:43)
i sympa mitady azy moa ry xxxx oh!.
42. xxx ( 25/06/2007 17:36)
harinah:

efa hita ve mama fiffi eh! zay ndray zao no malaza



i diamm's io!
43. xxx ( 25/06/2007 17:45)
io harinah io aloha tsy mahalala an'i fiffi izany hoe nisy nitady fa vao sambany io niditra forum koa aiza no hahalalany anzany fa ireo sipa ato am forum ireo ihany no manana ps harinah de mamely ampitaka ny namany ihany soit disant....tsy iza izany fa iray amin'ireo mankasitraka ny hataon'i harinah ireo ihany.....
44. fasaly ( 25/06/2007 17:46)
misy be vinany mody gisa ao e!
45. kelly13 ( 25/06/2007 18:07)
za d gaga @ fahaizan'ny sasany mi jongler ps maro², za mba nanandrana fa fanina d naleoko nilamina :°):°) reny v le tena oe geek? (hs fa tsy koi)

46. fasaly ( 25/06/2007 18:36)
hihihi! tsy hs izany aky fa ita mitsy fa marina zany a! raha ampesaina hanalàna azy am mahafinaritra ndray moa maninona fa ilay hanaovana ani'lay otran'ny an'i harinah itony tena makriko be!
47. harinah ( 25/06/2007 19:29)
ts!!!!!!!!!!! za ary tsy mahalala ze karinah anareo ko hoe namako izy ; zao eh! marina fa fanalana ty nefa matoa za namoaka vava de nisy nahatezitra ahy ko nataon'ny sasany ; tsy haiko aloha na olona mody nanova ps fa fasaly no ps nandefa hafatra tamiko ary tena nakaray fo mintsy
48. Fiffi ( 25/06/2007 19:30)
"harinah":
efa hita ve mama fiffi eh! zay ndray zao no malaza
io aloha de tena fantatro tsara ny mpilaza an'io an! ça ne fait que renforcer ny doute-ko hoe iza marina io harinah io....de aiko am-zay hoe iza io.....
"xxx":
aza mody manao vazaha miady eo ry karinah fa iray saka ihany nareo a! raha tsy izany ve hiaro azy....!
io koh de marina....:-w:-w
"xxx":
io harinah io aloha tsy mahalala an'i fiffi izany hoe nisy nitady fa vao sambany io niditra forum koa aiza no hahalalany anzany fa ireo sipa ato am forum ireo ihany no manana ps harinah de mamely ampitaka ny namany ihany soit disant....tsy iza izany fa iray amin'ireo mankasitraka ny hataon'i harinah ireo ihany.....
io kosa aloha de tena marina mihintsy an ! de tte façon , aiko hoe iza io an !
"fasaly":
misy be vinany mody gisa ao e!
hummmm.....grave akia an ! tsy maintsy kobo hiany anié eh !
"kelly13:
za d gaga @ fahaizan'ny sasany mi jongler ps maro²
na ho ela na ho aingana akia tsy maintsy mivoaka foana ny marina an ! adalan'zay te hanao an'zany nefa tsy maintsy tratra io na inn ataony na inn ! ny mpiatsaravelatsia moh etsy andaniny tena :evil::evil:
49. Fiffi ( 25/06/2007 19:35)
fasaly , kelly13: am-zay akia anié efa hita atsy ambadika atsy ny mpaka partie azy de mody hoe calme sns...na hoe zah ve no tsy mahazo resaka ? :roll::roll: grave kosa aloha ny fiatsarambelatsia ato an ! tena :{:{:{:{
50. fasaly ( 25/06/2007 19:57)
harinah:

ts!!!!!!!!!!! za ary tsy mahalala ze karinah anareo ko hoe namako izy ; zao eh! marina fa fanalana ty nefa matoa za namoaka vava de nisy nahatezitra ahy ko nataon'ny sasany ; tsy haiko aloha na olona mody nanova ps fa fasaly no ps nandefa hafatra tamiko ary tena nakaray fo mintsy


aza mivadika atidoha fa alefaso eto eraha mahita zay hafatra nalefako anao...tsy ary nanoratra tam karazana harinah toa anao mitsy zà azafady an! sao lasa adala ary izato izy....
enao no mi attak oul am sary sy ary am blog ary ...kou izaho indray no hanariana ny rihatra..pfffff!misy raha la terre
lazao eo dool zé tinao lazaina fa na ny miresaka aminao aza mankaleo .....


51. xxx ( 25/06/2007 19:58)
inona ary no hivadianareo hatidoha @ io marary saina io e?tsy nahomby intsony nga ny psy tao raharinah?
52. harinah ( 25/06/2007 20:00)
ndray mbola mahoby tsara tsy mivaky loha a@ marary saina ko mbola mamaly : tsy ny adala ny adala fa ze manadala ny adala donc nareo ze namaly rehetra no adala
53. fasaly ( 25/06/2007 20:00)
otran'ny miresaka am oul tsy tonga saina...aleo hidaboka eo ny anao sy n y redinredinao fa oul hanaàla azy am fahasiahina gratos no hataonao ato....
54. harinah ( 25/06/2007 20:03)
he ! ao ve ry fasaly an! mialohan'ny hidirakao ao @18 amloha de fasaly no enjehiko 1
55. harinah ( 25/06/2007 20:31)
tsapanao zany fa zao izy ko anie mba tsy mendrika eh! nefa miseho mana-kedry sa havaokako eto ny numerony
56. andrea ( 25/06/2007 21:07)
harinah > ianao angaha manana olana? inona no mahatonga anao mandrato ady? rehefa misy zavatra tsy taty de akipiho fotsiny..Samy manana ny moraliny io, ary samy manana ny marina .. Tsy mety amin-tsika ny fialonana sy ny fanaratsiana .. ny gasy malaza fa olona hendry .. tsy mahafaly ve no mahita vehivavy tsara endrika - afaka mampiseho ny mahavehivavy azy - Haingon'i serasera ???? sady bestaka ny namana tia ny sary .. tsy hitako izay olana ... soa ary manana ny tsara ..

Farany : ny momban'i fiffi : tandremo fa betsaka ny maratra reha kianina izy .. betsaka ny namana mila an'i Fiffi .. izaho ao anatiny , de aza asiana resaka fostiny !
57. tslem ( 26/06/2007 05:36)
sao d tokony aterina any am 18 aza lé harinah ty e! nefa io koa ve ho vitan'ny psy tsony????????
tena voa tanteraka:{:{:{:{
58. fasaly ( 26/06/2007 05:47)
olona mody adala fa te hanakoratana saimbahoaka aky io a! mazava amiko amzay....
misy olona tia gidraka ato fa hoe moaka dool ny sujet;...
59. Fiffi ( 26/06/2007 06:11)
[size=16]tokony fafana koh ity[/size]
60. hery ( 26/06/2007 07:08)
Raha tsy novalianareo io dia voafafa ho azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2343