Ndao ho any Dago ry zareo an !
41. Fiffi
(
15/06/2007 19:08)
Stretch: le any Antsirabe akia io an ! heu.....efa tany zah in-2 na in-3 week-end de mba nanao an'io...fa efa ela be zany an !
42. vale
(
26/06/2007 14:02)
ah ouais; dia avy eo mitsinjaka any @ "Tahiti" rehefa hariva ny andro!!
43. xxx
(
28/06/2007 14:30)
:(dia ahoana ilay baleine vé no jerena sa hody tatareaka sa hamangy ny mponina any fotsiny,inona no tena atao,izaho aloa vao tany ary andeha hody tanteraka e,tsy aleo vé ny an'ny tena no hasoavina toy zay ny an'i hafa,misaotra^^
44. Fiffi
(
28/06/2007 14:58)
ratonga: :*:*:*:*:*
de mihinana masikita sy lasary manga :miam::miam::miam:
Stretch: hatram-zao ve zany akia ?
de mihinana masikita sy lasary manga :miam::miam::miam:
Stretch: hatram-zao ve zany akia ?
"xxx":heu.....tsy question hoe manasoa ny an'hafa akia zany fa io le fiainana de atao ahoana ? tsy midika koh nié zany hoe tsy manao na inn na inn any eh !
tsy aleo vé ny an'ny tena no hasoavina toy zay ny an'i hafa,misaotra
45. Ratoa
(
01/08/2007 17:08)
Iza ianareo no mahita billet aller- retour tsy dia lafo Paris -Tananarive - Paris na Marseille - Antananaivo - Marseille?
Dia iza no agence na olona antonina amin'izany?
Dia iza no agence na olona antonina amin'izany?
