Miandry valiny i pissoa sy ikaretsaka ary xxx

81. ikaretsaka ( 18/06/2007 15:51)
Marina tokoa fa fanomezan'andriamanitra ny miteny @ teny Hafa.. fa tsy teny tsy fantatra
(
fa ilay lasa miteny teny hafa rehefa nisehoan'i Masina maria ireny anie ka fantatra hoe teny italianina, gasy, frantsay, latinina, espaniola...
no lazainy e
82. xxx ( 18/06/2007 16:36)

Ika: ka izay anie no marihako eto e.
Izaho tsy miresaka intsony ilay teny tena tsy hay mihitsy.
83. marozevo ( 18/06/2007 16:41)
xxx >
Ary ao amin'ny fiangonana katolika dia tena misy an'io tokoa, saingy tsy ankalazaina be.
Tsy mitovy hevitra aminao aho eto, na samy Katolika aza isika.
Hanenika ny fiainantsika anie ny fahasoavan'Andriamanitra, ary ho haintsika koa ny hampiasa izany fahasoavany izany! Amen.

Eto kosa dia mitovy hevitra aminao tanteraka aho.
84. pissoa ( 19/06/2007 00:29)
Ny valiny omen'i Diams dia mbola resaka hoe toy izao sy toy izao le oul miteny amin'ny teny tsy fantatra sns ! :roll: Ny fanontaniana eto nefa toa tsy izany intsony :oops::-D
85. ari.malala ( 19/06/2007 06:52)
za koa aky nahamarika anizay ry pissoa!:-D:-D mihodinkodina eo amle resaka fitenytsy fantatra iany:roll: fa zao alo, misy fanamarihana ity, efa nomen'olona teto iany fa tsy tadidiko taiza moa, **ny Fanahy Masina tsy nilatsaka fa nidina** noho izany tsy misy izany ilatsahan'ny Fanahy Masina izany fa nidinany no izy.
86. diamondra27 ( 19/06/2007 15:06)
ika: zaho tsy niteny hoe: tsy hiasan'ny FM any @ katolika fa le fiteny no tsy ampiasaina @ fiangonana hafa satria tsy mety ao aminy

amiko ilay izy dia efa mazava ho an'izay mahalala azy fa ho an'ny sasany dia mbola tsy mazava fa tsy hoe: za no tsy mamaly ny fanontaniana

ari: amiko na nidina na nilatsaka tsy ataoko ho discussion be izany fa ny fananana azy no important
ny mpino rehetra no afaka mahazo ny FM raha mino fa ny fiasany ho'aho no tsy mitovy ao amintsika tsirairay avy satria nozarazaraina araka ny voalazn'ny ao @ SM hoe: ianao zao no hanananao , i ranona mitory, ranona manasitrana etc etc...

87. xxx ( 19/06/2007 15:30)
Tsy mitovy hevitra aminao aho eto, na samy Katolika aza isika.

marozevo: angamba mbola tsy fantatrao fa misy ny groupe karismatika katolika any Madagasikara.

Tiako koa ny mampahalala anao fa tena nisy ny olona nahazo ny fahasoavana hiteny amin'ny fitenim-pirenena hafa ao amin'ny fiangonana katolika, saingy araka io voalazako io dia tsy ankalazaina be ohatra ny any amin'ireo fiangonana sasany izany, satria mbola miandry fanadihadina lalina hoe: tena marina ve sa sandoka.

Misy iray koa izay tena nahagaga, katekista any Bezaha (Toliary) raha misy mahalala azy dia hanamafy eto. Io ramatoa io dia tsy nianatra ary tsy nandia lakilasy nefa nahagaga fa afaka namaky Baiboly soa aman-tsara izy. Marihana fa tsy nahay namaky sora-tanana izy, ary tsy nahay nanoratra ihany koa raha taty aorina (satria izay vao nianatra). Amin'izao fotoana izao dia sady mpampianatra izy no katekista.

Izany rehetra izany tsy ankalazaina be hoe nisy an'izao sy izao satria mila fanadihadina lalina ny fahamarinany (io fanadihadina io dia tsy misaraka amin'ny fiangonana katolika mihitsy).

Androtsaka mandrakariva ny fahasoavany amintsika anie Andriamanitra, ary hanampy antsika amin'ny fampiasana izany anie ny Fanahy Masina! Amen.
88. pissoa ( 19/06/2007 17:12)
amiko ilay izy dia efa mazava ho an'izay mahalala azy fa ho an'ny sasany dia mbola tsy mazava fa tsy hoe: za no tsy mamaly ny fanontaniana

Raha heverinao fa efa namaly fanontaniana ianao ... dia ny fanontaniana mihitsy no tsy azonao ! :-D:-D:-D

Otran'ny tsy mila fanazavana 2km hoe mila manao an'izao sy izao vao miteny tsy fantatra ilay fanontaniana ... satria toa tsy izany intsony hoa le izy :oops::oops::oops:
89. marozevo ( 19/06/2007 19:51)
xxx > Raha izay dia ekeko ka.... miteny amin'ny fitenim-pirenena hafa, hoy ianao. ie... satria fiteny misy io ary misy mahafantatra fa tsy hoe fiteny tsy fantatra. Isika izao miteny frantsay na anglisy eto... misy miteny italiana koa aza... fa tsy fiteny tsy fantatra izany ka..

Za mihitsy no efa nahita fa misy olona mahay mamaky baiboly tsara na tsy dia nianatra be loatra aza.

Fa ny tsy itovizako hevitra dia hoe "fiteny tsy fantatra" koa misy ao amin'ny Katolika, fa tsy ankalazaina be.... kay ny hevitr'ilay teny tsy fantatra no tsy mitovy ny fandraisantsika azy.
90. ari.malala ( 20/06/2007 06:33)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 19-06-2007 17:06:44
Lohateny : Re : Miandry valiny i pissoa sy ikaretsaka ary xxx
ika: zaho tsy niteny hoe: tsy hiasan'ny FM any @ katolika fa le fiteny no tsy ampiasaina @ fiangonana hafa satria tsy mety ao aminy

satria nahoana moa no ilzanao fa tsy mety? inona no critère mahamety na tsia izany? tsy azoko mintsy!
91. diamondra27 ( 20/06/2007 09:28)
ari.malala:

Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 19-06-2007 17:06:44
Lohateny : Re : Miandry valiny i pissoa sy ikaretsaka ary xxx
ika: zaho tsy niteny hoe: tsy hiasan'ny FM any @ katolika fa le fiteny no tsy ampiasaina @ fiangonana hafa satria tsy mety ao aminy

satria nahoana moa no ilzanao fa tsy mety? inona no critère mahamety na tsia izany? tsy azoko mintsy!

__________________________

ari : efa nisy fotoana manokana hiasan'ny FM hitenenana @ fiteny tsy fantatra ve any @ katolika na FJKM na fiangonana hafa? izay ange no tiako lazaina eto e! za tsy miteny we tsy manana FM ireo fa le fomba fampiasàna azy no tsy mety ao @ilay fiangonana
zao izany:
raha ohatra aho ka mandeha any @ fiangonana katolika na FJKM etc... de mivavaka , manondrika ny lohako de raha hiteny @ fiteny tsy fantatra ao za de inona no ilazàn'olona ahy? ==>mirediredy sady tsy mandeha araky ny fanahy izany amiko fa madeha amin-kafanampo sy tsy ampahamendrena.
ny fahafantarako azy dia miasa @ fomba hafa ny FM @ireo antokom-pivavahana ireo dia ilay fanomezam-pahasoavana hafa toy ny manasitrana, mamoaka demonia sns...

92. ari.malala ( 20/06/2007 14:10)
Diamondra, misy fanazavana ao ambonimbony ao hoe misy ny fifohazam-panahy karismatika ao @ FIangonana katolika, fa tsy tabatabaina be... Ito ilay izy:
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-06-2007 17:30:33
Lohateny : Re : Miandry valiny i pissoa sy ikaretsaka ary xxx
Voalaza teo :
Tsy mitovy hevitra aminao aho eto, na samy Katolika aza isika.

marozevo: angamba mbola tsy fantatrao fa misy ny groupe karismatika katolika any Madagasikara.

Tiako koa ny mampahalala anao fa tena nisy ny olona nahazo ny fahasoavana hiteny amin'ny fitenim-pirenena hafa ao amin'ny fiangonana katolika, saingy araka io voalazako io dia tsy ankalazaina be ohatra ny any amin'ireo fiangonana sasany izany, satria mbola miandry fanadihadina lalina hoe: tena marina ve sa sandoka.
noho izany mety misy ny fitenenana @ fiteny hafa, tsy malagasy, nefa misy mahadika azy kosa am teny gasy...na mba fantatra farafaharatsiny hoe fiteny inona ilay notenenina teo. EFa nahita aho hoa fa ilay hitako mi rococoblibliblabla fts... na ilay olna nasaina nandika aza tsy nahadika azy tam teny gasy akory fa dia nirococoblibliblabla fts nanaraka ilay mpiteny donc amiko tsy miexiste io fiteny io fa charabia fts, fideraderana fts...
93. diamondra27 ( 20/06/2007 17:40)

ka eo indrindra isika , fa nahoana no hoe: forcé-na asaina adikany ilay teny?

Rehefa tsy Atra no mampiteny anao ka teren'ny FM dia tsy hiteny ianao manjary tsy avy @ Atra intsony izany ary izay ilay tsy izy amiko.
94. pissoa ( 20/06/2007 17:42)
Aleoko mime sisa ry Diams mamaky ny soranjy :-D:-D:-D:-D:-D
95. marozevo ( 20/06/2007 17:50)
Tsy hoe tsy mety amin'ny Fiangonana katolika ilay miteny amin'ny teny tsy fantatra, fa tena tsy misy ao mihitsy. Raha teny samihafa dia misy.

Ny renouveau charismatique tsy misy an'izany teny tsy fantatra izany.
96. diamondra27 ( 20/06/2007 17:56)
pissoa:

Aleoko mime sisa ry Diams mamaky ny soranjy :-D:-D:-D:-D:-D

tsy maninona mihintsy ka , tsy aleo ve zay toa izay tezitra manome toerana ho an'i devoly?
97. pissoa ( 20/06/2007 18:02)
tokony mieritreritra nefa rehefa mampime sisa ny zavatra tenenina fa tsy hoe tsy maninona :roll:
98. marozevo ( 20/06/2007 18:39)
Hita ho'aho kooo
99. diamondra27 ( 20/06/2007 21:32)
pissoa:

tokony mieritreritra nefa rehefa mampime sisa ny zavatra tenenina fa tsy hoe tsy maninona :roll:

inona no ieritreretina @izany?
we ndrrrrrrrry ty za de imehezan'ny olona ve?
za wa tsy mijery ze ataon'ny olona any na ze teneniny any fa mamaly ny fanontaniana de refa tsy tafa de tsy tafa ilay izy fa zay no mba azoko nampitaina, de anjaran'Atra no miasa ao anatinareo mime fotsiny fa tsy ahy intsony.

ianao aza izany mba nime fa ny sasany mankahala
"ary ho halan'ny olona ianareo noho ny amiko hoy Jesoa"....fa zay maharitra hatr@ farany no hovonjena.
:D

100. pissoa ( 20/06/2007 21:48)
I give up! :-D:-D:-D:-D:-D
vao nanomboka ny dinika dia efa fantapantatra fa tsy hovoavaly ny fanontaniana. Isaorana betsaka i Lapino niezaka namaly.

Ny fanontaniana izany mbola mipetraka amiko foana hatramizao ! Ampy ny baiboly hoy ny refrain'ny betsaka teto, nefa maninona no mbola ampiana teny tsy fantatra ?
(ito avy amin'ny fanamarihan'i Ikaretsaka)
Tsy mila mpanelanelana ny firesahana amin'Andriamanitra, ka maninona no elanelanina amin'ny teny tsy fantatra ?

Heveriko fa tsy mila fanazavana 2km amin'ny fomba fitenenana teny tsy fantatra hoa ny famaliana an'ilay izy :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3113