gratin dauphinois

21. fasaly ( 24/06/2007 21:19)
ka zany ane wa e! afaka asina zé tina io fa ny base-ny handrahoina am crème fraiche na ronono mampatsiro azy ......
22. bidagda ( 25/06/2007 11:07)
ka io anie ny re7n'ny gratin dauphinois no aroson-tsika e! fa ny tsirony samy manana ny hitiavany azy , le nangataka etsy ambony mety nanasa vahiny de gratin daup tsotra no eritreretiny hatao fa tsika na asian-tsika lardons na epinard na vorotsiloza na gisa ny gratin tsika de tsy maninona matsiro ko f'izany hoe lasa "gratin gasy" arosoy ndray ny manaraka o!!!!! lelan'omby sy pitipoa
23. kally ( 25/06/2007 14:51)
Dia efa ireo dia andramo daholo re e!
Mampihomehy be fa misy romotra be hoe manana ny fandrahoana azy milay indrindra eto ambonin'ny tany (sa eto @ serasera)?
Araky ny tenin'i bidagda hoe izay anaovana azy rehefa tianao fotsiny ry ravakam. a!
24. sipagasy ( 30/06/2007 15:27)
Miarahaba

Ny ahy indray ny fanaoko dia alaina ny ovy ilay volomparasy iny dia voasana dia tetehiko bori² somary manifi² ihany fa tsy dia manify tahakan'ny 'chips' kosa anefa, atao anaty plat mandeha anaty four, alahatra tsara e!, avy eo dia rarahana l/4L ronono sy 1/4L crème liquide sy tamenak'atody 2 ary vovoka muscade, tsy adino ny sira sy dipoavatra.Marihina fa atao somary manarona ny ovy io laro io. Rehefa izay dia atao anaty four th 7 mandritran'ny 35 min eo ho eo jereo ny fahamasahan'ny ovy tianao (tahakan'ny fandrahoana mofomamy, tsatohy ny antsy ny ivony ka raha mivoaka maina ny lela antsy dia masaka izy izay) raha tianao dia raraho fromage rapé eo amboniny dia atao @ grill dia vitaaaaa

Mazotoa homana e!:-*
25. mangabe ( 20/07/2007 13:04)
ravakamalala:

ahoana kay ny fanaovanareo aan io gratin io?
mba nanandrana aho androany fa be rano be mahatsiravina avy eo, nefa efa nataoko 30mn à 180°

jereo eto akia!




http://tour-en-cuisine.over-blog.com

26. betty ( 23/07/2007 09:05)
Il vous faut:

800 g de pommes de terre, 25 cl de lait entier, 30 cl de crème fraîche, sel, poivre, noix de muscade, 1 grosse noix de beurre, 3 gousses d'ail
Emincer les pommes de terre en tranches de 3 mm environ. Ne pas les laver après la coupe.
Les disposer dans une casserole avec 25 cl de lait (entier si possible), une grosse noix de beurre, sel, poivre et muscade. Porter à ébullition... ...puis baisser le feu légèrement et poursuivre la cuisson une dizaine de minutes.Remuer de temps en temps avec une spatule pour éviter que la préparation attache. Les pommes de terre vont s'enrober d'une crème.
Verser à ce moment 30 cl de crème. Laisser cuire à petit feu pendant une dizaine de minutes.
Retirer du feu, ajouter l'ail haché.
Disposer délicatement les pommes de terre dans un plat à gratin. Aplanir la surface et laisser refroidir pour que les goûts se mélangent.
Enfourner à 180° et laisser cuire entre 20 et 30 minutes.
27. hantakely ( 05/09/2007 18:31)
Manahona daholo

Izaho aloha dia hotrany fikarakarany sipagasy io no tena fataoko fa tena miam!!!!!sady tsy manahirana ,tsotra nefa matsiro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1376