Atra de fitiavana
21. marozevo
(
18/06/2007 21:18)
Aza atao fitaovana.... Angamba tsy dia izay loatra, fa tena fitaovana ilaina hahazoana ny fiainana ny Tenin'Andriamanitra. Fa io tantara kely io indray aloha zavatra hafa anh...
Fa izao no tokony ho izy : "Aza atao fitaovana hanamarinana izay hevrintsika ho marina (nefa mety ho diso) ny Tenin'Andriamanitra"
Fa izao no tokony ho izy : "Aza atao fitaovana hanamarinana izay hevrintsika ho marina (nefa mety ho diso) ny Tenin'Andriamanitra"
22. cutie
(
18/06/2007 22:04)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 18-06-2007 23:18:15
Lohateny : Re : Atra de fitiavana
Aza atao fitaovana.... Angamba tsy dia izay loatra, fa tena fitaovana ilaina hahazoana ny fiainana ny Tenin'Andriamanitra
miobon-kevitra:lol:
Io tovovavy io anafe dia tena mpivavaka be mihitsy. Sarotra ny hambabona ny fony[/quote]
:roll::roll::roll::roll:
23. marozevo
(
18/06/2007 22:10)
Fa hono ho'aho eh... Fa raha sanatria izany ka tsy mpivavaka dia mora baboina ny fony ?
Fa hono ho'aho eh... Raha mpivavaka be toa azy koa dia mety hahababo ny fony ihany.
Fa hono ho'aho eh... Raha mpivavaka be toa azy koa dia mety hahababo ny fony ihany.
26. cutie
(
18/06/2007 22:31)
efa ela za no tsy nandeha nivavaka:oops:
ao anatin'ny mpivavaka kely ve zany :-D
ao anatin'ny mpivavaka kely ve zany :-D
27. marozevo
(
18/06/2007 22:40)
Tsy ilay mandeha mivavaka no anontaniako fa ilay vokatry ny fonao mihitsy ka...
29. marozevo
(
18/06/2007 23:07)
Très bien....
Dia tsarovy àry fa avy amin'Andriamanitra ny fitiavana.
Dia tsarovy àry fa avy amin'Andriamanitra ny fitiavana.
33. marozevo
(
18/06/2007 23:22)
Ndao amin'izay hatory fa alina loatra ka ! Rahapitso indray.
Mahafinaritra be sady mampitombo finoana no mampitombo fifankatiavana.....
Mahafinaritra be sady mampitombo finoana no mampitombo fifankatiavana.....
35. xxx
(
19/06/2007 15:15)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 18-06-2007 23:18:15
Lohateny : Re : Atra de fitiavana
Aza atao fitaovana.... Angamba tsy dia izay loatra, fa tena fitaovana ilaina hahazoana ny fiainana ny Tenin'Andriamanitra. Fa io tantara kely io indray aloha zavatra hafa anh...
Fa izao no tokony ho izy : "Aza atao fitaovana hanamarinana izay hevrintsika ho marina (nefa mety ho diso) ny Tenin'Andriamanitra"
Aza tapahina ny zavatra lazaina rehefa mamaly azy fa manova izay tian'ny mpanoratra ambara.
Raha hazavaiko misimisy kokoa dia izao: aza atao fitaovana hahazoana izay zavatra tiana ho azo fotsiny ny tenin'Andriamanitra sy Andriamanitra. Ohatra ampiasaina izy mba hahazoana vola, hahazoana harena, ary eto dia ampiasaina mba hahazoana sipa (ny an'ilay nanokatra ny dinika dia ampiasainy mba hahazoany valin-kafatra) sns...
Ampianaro izahay ry Tompo mba hahay handray sy hampiasa marina ny teninao eo amin'ny fiainanay. Amen.
36. cutie
(
19/06/2007 15:18)
Raha hazavaiko misimisy kokoa dia izao: aza atao fitaovana hahazoana izay zavatra tiana ho azo fotsiny ny tenin'Andriamanitra sy Andriamanitra
mazava :lol:
37. ikaretsaka
(
20/06/2007 03:37)
Raha hazavaiko misimisy kokoa dia izao: aza atao fitaovana hahazoana izay zavatra tiana ho azo fotsiny ny tenin'Andriamanitra sy Andriamanitra.
misaotra an'i xxx, enga anie ka ho tanteraka eto izany
38. bobone
(
17/07/2007 07:07)
:D:Dmisaotra anareo rehetra nandray anjara ary tena marina daholo ny teninareo fa hamafisiko eto aloha fa nangoraka ny namako zaho fa izy hono nanoratra de misy tsy namaly de nentiko eto @ dinika le alahelony!!!
zaho moa nilaza azy fa mety tsy hoe fitiavana akory no tsy hamaliany anao fa mety tsy afaka izy na koa hoe mijery ny momba anao koa ! fa ianao no tokony hieritreritra tsara ny antony mahatonga izay!
Fa hafatry ny namana io de nataoko teto e!
Misaotra anareo:-*