ex - NDA

41. karinah ( 20/06/2007 19:40)
:-*:-*
42. Stretch ( 20/06/2007 19:55)
dedaka njay njy ry bira fa nafantatra an !:wink:
za nitady tany am google an lay nda fa tena zavatra hafa be mintry ny hitako tany :°)
43. sympa ( 21/06/2007 00:46)
Stretch :arrow: mila si...cotche ve anohizana azy :-D:-D
44. karinah ( 21/06/2007 07:34)
stretch: hihihi, :-$:-$:-$ :-D:-D:-D
45. xxx ( 21/06/2007 07:55)
sitlo:

NDA = Notafihin'ny Daholo Antsirabe ve?



Misy école antsoina hoe "Notafihin'ny Daholo Antsirabe" angaha ry stilo any Bira ? Mahagaga fa izaho avy any fa tsy mba nahalala an'io sekoly lazain'i stilo io

marina ny tenin'ilay namana iray hoe rehefa tsy nareo re ilay concerné dia tsy voatery hiteny nareo a, manjary miteniteny foana fotsiny, na diniho tsara izay lazaina
46. sympa ( 21/06/2007 15:32)
8-):-D:-D
47. lloyd ( 26/08/2007 13:34)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.082