vazimba, sy olona soavaly!!!!!!

21. Bita ( 28/06/2007 17:44)
BOBEL BOBEL BOBEL....... Toa mila ra hono izy io ary vazah koa ny tompony ary @ alina ihany no avoakany. Toa mbola nahita ny ambikambina sy sombitsombin'ireny bokiboky kely ampitenenina ireny aho ary BOBEL no titrany.
Vazimba aloha tena ireo resahinareo ireo no ekeko hoe: ny Gasy voalohany indrindra sy ny olona nipetraka tao anaty ala tsisy trano sy lalana dia Vazimba no anarany ary tsy mitafy ny tapany ambony fa asa na ny ambany mitampina salaka sa inona? dia izay no haiko.
22. tsoraka ( 01/07/2007 04:15)
Ao amin'ny politika koa misy tapany samihafa. Ny tapany vazaha taratasy ny tapany bazylou mitady raha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4319