Fanandratana ho olo-masina
21. gasynamana
(
21/06/2007 22:21)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 18-06-2007 23:05:24
Lohateny : Re : Fanandratana ho olo-masina
Tandremo fa misy fitsaràna gravy be vao tonga olomasina na olontsambatra an. Tena Tribnaly ngeza be mihitsy, ary maharitra be. Mandritra izany dia ohatran'ireny Tribnaly ireny eh : Misy ny manamarina (manolotra hevitra hanandratana ilay olona), ary misy ny manakana (mandiso ilay hevitra). Dia eo aloha ka rehefa tsy mahita halahatra intsony iretsy faharoa, izay atao koa hoe "vavolombelon'ny devoly", vao azo aroso ilay fanandratana.
Eveka amerikana tatsimo izay no presidà mikarakara azy io ao Roma, raha tsy diso aho.
[size=13px]????[/size]
22. marozevo
(
22/06/2007 09:54)
gasynamana:

Zava-misy ankehitriny, izao isika miteny izao io ka ! Tsy hoe hevitro izaho irery io, fa filazako ny zava-misy fotsiny.
23. gasynamana
(
22/06/2007 11:02)
Da inona no ilana FAMPITANDREMANA amin'izany?????
Raha ny fahalalako azy dia exagéré io filazanao io. Fanadihadiana no hatao ary misy pretra fantatro fony aho nipetraka tany andrenjato (fianaratsoa) tafiditra ho avocat de diable tamin'ny resaka ho fanandratana olontsambatra an'ilay pretra nanokatra ilay toerana fikarakarana ny boka ao Maragna voalohany. Matetika izahay no miresaka fa tsy misy resaka grave be izany io na kely aza. Fandinihana, fandanjalanjana ao anatin'ny vavaka no hanantanteraha ny zavatra rehetra, ary asan'Andriamanitra io fa tsy fitsaran'olombelona araka izay ilazanao azy akory.

24. andry44
(
22/06/2007 15:42)
amiko aloha io de resaka fitsaran'olombelona ary misy hidiran'ny resaka politika iraisam-pirenena ihany koa!
25. xxx
(
22/06/2007 16:02)
Mpandefa : andry44 [ Valio ] 22-06-2007 17:42:56
Lohateny : Re : Fanandratana ho olo-masina
amiko aloha io de resaka fitsaran'olombelona ary misy hidiran'ny resaka politika iraisam-pirenena ihany koa!
Tsy maninona raha izay no andraisanao azy. Fa mba soso-kevitra kely fotsiny. Mba mamakia tantaram-piainan'ny olo-masna iray na olon-tsambatra iray, dia ho hitanao raha izay tokoa.
Ity misy sombin-dresak'i Md Basile sy ireo mpanenjika ny finoana kristiana tamin'izany andro izany.
Basile(B) — [size=13px]Pourquoi craindrais-je ? que peut-il m'arriver ? que puis-je avoir à souffrir ?[/size]
mpanenjika(A)— Ce que tu souffriras ? quelqu'un des châtiments que j'ai le pouvoir d'infliger.
B — [size=14px]Lequel ? fais-toi comprendre.[/size]
A — La confiscation, l'exil, la torture, la mort.
B — [size=14px]Fais-moi d'autres menaces. Aucune de celles-ci ne me touche.[/size]
A — Comment ?
B — [size=14px]Parce que la confiscation ne peut atteindre celui qui n'a rien, à moins que tu n'aies envie de ces vêtements usés et de quelques livres, qui font toute ma richesse. L'exil ne m'effraie pas davantage : je n'appartiens à aucun lieu : cette terre où je suis n'est pas mienne; en quelque pays que je sois mené, j'y serai chez moi. Pour mieux dire, je sais que toute la terre est à Dieu, et je me considère partout comme un étranger et un pèlerin. Quant aux tourments, ils ne m'importent guère : mon corps est si frêle, que le premier coup l'abattra. La mort me sera un bienfait : elle m'enverra plus vite à Dieu, pour qui je vis, que je sers, pour qui je suis déjà à de mi mort, et vers qui j'ai hâte d'aller.[/size]
Ho amintsika hatrany anie ny fahasoavan'i Kristy! Amen.
26. marozevo
(
22/06/2007 17:06)
Ilay "tandremo" fomba fiteny fotsiny ka... Ilazana angamba hoe "fantaro".
Ilay hoe gravy be indray dia te-hilaza fa tsy mora ilay izy akory.
Ilay hoe fandinihina atao anaty vavaka dia iombonako hevitra aminao, sady marina rahateo.
Izaho manokana kosa tsy nilaza hoe "fitsaran'olombelona" io ka.

28. marozevo
(
22/06/2007 18:37)
Gasynamana ah... Misy diso io voalazako io... tsikaritrao ve ?
Kay le izy tsy hoe "vavolombelon'ny devoly" fa "mpisolovava ny devoly", satria araka io lazainao io dia "avocat" le izy fa tsy "témoin". Mba finiavana hoe hanao amin'ny teny malagasy, kay diso... azafady !

29. gasynamana
(
22/06/2007 18:56)
marozevo: Ok, na izaho koa mba aza anie mba nandiso e, nilaza fa ianao no nilaza hoe fitsaran'olombelona io.
32. ikaretsaka
(
23/06/2007 04:42)
dia miverina ary @ ilay tenin'i hery voalohany ary ambooony be manao hoe
hery:
Ny fanandratana olontsambatra na olomasina eo amin'ny katolika dia tsy ho an'ilay olona nasandratra mihitsy fa ho an'ny kristianina.
33. marozevo
(
23/06/2007 21:46)
Raha izaho no teo amin'ny toeran'ny hery, dia tsy nataoko hoe mihitsy, fa nataoko hoe loatra. Pour la nuance fotsiny ka....