Ny anjely
21. marozevo
(
18/06/2007 23:29)
Oay... tsy mahay i gasynamana... Fa angaha ny mpanadina no manome bonbon fa tsy ny Ray aman-dreny....
22. gasynamana
(
18/06/2007 23:53)
Galeoka no misy raha hisotro, fa an-jaza be zany bonbon zany. :lol::-D:-D
23. niryna
(
21/06/2007 14:06)
ikaretsaka:
niryna io nataoko hoe http://www.demello.org/article12.html io amiko no atao hoe "fifohazana":wink::wink:
Dia tena tsy azoko mihitsy ny tianao ho tenenina.EFa mifoha aho ka.
