ex - NDA
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
21. sitlo
(
19/06/2007 14:53)
hahaha ary toa navadika ise,
mba fohy tadidy rangaha ny olona, jereo ny kozin'ialahy tao amin'ilay "mpiandry hono ilery", tena tsy avotra rasitlo an.:wink:

![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
22. xxx
(
19/06/2007 14:54)
"sitlo":
Atahorako ho manirery eto i le-zevo marina
"sitlo":zao v nama tsy fanaovana tsinontsinona ny namana manao antson'ny fo?:evil::arrow:
efa zatra ntsooooooo, olona bdb ireo letsy eh. Izay vao tena hoe manirery anaty vahoaka. hahaha :-D. tsisy majinika :-D
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
23. sitlo
(
19/06/2007 15:09)
Rorito ihany ny resaka eh, avy eo hoe lany fotoana ny mpitsidika. :-D
Raha azoko tsara, izao izany no atao hoe matotra ato amin'ny atson'ny fo http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46263a60dd171 :-D
[size=11px]miala tsiny amin'i wawa aloha amin'ilay ohatra.[/size]

![](https://avatar.serasera.org/8e7f86260c88346052cadd7d68514184.jpg)
24. mim
(
19/06/2007 15:33)
sitlo:ny ahy r'ise tena matotra iny dinika iny a!ny an'ise tena loza fa sady mivanitika ohatrany ireny mivaha ireny no mpamadika resaka ftsn no mba atao eto lé!
hahaha ary toa navadika ise,
mba fohy tadidy rangaha ny olona, jereo ny kozin'ialahy tao amin'ilay "mpiandry hono ilery", tena tsy avotra rasitlo an.:wink:
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
25. sitlo
(
19/06/2007 15:46)
Tsy izany mihitsy ny navalinao ahy tamin'iny. Ary efa hoe ajanony amin'izay ity resaka ity.
![](https://avatar.serasera.org/fbb09a82eafab60150d0996e8fe46560.jpg)
26. Stretch
(
19/06/2007 16:21)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/w%E9w%E9-158.gif[/IMG]
zay lesy laisany de lasa miady mifandrirotra ,
ny avy any bira tsisy mipotra ,
zay lesy laisany de lasa miady mifandrirotra ,
ny avy any bira tsisy mipotra ,
![](https://avatar.serasera.org/fbb09a82eafab60150d0996e8fe46560.jpg)
28. Stretch
(
19/06/2007 16:41)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/0070.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/0069.gif[/IMG]
tsy aleo ve mifankatia e ! tsy mifanasa vangy am tsy n'apa, ny gidragidran'ny tontolo andro azany efa tsy hita izay hifandaminana aminy .:D
tsy aleo ve mifankatia e ! tsy mifanasa vangy am tsy n'apa, ny gidragidran'ny tontolo andro azany efa tsy hita izay hifandaminana aminy .:D
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
29. sitlo
(
19/06/2007 16:47)
Ka le izy tokony resaka vazivazy miandry ny avy any Bira. Le ol kay tsy
mahataty saoka. :-D
fa le admin nitsatsaingoka no nandrava an'ilay resaka :evil:
![](http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/w%E9w%E9-158.gif)
fa le admin nitsatsaingoka no nandrava an'ilay resaka :evil:
![](https://avatar.serasera.org/fbb09a82eafab60150d0996e8fe46560.jpg)
30. Stretch
(
19/06/2007 17:00)
fa angà ela lesy mahita fafiny am le miady no we le admin nitsatsaingoka no nadrava laka ,
tsy reveko lesy le mifanasa vangy fa ny a le tondé gidraka eny ambony ringa no reveko a !:°)
tsy reveko lesy le mifanasa vangy fa ny a le tondé gidraka eny ambony ringa no reveko a !:°)
![](https://avatar.serasera.org/4e58771b1c5057417a771a13733a6a7e.jpg)
31. sitlo
(
19/06/2007 17:08)
Tsy miady aho sady tsy te hiady no tsy tia miady mihitsy fa
ny sasany no mandray tsy raisina toa tsipolitr'antitra. :-D
Fa izay izany hono eh, tsy mandray anjara no atao hoe matotra, fa manjary mandany ny fotoanan'ny mpamaky. :-D
![](http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/w%E9w%E9-158.gif)
Fa izay izany hono eh, tsy mandray anjara no atao hoe matotra, fa manjary mandany ny fotoanan'ny mpamaky. :-D
![](https://avatar.serasera.org/4d69c9b18d2f03cbf26a21d36ab58673.jpg)
36. marozevo
(
20/06/2007 18:33)
Efa misy iray mahafantatra ao.... eny ry karinah ! Azonao ilay NDA. Tohizo ary ny resaka. Ao fa alefako manokana any amin'ny hafatra.
Misaotra indrindra an'i hery nanazava ny tsy azon'ny sasany, na ny marimarina kokoa nanazava na dia hita aza fa tsy maintsy hodian'ny sasany tsy azo ny fanazavanao. Misaotra anao amin'ny fandeferana be dia be anananao amin'ny maha admin anao.... Courage foana nama ah !... La caravane DOIT passer...

![](https://avatar.serasera.org/f2015ea2ed88d47a64fba622b3199499.jpg)
38. karinah
(
20/06/2007 19:23)
marozevo: Fantatro ftsn hoe eny Mandaniresaka no misy ilay NDA izay! efa fandrehako io!!! , fa noho i Sitlo mananihany de lasa mamindra koa ny ataony! miala tsiny indrindra. Fa izaho tsy nianatra tao kah, vao mbola tsy de hary saina ankory aho t@ ireo fotona ireo. ka tsy afaka manohy marina ilay resaka.:oops:
![](https://avatar.serasera.org/4d69c9b18d2f03cbf26a21d36ab58673.jpg)
39. marozevo
(
20/06/2007 19:27)
Karinah > Ny fahafantaranao an'izany dia efa zava-dehibe ka. Misaotra anao.