Fisaka ny marina
21. xxx
(
23/06/2007 19:52)
Tsy porofo ve izany fa ny an'i tsimiandravola ihany no marina???!
Conclusion hative hoy ny vazaha. Aza mieritreritra mihitsy fa rehefa kristianina dia tsy misy kilema. Olombelona miezaka ny ho lavorary isika rehetra fa tsy mbola lavorary. Ny fanitsiana izany kilema andavanandro izay no iezahana atao.
Ka tsy ny ady hevitra misy eto akory no hanamarinanao an-dry Tsimiandravola.
Faharoa : fanoharana no nataon'i Jesoa. Ny karazan'ny tany eto( be vato, feno tsilo, sns) dia maneho ny karazan'ny fon'ny olombelona manoloana ny fahasoavana omen'Andriamanitra.
Ka aoka samy hikarakara ny taniny avy isika mba hahavokatra zato heny.
22. marozevo
(
23/06/2007 21:27)
Hoy rainisalama :
ie marina io, ary eto amin'ity rubrique "fisaka ny marina" ity, dia tena azo amarinina mihitsy io. Jereo tsara ange eh... iza izao no mila adilahy, na mandrangitra adilahy voalohany eto ?
ny voamarika nefa eto amin'ity forum ity dia ny "adilahy" tsy misy farany entre antsika samy kristianina.Tsy porofo ve izany fa ny an'i tsimiandravola ihany no marina???!
ie marina io, ary eto amin'ity rubrique "fisaka ny marina" ity, dia tena azo amarinina mihitsy io. Jereo tsara ange eh... iza izao no mila adilahy, na mandrangitra adilahy voalohany eto ?
23. marozevo
(
23/06/2007 21:59)
Hitako tary amin'ilay rubrique nolazaiko tsy handraisako anjara intsony ity manaraka ity, ka napetrako eto mba hitadiavana ny marina izay tena fisaka tokoa. Antenaiko fa tsy hors sujet :
Hoy i Nyrina.
Dia aoka ho tsorina aminao ry Nyrina, fa raha io no ianteheranao dia ho diso fanantenana ianao. Efa maro ny namana milaza fa tsy Mosesy no nanoratra ireo boky dimy ireo (Hery, gasynamana, izaho koa), ary efa samy nandroso porofo daholo ireo... ka mieke fa aza malain-kino. Teny tsy misorona (conseil d'ami) ny ahy fa tsy sanatria fanakianana.
Porofo faharoa mahadiso an'io lazainao io. Jereo ilay daty : 1445 - 1405 hoy ianao, na hoy ilay source omenao. I Ramsès II, izay voalaza ao amin'ny Exode anefa (contemporain'i Mosesy) dia nanjaka tamin'ny 1304 - 1238 BC. Raha raisina izany ilay izy dia izao. Voasoratr'i Moizy zato taona talohan'ny nahaterahany ireo...
FISAKA NY MARINA.... KA RAHA TSY SAFOINA TSY HITA.
Hoy i Nyrina.
Ny fanontanian'i hery no novaliko ka.
Manaova recherche kely,mety diso hoy ianao kanefa rehefa nanao recherche aho ka mitady izay ilain'ny namana dia nomeko:
Genesis
Author: Moses
Theme:Beginnings
Date of writing:1445-1405 BC
Exodus
Author :Moses
Theme:Redemption
Date of writing:1445-1405 BC
Leviticus
Author:Moses
Theme:Holiness
Date of writing:1445-1405 BC
Numbers
Author:Moses
Themeesert wanderings
Date of writing:1405 BC
Deutoronomy
Author:Moses
Theme:Convenant Renewal
Date of writing:1405 BC
-----------------------
Ho tohizako kely mba ahalalanao azy fa olon-kafa indray no nanoratra.
Joshua
Author:Joshua
Theme:Conquery Canaan
Date of writing:14 th century
---------------------------------
oops: Jereo io novaiko in-telo io kanefa tsy nety niala ilay sary Desert wanderings no nosoratako ary dia tsy nety niditra ilay desert in-3
Ireo izany no porofo fa Mosesy no nanoratra ny Testament Taloha dimy voalohany.
Dia aoka ho tsorina aminao ry Nyrina, fa raha io no ianteheranao dia ho diso fanantenana ianao. Efa maro ny namana milaza fa tsy Mosesy no nanoratra ireo boky dimy ireo (Hery, gasynamana, izaho koa), ary efa samy nandroso porofo daholo ireo... ka mieke fa aza malain-kino. Teny tsy misorona (conseil d'ami) ny ahy fa tsy sanatria fanakianana.
Porofo faharoa mahadiso an'io lazainao io. Jereo ilay daty : 1445 - 1405 hoy ianao, na hoy ilay source omenao. I Ramsès II, izay voalaza ao amin'ny Exode anefa (contemporain'i Mosesy) dia nanjaka tamin'ny 1304 - 1238 BC. Raha raisina izany ilay izy dia izao. Voasoratr'i Moizy zato taona talohan'ny nahaterahany ireo...
FISAKA NY MARINA.... KA RAHA TSY SAFOINA TSY HITA.
25. ikaretsaka
(
26/06/2007 11:09)
dia ampiako ilay fanamarihana:
ny Jenezy=1445-1405BC vao voasoratra :?: firy taona taty afara izany?
ny Jenezy=1445-1405BC vao voasoratra :?: firy taona taty afara izany?
26. marozevo
(
26/06/2007 16:00)
Tany aloha ka !.... BC = Before Christ.
Fa na izany aza tsy mitombina satria i Mosesy (Moizy) dia 1304 mankany.... mihena ny fanisana eto fa tsy mitombo. Dia hita fa voasoratra zato taona mahery talohan'ny nahaterahan'i Mosesy, raha ny hevitr'i Nyrina no jerena.

27. niryna
(
27/06/2007 08:31)
marozevo:
Dia mbola ahatsiarovako ilay fanoharana koa io fanombohanao ny ady hevitra io. Izao ilay fanoharana : "Niainga hamafy ny mpamafy... ny sasany latsaka teny amin'ny làlana, ny sasany latsaka teny amin'ny tany be vato, ny sasany latsaka tany amin'ny tany be tsilo, ny sasany latsaka tamin'ny tany tsara". Ary na ireo latsaka tamin'ny tany tsara aza dia mbola misy samihafa koa : "Ny sasany namoa folo heny, ny sasany telopolo, ny sasany enim-polo : Izay manan-tsofina aoka hihaino", hoy izy namarana azy.
Dia azo raisina amin'ny fiainana io ohatra nomenao io.Izay hafafy no hojinjaina.
Raha mamafy voana voatavo isika dia tokony ho voatavo no hitsimoka sy hivoaka eo.
Raha mamafy teny marina isika dia tokony handray sy ampiatra iny famarinana iny ilay fafazana.
Raha mamafy isika kanefa tsy mitovy ny hafafy ny ho jinjaina dia vao maika mivadika ny voly nafafy:arrow:raha kristiana izany isika kanefa mifanohitra ny maha kristiana asika ny fiainantsika dia lasa anamamy no nambolena kanefa voatavo mota no nivoaka.8-)
Raha voa tsara anefa no hafafitsika dia misy ny mamony haingana misy ny ela vao mitsimoka,saingy tsy maintsy ary mbola hitsimoka foana io fa miandry fotoanany fotsiny.
Voa tsara ary no tokony sy hiezahana hafafy dia ahita vokatra tsara isika.Anjarantsika no mamafy fa Atra no manao ny ambiny rehetra
Mazotoa daholo ary aza mitsahatra mamafy ny voa tsara hatrany.:*:*
Na fisaka aza ny marina izay miditra amin'ny makarakara dia mivoaka amin'ny kiloadoaka(io ve no fanoratra azy?).Izay zavatra atao ao anatin'ny maizina dia hivoaka ao anaty mazava ihany amin'ny farany.Mety ho elaela kanefa tsy maitsy hipoitra ihany ny marina rehefa avy eo.
28. ikaretsaka
(
27/06/2007 11:06)
dia misy fanoharana koa ao nilaza hoe avelao hiara haniry dia tsaraina amin'ny voany
tsy voatery ny ataonao sy ny fihevitrao ny hoe maha kristianina tsara anao ka kristianina ratsy ny sasany!
aleo ho hita eo.
fafao aloha ny andry @ masonao!
tsy voatery ny ataonao sy ny fihevitrao ny hoe maha kristianina tsara anao ka kristianina ratsy ny sasany!
aleo ho hita eo.
fafao aloha ny andry @ masonao!
29. marozevo
(
27/06/2007 18:21)
Nyrina > Ekena io voalazanao io, fa mba valio kely aloha ilay fanontaniana momba ny daty (sy ny olona) nanoratana ny Baiboly. HItanao ve ilay erreur ? Ireto le izy :
Dia aoka ho tsorina aminao ry Nyrina, fa raha io no ianteheranao dia ho diso fanantenana ianao. Efa maro ny namana milaza fa tsy Mosesy no nanoratra ireo boky dimy ireo (Hery, gasynamana, izaho koa), ary efa samy nandroso porofo daholo ireo... ka mieke fa aza malain-kino. Teny tsy misorona (conseil d'ami) ny ahy fa tsy sanatria fanakianana.
Porofo faharoa mahadiso an'io lazainao io. Jereo ilay daty : 1445 - 1405 hoy ianao, na hoy ilay source omenao. I Ramsès II, izay voalaza ao amin'ny Exode anefa (contemporain'i Mosesy) dia nanjaka tamin'ny 1304 - 1238 BC. Raha raisina izany ilay izy dia izao. Voasoratr'i Moizy zato taona talohan'ny nahaterahany ireo...
30. marozevo
(
05/07/2007 19:32)
Nyrina oh !.... Aiza ianao eh....
Tsy voatery hiara-tonga eto isika, fa rehefa mandalo eto mba mivilia ihany eh.... Dia mba vakivakio sy valivalio izay voalaza rehetra, fa aza izay mahafinaritra ihany....
Ny fo manko, hono, tsy mba mandringa (tahaka ny saina), ka raha mivily mandalo ihany.