Torimaso:Fa nahoana no tsy maintsy matory?
41. niryna
(
28/06/2007 05:10)
naughtyboy:
ao dago kalo tsisy an'io fa toa tany tropicale hafa no fonenany
Misaotra anao:D
42. marozevo
(
28/06/2007 09:37)
Ary nahoana indray raha ny "opposé"n'io fanontaniana io ary no apetraka. Nahoana no tsy maintsy mifoha, tena tsy voatanantsika 24/24 hatory ve ny vatantsika ?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0391