fihaonana any dago, de ahoana?

21. watafon ( 13/06/2007 04:58)
teo ihany za k ! nareo tsy nisy hitako tany kou !:-D
diam, melody, fiffi ::-*:-*
22. melody ( 13/06/2007 17:00)
t
eo ihany za k ! nareo tsy nisy hitako tany kou !

tsy hita taiza ry watafon?
23. watafon ( 14/06/2007 06:12)
efa we teo foana wa ! jereo amzao ftsn ary !:wink:
24. melody ( 14/06/2007 19:43)
watafon, hihihi eny ary o! efa hita indray izany aloha e!
25. watafon ( 15/06/2007 08:40)
ie efa manomboka hohita foana amzay k !
26. melody ( 15/06/2007 13:21)
na dia rehefa tonga any tana aza ve?:wink:
27. watafon ( 15/06/2007 16:43)
ie izany tokoa k ! :-*
28. melody ( 15/06/2007 19:50)
ho hitantsika eo ary an:wink:
29. watafon ( 16/06/2007 12:52)
wait and see ! :lol::-D
30. melody ( 16/06/2007 13:34)
watafon: teny inn kay io?:wink::-D:-D:-D
31. watafon ( 18/06/2007 04:30)
teny sinoa e! :-D
32. rapala ( 18/06/2007 10:35)
watafon: andray kosa e!
33. watafon ( 18/06/2007 13:50)
rapala: maninn kosa za e ! :-*
34. rapala ( 18/06/2007 14:17)
teny sinoa:-D:-D:-D indry ity koa raha hananiany an!
35. watafon ( 18/06/2007 14:24)
efa ifanaovana io eto k !:-D:-D
36. mbaliana ( 18/06/2007 18:01)
anga afaka manoratra teny sinoa eto
37. melody ( 18/06/2007 18:26)
hay misy fananiany toy izany an, andraso fa atao masaka watafon, miandry kely fotsiny, iny tsy hampoizina iny no hanaovako azy, teny sinoa...........:-D:-D:-D:-D
mbaliana: tô mety daholo izany akoa izay teny rehetra a, alefaso ary ny zapone andry e:-D
38. nathie86 ( 19/06/2007 06:02)
za ko reto d tena tsy maharaka ity fihaonana ity mintsy ka, fa nga efa nisy teto dago mo zany d taiza8O
39. mbaliana ( 19/06/2007 19:36)
aleo teny le misy mahazo ihany akia melody fa sao tsy misy mamaly eo a...:-D:-D
40. sasa ( 20/06/2007 04:38)
nathie86 hi hi hi hi hi hi hi misy numero any ambadika any an'i tompon'Andraikitra ireny d refa te-hihaona am namana enao d miantsoa andry zareo d manontanitany vaovao hoe rahoviana indray no misy fihaonana, fa ny fihaonana teto dago izay efa tena tsy voaisako tsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3768