Ndao ho any Dago ry zareo an !
21. Stretch
(
13/06/2007 13:16)
de tena raha hande hijery an lay baleine ve klou de tena azo antoka fa andalo lery ?
nefa ny fanaovana valizy hiala aty sy ny fisavana any anaty ankanjo refa miala ao orly na C de gaule sy ny any larinion mbola manginy fotsiny . . .
kelly za hijanona hiaraka am dry ko e !
aleo mijery klipy :°)
refa miveriny fiffi :wink:
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img403.imageshack.us/img403/3214/kobagral8.jpg[/IMG][/URL]
de aza adino ny koba refa miverina :miam:

22. Fiffi
(
13/06/2007 14:12)
Stretch: :miam::miam: tena vao nahazo an'io mintss zah tam herinandro lasa teo an ! :miam::miam::miam:
23. ratonga
(
13/06/2007 16:25)
tongava daholo aty fa mlay b ngé ry reto aty @ tanana é:lol:
kely: tongava na tanampolo aza fa aty hividianana akanjo sy touétou:P
fiffi: i komandéko koba spésial mitsy twa ra tonga aty:wink::*:*:*
kely: tongava na tanampolo aza fa aty hividianana akanjo sy touétou:P
fiffi: i komandéko koba spésial mitsy twa ra tonga aty:wink::*:*:*
24. ratonga
(
13/06/2007 16:42)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/gasy/video/x1uw9y_malagasy-gasy-antananarivo/1
anampina reo efa etsy ambony
anampina reo efa etsy ambony
25. Fiffi
(
13/06/2007 16:50)
ratonga: :*:*:* humm......
fa tena :( te ho any mafy akia zah zany an ! fa....heu...milay be akia le vidéo io fa afaka manaraka an'le hira de mba mihira ato hono eh ! :-D:-D:-D:-D
fa tena :( te ho any mafy akia zah zany an ! fa....heu...milay be akia le vidéo io fa afaka manaraka an'le hira de mba mihira ato hono eh ! :-D:-D:-D:-D
27. ratonga
(
13/06/2007 18:15)
melody: fa inn dray ary no mahagaga an twa,:-w mba raisin-tsika ry zareo refa tonga aty é!! sa ahona:lol::lol::lol:
28. Fiffi
(
13/06/2007 19:22)
ratonga: [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/big-ok-thumbs-up.gif[/IMG]
29. melody
(
13/06/2007 19:37)
ratonga: aza be fika wa:-D:-D:-D, ao fa raisintsika aholo izay te ho avy e:lol:
30. ratonga
(
13/06/2007 20:32)
melody: zah lou zao no eto izao madrapavita ny vakansy twa, d aza adino ny vô dalana an!!!(ny namana rehetra té ho avy aty io an!!):lol::lol::lol:
34. ratonga
(
14/06/2007 18:35)
Fiffi:
ratonga: :*:*:* humm......
fa tena :( te ho any mafy akia zah zany an ! fa....heu...milay be akia le vidéo io fa afaka manaraka an'le hira de mba mihira ato hono eh ! :-D:-D:-D:-D
fiffi: tongava dronky aty fa entiko mitety reo rehetra reo:*:*:*
35. Fiffi
(
15/06/2007 05:20)
ratonga: :*:*:*:*:) raikitra ! le hitaingina pousipousy zao no tena mba tiako atao....:)
36. ratonga
(
15/06/2007 05:59)
fiffi: d tsy maintsy entina any bira zany twa ra izany fa eto tana ny pousy tsy motondra oul fa entana ihany:lol::*:*:*:*:*
37. Fiffi
(
15/06/2007 10:14)
ratonga: :*:*:*:* humm...
de hisotro rano vichy an ! hihihihhi de manao an'ity...[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/chevalcourse.gif[/IMG] misy parc zay tadidiko fa efa tany zah an ! :)
de hisotro rano vichy an ! hihihihhi de manao an'ity...[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/chevalcourse.gif[/IMG] misy parc zay tadidiko fa efa tany zah an ! :)
38. sakaizakely
(
15/06/2007 15:18)
de hikilandy hiaraka am Fiffi za zany fa ataovy any anaty valizy an :wink:
am oviana mandeha ?
am oviana mandeha ?
39. Fiffi
(
15/06/2007 17:17)
sakaizakely:heu....tsy lasa kosa akia le ao anaty valizy an ! zah tena be entana beee rehefa mandé koh :-D:{:{ de le hi-klandy kalou..heu...ary raha tratra klé ? =))=))=))
de hikilandy hiaraka am Fiffi za zany fa ataovy any anaty valizy an :wink:
40. Stretch
(
15/06/2007 18:49)
:-D
refa tratra mikilandy any dago de aterina any amorondranomasina (frontiere)
euuuuh![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/chevalcourse.gif[/IMG]dômazy fa ra le any bira io an !
tena maimbo ampy be tena tsy laitra maintsany , mbô e e ![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/clown.gif[/IMG]