767
21. kally
(
26/06/2007 18:07)
Jeankely:
Inona no mahagaga fa mbola ampiana aza ireo sa tsy izany ry donc donc donc=))=))=))
Tsy donc donc aho aloha fa hamaly ihany fa gaga aho hoe tsaroako vao niainga ny adihevitra niarahana tamin'i Jeankely volana vitsivitsy lasa izay dia olon-kendry no niresaka teto tamin'izay, ka asa na nampindraminy olona ny solon'anarany na izy mihitsy no nihanivaralila fa toa samy hafa be ilay Jeankely teto voalohany sy ity Jeankely amin'izao.
22. Jeankely
(
27/06/2007 02:41)
Azo afindra angaha ny solon'anarana. Sahala aminao ihany ny miseho filazana ny fahantran'ny Malagasy ary ny faijalian'ny vahoaka nefa ao ambadika ry Razokibe miandry fotsiny=))=)).Tafaray samy mivaralila ve???=))=))
23. tsoraka
(
28/06/2007 09:10)
Olontsotra aza manana any amin'ny andafin'i bazylou koa inona no olana. tsaronay ihany anie ilay tsy antonona an'i Dadabe iray nalaza tao Toamasina ny firamanidina Bazylou e
24. ravatorano
(
28/06/2007 10:14)
ary za kay tara an
hay v ra8 ka nahazo 767 e ary efa ela v zany ?
za alohamino fa tsy volam bahoaka no nakana an izany fa an 'ny tiko group satria raha nalaina tamin ny budget d'etat zany tsy maintsy nisy traçe ny nakana azy ! raha misy manana porofo fa nalaina tamin ny volam-panjakana izany d mba lazao eto hoe ho hamarinina mba ialana amin ny tsaho miely kle !
sa tsizay
za aloha na manana folo aza izy tsy d ahoako loatra raha volany no nividianany azy e aleo izy hampiasa izay volany e za koa raha manana mbo mampiasa ny anah kle sa tsizay !
:wink:

25. kally
(
28/06/2007 15:19)
ravatorano:
za aloha na manana folo aza izy tsy d ahoako loatra raha volany no nividianany azy e aleo izy hampiasa izay volany e za koa raha manana mbo mampiasa ny anah kle sa tsizay !
:wink:
Ekeko ny fahamarinan'izay Ravato, amin'izay koa manome asa ny gasy : iza no hanamory azy,ny pitsopitson'asa manodidina ny fanidinany SAINGY ny kianiko teto dia nahoana no natao indray mandoa?:arrow: tonga dia fatiatonka be ho an'ny toeran'i Madagasikara eo @ tsena iraisam-pirenena satria be loatra ny devises mivoaka indray mandeha, izay no nanaovako hoe tokony nasiana fandinihina.Izay tena azo natao tokoa.