fihaonana any dago, de ahoana?

1. diamondra27 ( 09/06/2007 18:01)
Hono ho aho, za zany mba liana te-hahalala hoe: rehefa misy namana avy aty ivelany tonga any dago de le mametraka antso eto ireny , de refa tafahoana ianareo

- de fihaonana thème inona no resaka
- fihaonana ny samy efa mifandray ambadika any ihany ve no mihaona sa ze te-ho tonga?
- de misy ifanarahanareo sa ahoana, ny tiako lazaina dia hoe: aiza ianreo no mifanao fotoana , any @ finana glasy sa resto sa pizza sa any an-tranon'ny namana sa aiza?
DE iza no mandoa ny sakafo sa samy mba mi-payer ny sakafo haniny sa ilay nanao antso no mi-payer?

de misotra ny tsirairay
de samia koa milaza ze fandaminana tokony hatao raha misy proposition

:-*

novalian'i melody ny 25/06/2007 08:38
2. Imahaka ( 09/06/2007 18:52)
milay kosa izany fanontanianao izany!
3. diamondra27 ( 10/06/2007 11:19)
Imahaka:ka tsy maintsy mazava tsara daholo ny relation fa sao dia misy ny fifandisoan-kevitra.:wink:

raha mahalala tompo-na cyber café zao de mba azo lazaina le ranamana hoe: afaka mba mampiasa ny cyber-nareo ve zahay mba hampita fampianarana kely momba ny fampiasana ny internet etc... , mba manao asa soa izany le ranamana avy aty dilambato fa tsy asaina mandoa vola le namana any dago e!sa tsy misy fotoana?

ny an'i nyrina aloha izany de fihaonana t@ tanora ny azy no nataony...(tsy voalaza we teto ireo namana ireo na tsia; le voalaza atsy @ fanabeazana)


miandry ny vaovaon'i namana hafa indray izany.:wink:

ary t@ imahaka tany dago dia nanao fihaonana sa voyage top secret(nanao recherche)?:wink::-$:-$
4. xena ( 10/06/2007 11:22)
na dia be vary amin'anana aza! hihihi...tsy mba mamaky ny dinika sy fihaonana ato mihintsy angamba i Diamondra27 io, avereno vakiana tsara daholo e!
Raha toa ianao ka tsy manam-bola fa lanin'ny polisy tao paris daholo dia entohanay ianao ! Tsy olana izany raha mbola miasa kely koa, eny fa na dia ny bourse kely aza no hanaovana azy tsy olana mahintsiny! DE Tongàva foana fa mahafinaritra ny fihaonana aty , mba miova indray fa aiza ve dia ho any Chine foana!8O
5. diamondra27 ( 10/06/2007 12:26)
xena : le aiza aloha izany e!

tsy de mamaky loatra satria tsy ampy ny fotoana koa: sa tsy maintsy mamaky ny dinika rehetra moa rehefa eto?:lol:

ndry koa tsy mamaky tsara fa tsy za ange le tratran'ny polisy ao paris fa zava-misy io e!:-D:-D


xena: sao dia afaka mandoa frais aller retour gratuit koa akia nareo:-P:-P?
i colar koa manko le manao antso foana eto nefa tsy misy tonga mihintsy ny namana ho any aminy.
misaotra mialoha anareo sy colar izany e!;-)
6. vale ( 10/06/2007 13:28)
:-D:-D:-D:-D malaza mihintsy izao colar izao :lol:
manao fety manonkana angaha i colar sy xena?:roll:
7. xena ( 10/06/2007 13:37)
Diamondra27: ny namana aty vonona handray tsara izay te hankaty rehetra, izany no maha- pinamana anie e!
DE vakio daholo ny dinika fihaonana hoà, sa aiza izany tianao ho fantatra izany? vakio daholo raha te hahafantatra misimisy enao e!

8. lo ( 11/06/2007 04:33)
diamondra27
- tsy misy thème we inn lotra fa ny fifankahalalana alo ny voloany d mande wazy eo refaveo, arakarak'izay resaka eo fa tsy voafaritra mialoha, rah tsy we nga efa omanin'ilay nametraka antso?
- ze te-ho tonga d mahazo tonga doly k, fa matetika alo le efa zatra tonga no tena mande e (:wink: les mêmes têtes), fa tao ho ao aloha nanomboka nisy vaovao bdb tonga
- le fanaovana fotona ndray miankina amle niantso, rah miteny izy we ary d ary, sinon mifampiantso zay vo mametraka we ary na ary
- ny mi-payer d arakaraka (mety we samy mandoa, mety we le mi-inviter no mandoa rah zay no nolazainy), fa zany we matetika refa misy fihaonana reny we any antranon'ny namana d marina we manomana zvtr kely le tompontrano fa samy mitondra eny iany ny namana tonga any rehetra, ifanampiana e.

fa efa misy tompon'andraikitra afaka antsoina rehefa misy te-hihaona amin'ny namana eto dago, dia ry zareo no miara-miketrika ze tokony atao amle ol aveo, tsy misy tadidiko ny num-ny fa jereo anaty forum hafa any azafady :)
9. diamondra27 ( 11/06/2007 07:11)
vale:

:-D:-D:-D:-D malaza mihintsy izao colar izao :lol:
manao fety manonkana angaha i colar sy xena?:roll:



:-D:-D:-D

mety possible

noa akia fa sao de bedy eo za we mamely tsaho fa ry zareo zany le malala-tanana mampiantrano sy manampy ny avy aty dilambato e!:wink:

bravoooo
10. ftma ( 11/06/2007 07:13)
diamondra27: handeha any nga ndriko?
Efa feno io fanazavana nomen'i lo io fa rehefa handeha manorata any @ glou na ravatorano
11. diamondra27 ( 11/06/2007 07:15)
xena:

Diamondra27: ny namana aty vonona handray tsara izay te hankaty rehetra, izany no maha- pinamana anie e!
DE vakio daholo ny dinika fihaonana hoà, sa aiza izany tianao ho fantatra izany? vakio daholo raha te hahafantatra misimisy enao e!




miala tsiny aloha fa tena tsy maharaka momba ny fety sy fihaonana e!

ka tsy ireny fihaonana organisé ireny ange no tiako fantarina akia fa le fihaonana @ le passagen'ny namana ivelany e! mety tsy mifankahazo ny resaka

fa j'ai noté zany de mba mandalo any amindry refa tonga any bira an! eny fa na de misy havana aza any de mba mihaona zany e! we aiza i kala xena , de ho any andranomafana isika an!
12. diamondra27 ( 11/06/2007 07:19)
lo:

diamondra27
- tsy misy thème we inn lotra fa ny fifankahalalana alo ny voloany d mande wazy eo refaveo, arakarak'izay resaka eo fa tsy voafaritra mialoha, rah tsy we nga efa omanin'ilay nametraka antso?
- ze te-ho tonga d mahazo tonga doly k, fa matetika alo le efa zatra tonga no tena mande e (:wink: les mêmes têtes), fa tao ho ao aloha nanomboka nisy vaovao bdb tonga
- le fanaovana fotona ndray miankina amle niantso, rah miteny izy we ary d ary, sinon mifampiantso zay vo mametraka we ary na ary
- ny mi-payer d arakaraka (mety we samy mandoa, mety we le mi-inviter no mandoa rah zay no nolazainy), fa zany we matetika refa misy fihaonana reny we any antranon'ny namana d marina we manomana zvtr kely le tompontrano fa samy mitondra eny iany ny namana tonga any rehetra, ifanampiana e.

fa efa misy tompon'andraikitra afaka antsoina rehefa misy te-hihaona amin'ny namana eto dago, dia ry zareo no miara-miketrika ze tokony atao amle ol aveo, tsy misy tadidiko ny num-ny fa jereo anaty forum hafa any azafady :)

___________________________________

misaotra anao nanome valiny mahafapo sady mahitsy

ry nyrina manko no tany fa tsy mba nilaza hoe: ahoana ny natao fa nilaza kosa ny mission nataony de mahafinaritra koa izany.


mazava sy mahalaza ny tiako fantarina ireo.
13. bobone ( 11/06/2007 07:48)
Diamondra: mbola tsara an!
Mis Tompon\'andraikitra akia ao an! fa angaha nidry ity tsy akaty e! izaho anefa nanantena andry fa ho avy!
ilazao ihany rehefa ande e!
14. diamondra27 ( 11/06/2007 08:29)
bobone: miteny ihany fa aza taitra e!
tsy maintsy mihaona raha mbola sitrapon'i Tompo

bobone: tsy le fihaonana toy io organisé io no tiako lazaina fa le fihaonana ny olona manao vakansy de te hiaona @ namana

fa misotsa na de zany aza e! bizz ndry:-*:-*
15. xxx ( 11/06/2007 08:55)
tsiary alehany mihitsy io fomban'olona tia misikotsikotra ny fianan'ny olona io!
16. diamondra27 ( 11/06/2007 13:17)
ftma: ye sao de lasa tampoka e!:wink:

xxx: f'angaha hisikotra fiainan'olona fa hanao fihaonana sy efa nanao fihaonana ry zareo e!miara-mifaly sy mba mifankahita
17. watafon ( 11/06/2007 14:50)
:-*:-*:-*diamondra : tongava fa mahafinaritra foana ny fihaonana aty dago k!:-*:-*
18. melody ( 11/06/2007 14:54)
tongasoa indray izany watafon an! Taiza fôna:wink:
19. Fiffi ( 11/06/2007 19:15)
eny tokoh hoa ? :roll:
20. diamondra27 ( 12/06/2007 08:00)
wata::-*:-*
misaotra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4707