Misy mesazy ny findainao.

41. Fiffi ( 12/06/2007 09:34)
ikaretsaka:

fiffi> mora takon'ny sarinteny an..
mila manao fianarana "dessinatrice des mots" hono ianao!:wink:
heu....manaiky zah fa zah no adala...ny ato an-tsaiko hiany no hihazonako...:oops:


42. marozevo ( 12/06/2007 19:21)
Samihafa kosa ry Fiffi ny atao hoe adala sy ny hoe tsy mahazo ah.
tsy adala izany ianao fa mba tsy nahazo fotsiny.
43. ikaretsaka ( 12/06/2007 21:46)
tsy nandefa saina lavidavitra kely fotsiny i fiffi fa tsy adala ka! izay no tsy nahatakaranao an'iny raha ny fahitako azy , tsy nisy olana anefa ilay izy izy satria tao ilay fahavononana ny hahafantatra sy ny fivelarana, noho ilay hoe tsy azo dia eo fotsiny!:-*
44. Fiffi ( 17/06/2007 11:00)
de tena nahazo message androany zay tena nampiheritreritra anaha tokoh;.....
45. marozevo ( 17/06/2007 20:52)
Asa inona no message voarain'i Fiffi androany, fa izaho koa nahazo. Izao ny ahy no voalaza tao : "Voavela ny helony satria be fitiavana izy". Asa angaha rey olona na iza na iza io "izy" lazainy io. Androany Alahady tamin'ny 10ora sy 30' aty France no nahazoako an'io.
46. Fiffi ( 18/06/2007 21:09)
marozevo: ny azoko de hoe "Vous êtes unique et Dieu aime cela !"

"Pour moi, il m'importe fort peu d'être jugé par vous, ou par un tribunal humain. Je ne me juge pas non plus moi-même, car je ne me sens coupable de rien."
47. marozevo ( 18/06/2007 21:57)
Tena unique eo imason'Andriamanitra izany ianao... Isaorana anie Izy.

Tsy misy mampieritreritra izany fa mila valiana hoe "Inty aho fa miantso ahy Ianao".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3679