Mahay miala pà

1. Durand ( 21/06/2007 20:00)
Nisy mpivady,izay manana zanaka izay vao natao batisa.Ka mba hanasa ilay Rapasy hihinana any an-trano ( ilay ramatoa tsy nivavaka fa nikarakara nahandro )
Teo am-pikarakarana an'ilay poulet ary dia milendalenda ilay ramatoa ka nanandrana,nanandrana,nanandrana...Tapitra lany mazava ho azy ilay akoho.
Inona ary no hatao?Hoy izy anakam-po.Hitako ny hevitra
Tonga ary ireo niangona sy ilay nasaina.Ka dia nampanantonina lataba-pisakafoanana.Dia nantsoin'ilay Ramatoa mangingina ho any an-dakozia ilay vadiny ka hoy izy:mba ranito aloha ny antsintsika fa hanapahana ilay ankoho.Dia nandranitra ilay rangahy.Dia nandeha tao amin'ilay pasitra ilay ramatoa ka niteny hoe:"pasitera!ho tahin'Andriamanitra anie ianao ka mba ndana mitsoaka fa mpanono olona anie io vadiko e!fa aza lazaina @ izan'iza!" Gaga ary ilay pasitera."henon'ny pasitera ve izy ao mandranitra antsy hamonoany anao" dia lasa tokoa ilay pasitera nihazakazaka.
Tonga ilay rangahy ka nahita ilay pasitera nihazakazaka.Hoy ilay ramatoa taminy:"tsy vanona izao raha samy olona.Laniny daholo ny laoka dia iny izy lasa nandositra iny":evil::twisted:
novalian'i sympa ny 27/06/2007 23:10
2. xxx ( 21/06/2007 21:56)
Matsiro be ve ilay akoho sa ahoana no dia tsy nasiana ambiny ?
3. pissoa ( 22/06/2007 01:55)
mety akoho kely :-D:-D:-D
4. ari.malala ( 22/06/2007 06:40)
:-D:-D:-D:-D voaendrikendrika ingahy pasy marina!:-D:-D:-D
5. ari.malala ( 22/06/2007 06:41)
:-D:-D:-D:-D voaendrikendrika ingahy pasy marina!:-D:-D:-D
6. mamzelkely ( 22/06/2007 10:56)
:-D:-D
7. booboo ( 22/06/2007 11:13)
:-D:-D:-D
8. sympa ( 27/06/2007 23:10)
=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0669