teny gasy, teny vahiny, teny .....
1. bazylou
(
16/06/2007 23:20)
Any Belgique hono ny atao hoe crapaude dia sipa,
Any france crapaude= crapaud vavy
Any ouagadougou sipa = petasse no fiantsony azy
Any laréunion, ny toaka fisaka dia gamin ( zaza kely) no fiantso azy...
Any france crapaude= crapaud vavy
Any ouagadougou sipa = petasse no fiantsony azy
Any laréunion, ny toaka fisaka dia gamin ( zaza kely) no fiantso azy...
novalian'i sympa ny 19/06/2007 22:49
2. Bita
(
16/06/2007 23:31)
aza tezitra fa tena marina an!
Any Sainte-Marie sy Diego ary faritra farany antsimo fory = vody ao ariana ary any Antananarivo sy ampovoantany vaginale. Ary vagin @ ndry zareo valahana ka raha ohatra izany ianareo miteny hoe marary ny valahako dia @n-dry zareo hoe marary izany ny ......-nao.:lol::lol::lol:

3. pissoa
(
17/06/2007 03:21)
Aty sy amin'ny firenena afrikanina vitsivitsy, ilay tanana mitehaka, ny tanana iray atao totondry, iny "Full" ny dikany ... fa refa any Dago dia teny ratsy :°)
4. Bita
(
17/06/2007 08:40)
Hoatra koa io tanana io ihany ohatra ny vazaha tsy misy misaina ratsy mihitsy raha manao boribory ka atsofoka ny fanondro. Nefa ny Gasy tonga dia :lol::lol::lol:Any Kenya, Tanzania sy any @ ireo teny miteny souhaili FIKE = namana no dikany ary any Allemagne manao ihany koa. Ka ny Gasy ve izany no lasa lavitra @ fisainana sy ny fieritreretana........?????
5. Tokinao
(
17/06/2007 10:07)
pissoa:
Aty sy amin'ny firenena afrikanina vitsivitsy, ilay tanana mitehaka, ny tanana iray atao totondry, iny "Full" ny dikany ... fa refa any Dago dia teny ratsy :°)
Na hatraty frantsa io ry pissoa a :).
Ny mampme anah de t@ za tany kamerona : mitoriteny ilay pasteranay, de sady manao an'ilay geste. :-D :-D :-D:-D
Fa ilay fanondro atsofoka anaty totohondry kosa aloha :? :? : toa tenindratsy ihany io na dia aty frantsa koa.
6. Bita
(
17/06/2007 11:53)
Tsy misy teny ratsy izany fa ny saina mieritreritra azy no ratsy . Torak´izany koa ny fihetsika satria resaka convention daholo ny rehatra sa ahoana
7. bazylou
(
17/06/2007 12:20)
Any MAdagasikara: GASTRO pizza malaza be!!
NY aty FRANCE, gastro, beurrl, rehefa mangatsika ny andro, mivalana , mando,...
Any angletera KINDY; faly, mahafinaritra..
Any Madagasikara: ...... ohatran'izay e!! ampiana alika, reny , omby, aza io
NY aty FRANCE, gastro, beurrl, rehefa mangatsika ny andro, mivalana , mando,...
Any angletera KINDY; faly, mahafinaritra..
Any Madagasikara: ...... ohatran'izay e!! ampiana alika, reny , omby, aza io
9. naughtyboy
(
17/06/2007 15:23)
mety any @ dico any bazylou no kindy =faly,mahafinaritra fa aza mamorona raha kind no resahinao de ekeko:-D:-D fa tsy angletera no miteny an'io:-P
10. pissoa
(
17/06/2007 16:52)
Na hatraty frantsa io ry pissoa a .
Ny mampme anah de t@ za tany kamerona : mitoriteny ilay pasteranay, de sady manao an'ilay geste.
Hi hi hi ! Hay ve e ! mety tsika gasy zany no efa ratsy saina :oops::-D:-D:-D
12. bazylou
(
17/06/2007 20:11)
fa na dia izanya za di amba misy mifandray ihany ka, ohatra : ligne 11 gasy dia taxi 11 any cameroun sa iza moa ilay tany afrikana iny.
15. Bita
(
19/06/2007 17:03)
Karibo kiswahili= tongasoa= Karibo any Diego, Sainte-Marie= Mandrosoa
Vato=Indonesie= Vato ihany koa no hiantsoana azy amintsika.
Maty (Indonesia)= maty = echec et matt (toa maty daholo ny dikany)
Tanana (Zoulou) Afrika du sud= la la la la la la gasy
Vato=Indonesie= Vato ihany koa no hiantsoana azy amintsika.
Maty (Indonesia)= maty = echec et matt (toa maty daholo ny dikany)
Tanana (Zoulou) Afrika du sud= la la la la la la gasy
16. sympa
(
19/06/2007 22:49)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/lol-rose.gif[/IMG]