Raha ianareo no eo am toerako...

21. rtol ( 19/06/2007 05:54)
Miarahaba antsika rehetra

Misy fomba fiteny zay hoe : \"L\'amour n\'a pas d\'âge\" raha ilay resaka elanelan-taona no asiana teny fa mankina @ safidin\'ny tsirairay ihany, \"Vavan-kisoa misy sira e tokinao hihinana azy ihany\". Miankina @ fitempon\'ny fonao ihany koa fa na iznay aza banjino ihnay ny ho avy mba tys hisian\'ny ratram-po any aoriana any
22. nathie86 ( 19/06/2007 06:17)
ra za ny eo @toerandry d tsy erahako izy eh, refa misy zvt manakana d alay ijanona:)
23. fiderana ( 19/06/2007 07:11)
ny fitiavana ho'aho hoatran'ny pibasy, miketrona vao mamy, ka andramo aloha fa sao mba maha mety ihany,
courage ê!.
24. Jeankely ( 19/06/2007 07:19)
Aleo izy hipetaka ry "nathie86" a. Marina ilay hoe "refa misy zvt manakana d alay ijanona" fa raha mila izy tsy voasakana izany. Tsy misy mahasakana io raha tena izy e.
25. kally ( 19/06/2007 07:31)
Ka io na inona na inona ry xx ho lazainay eto dia ianao ihany no hanana azy. Tsy fividianana fiarakodia akory izy ity na fividianana zavatra hafa ka hoe tsara sy nety ve ny anareo ilay ohatr'izao fa izaho koa mantsy nahita ohatr'izao.
Fitiavana izany tsy ifanoharana ary tokony ho ianao irery no mahalala izay mety aminao. Ny olona ety ivelany tsy mahalala afa-tsy ny ampahany tianao haseho ihany.
Dia mahareta hatr@ farany na mahità ny soa!!
26. xxx ( 19/06/2007 07:37)
Misaotra foana foana e! misy hodinihiko ny teninareo rehetra. Milaza vaovao eo iany aho na ho inona fanapahan-kevitro na inona, na izany aza mbola mandray an-tanandroa ny hevitry ny hafa iany raha mbola misy mana-kevitra. Misaotra!
27. Imahaka ( 19/06/2007 09:16)
1- rehefa ny zavatra no mampisalasala dia ao raha.
2- raha kofa zandry no iarahana amin'ny fomba matotra dia mila mitsinjo ny lavitra fa raha revy no resaka tsy misy isalasalana fa reveo aloha.
28. xxx ( 27/06/2007 11:51)
ouf sarotra tokoa klou zany hitia olona zandry zany e!
29. zaagasse ( 29/06/2007 06:24)
zazao miaraka@olona zokiko 5taona izy tena tia ahy zanefa misalasala izy koa tsy de mlay ny endriny nefa ny olona anie tsy oe rehefa tsara tarehy de sambatra eo @fiainana e.endrika no ananan'ny hafa ny sasany ndray mba manana fahaizana,fahendrena,...ohatra de anjaranao no misafidy fa za aloha mbola misalasala e mbola manana betsaka ka ze hitako fa milay no ijanonako @farany.
30. la ( 29/06/2007 07:42)
zaagasse> manana betsaka an:D fa marary refa lasa ny iray:lol::roll::!:
31. Ralay ( 29/06/2007 07:58)
Ny resaka fitiavana amiko dia efa voalaza teo ambony ihany tsy misy mijery taona na fihaviana izany,ary marina koa ny voalazan'i kally hoe ianao ihany no mahalala ny mety aminao satria na @ endrika na bika na @ toetra dia tsy misy mitovy ny olona fa samy manana ny azy sy ny itiavany azy.Hoy koa i colar eo ambony hoe izay tiana mitombo tarehy ka rehefa vonona ianao sy mifanaraka aminao ny @ ankapobeny izy dia aza misalasala.Tsy voatery hoe rehefa miaraka akory ianareo dia voatery hivady foana,rehfa tena tsy mety ve tsy hisaraka fa experiansan'ny fiainana daholo izany.
Mazahoa izay irina e
32. xxx ( 29/06/2007 13:30)
Misaotra betsaka ry reto am torohevitra a! ny fivoaran'ny situation alo zany zao de hoe hiaraka izahay, fa ny olana dia haharesy lahatra ny RAD ny ve izy hoe za zokiny...
33. Ralay ( 29/06/2007 13:51)
Aza atao olana izany fa toa lasa olana aminao daholo izy izany, miaraha aloha dia mandeha ho azy izany rehefa tena hiroso @ lalindalina ianareo roa.Izy no hanambady anao refa hatrizay fa tsy ny RAD-ny.
Tsara fa mieritreritra ny rehetra tokoa ianao nefa manaova optimiste fa aza pessimiste loatra.:lol:
34. xxx ( 29/06/2007 14:07)
Ralay, tsy pessimiste za, fa izy mintsy no miteny anzany k! hoe mbola sarotsarotra ny handresy lahatra ny Radny, mbola olana 1 sedraina izay, fa za alo ts mametraka olana e! k sady tsy io iany tsin le resaka fa mbola misy zavatra hafa koa anie e!
35. tywa68 ( 29/06/2007 15:11)
xxx : Refefa tsy raisin'olona hoe reniny moa ianao inona no olana ? :lol:
F'inona aloha ilay "zavatra hafa" akoatran'io taona io e ?
36. xxx ( 03/07/2007 07:39)
ilay zavatra hafa, za mère celibataire de eo le lazainy fa olana ny handresena lahatra ny RAD ny....
37. rhina ( 01/08/2007 08:35)
zao mila maka saina kely enao
ra iza no teo @ toeranao d
maka aina na maka rivotra na ajanoko kely mandritran'ny 1taona na 6mbola lo zany
avy eo
ho ita eo

zay
mahereza
38. princesseN ( 01/08/2007 11:08)
raha ny hevitro alou de arakarakao iany io eh!fa diniho lavitra fotsiny hoe mety ho tahaka ny aona ny fiainanareo any aoriana any sns eh!.....
de mankahery andry aky ah!:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2507