Misy mesazy ny findainao.
21. marozevo
(
08/06/2007 07:54)
Dia nanahoana ny resakareo ? Amin'ny manaraka rehefa tafaresaka aminy ianao dia mba ampitao any ny "bonjours" avy amiko.
22. miantra
(
08/06/2007 12:15)
Miarahaba ny namana:
Ity misy numéro d'urgence nisy nanome ahy dia zaraiko aminareo izay liana:
Salamo 50: 15
jereo eto: http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=Salamo&Toko=50&dika=
sy
Jeremia 33:3 jereo etohttp://www.baiboly.org/toko.asp?boky=Jeremia&Toko=33&dika=
Dia mazotoa daholo

28. Fiffi
(
10/06/2007 06:46)
ikaretsaka:Ika: azavao kely io fa tsy azoko an !
dia misy koa hoe> Raiso sy hano ny vatana sy rany eo am-pitelephonevana rehefa misy fotoana
29. andry44
(
10/06/2007 10:34)
Verifio tsara aloha hoe mahazo réseauve ve findaiko vao miantso sao de hors zone ianao!!:lol:
30. marozevo
(
10/06/2007 12:34)
Io serveur iray io mahazo reseau foana na aiza na aiza misy anao. Sady ny azy ny "bip" sy ny sonnerie tsy mba heno avy eto ivelany fa maneno ao anaty feon'ny fieritreretana.
31. andry44
(
10/06/2007 20:02)
ny serveur-ny mandray foana fa ny antsika,lay fiday ampiasaintsina izany no tsy mahita an'io serveur io matetika :roll:noho ny fahotana maro² isan'andro de tapaka ny réseau:lol::lol:
33. ikaretsaka
(
11/06/2007 05:37)
andry44> io indrindra no ilaina ilay numero 2 na sakramenta (sakramentan'ny fammpihavanana)
34. Fiffi
(
11/06/2007 06:56)
tsara be ity dinika ity fa tena tsy mety am-saiko mihintsy le natao hoe "finday"
36. miantra
(
11/06/2007 14:39)
Fiffi:io voalazan'i Marozevo io akia hanaovana azy ah, tena sarinteny mihintsy ilay izy raha ny fahazahoako azy.
Fa saingy tsy misy hoe "votre correspondant n'est pas disponible ou n'est pas dans la zone de couverture sns..." sa ahoana marozevo?
Fa saingy tsy misy hoe "votre correspondant n'est pas disponible ou n'est pas dans la zone de couverture sns..." sa ahoana marozevo?
37. marozevo
(
11/06/2007 22:01)
Hita ho'aho koo....
Nisy fanadinana izay nataonay tamin'ny taona 1982. Malagasy ilay izy ka izao no laza adina : "Vao nahita ny sivilizasiona tandrefana ny Malagasy dia tsy naharay lamba. Hadihadio".
Dia natao ary ilay izy. Nony afaka herinandro niverina, ka alohan'ny hizarana ny feuille dia nanao remarque le prof. Ny an'i.... (tsy tononiko ny anarany) dia resaka malabary sy lobaka, salaka sy pataloha, jean sy lamba landy, ahibano sy bonetra... izany no nameno ny copie-ny.
Nefa sarin-teny ilay hoe "tsy naharay lamba".

38. andry44
(
11/06/2007 23:10)
Fiffi>ny nahatonga lay hoe "finday" angamba de io fitaovana io no anisan'ny be mpampiasa indrindra eran-tany@zao fotoana izao ka mora ho azon'ny maro ny fanoharana!
Raha tsorina de hoe:mila mifandray tsy tapaka aminy isika!Mifankazara @Tsitoha de hiadana ianao,hoy ny mpanao salamo!:lol:
Raha tsorina de hoe:mila mifandray tsy tapaka aminy isika!Mifankazara @Tsitoha de hiadana ianao,hoy ny mpanao salamo!:lol:
39. ikaretsaka
(
12/06/2007 04:00)
fiffi> mora takon'ny sarinteny an..
mila manao fianarana "dessinatrice des mots" hono ianao!:wink:
mila manao fianarana "dessinatrice des mots" hono ianao!:wink: